Vahaolana tsotra hialana @ izao Sahotaka izao!...

1. xxx ( 11/02/2009 13:30)
Aleo ny vahoaka ( ny tena vahoaka)manerana ny nosy mihintsy no hanao fitsapan- kevi- bahoaka na référendum , Mbola tokony hanohy ny asany ve ny mpitondra ankehitriny ? Eny sa Tsia . Raha lany ny Eny dia manohy ny diany izy hatramin ny 2012 raha tsia dia miala izy dia misy président Interim toy ny t@ andron ingahy Ratsirahonana , manendry ny GVT mandrapahatonga ny 2012

Un point c est tout!
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:36
2. TWING ( 11/02/2009 13:38)
référendum dia atao hoe Tsy tohizana ve ny lalana ?

tsy tohizana oui
tohizana non

zay no mety
3. xxx ( 11/02/2009 13:47)
TWING:
référendum dia atao hoe Tsy tohizana ve ny lalana ?

tsy tohizana oui
tohizana non

zay no mety

Ra ts otoizana ny lalana de in zan n eo.ra tapatapaan ne n lalana de tsis lalan tson zan e
aleo toizan ian ka
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
4. xxx ( 11/02/2009 13:54)
Aleo samy handresy lahatra ampitoniana sy malalaka ny mpomba ny ENY sy ny TSIA dia hita eo!...
5. xxx ( 11/02/2009 14:00)
Pactes sataniques ve? OUI ou Non
6. andrywui ( 11/02/2009 14:16)
xxx aby hono ry assassin rehetr reto klé ! kanosa !! io FAHATAHORANA io de sakana iray tokony hialana mihitsy fa io ihany no tsy ahasahian'ny malagasy fa tsy toy ny firenena rehetra miteny fa de zatra ny miondrika sy manaiky foana ze atao azy eo !! aiza ka 30euro no karama omena isambolana ,nefa 1,40euro ny carbu d manaiky eo foana !! zay ane no hanaovan'ny olona ny malagasy oe gogole e!! manaiky foana !! tarazo tamin'ny razantsika tam andron'ny vazah taloha izy io de ekena hatramzao ,,ka izany hitaky sy handà izany de alavirina mafy fa de ny manaiky ihany !!! ka toetsaina iray alefako tsy hiraikitra amin'ny malagasy io fa de mampalaelo ary apetraky ny olona ho dondrona ny olona manaiky foana !! tandremo fa ny Andrywui = Andrympiady fa tsy oui an
7. patrick2002 ( 11/02/2009 14:16)
an-Ravalomanana irery ihany anie ny harena sy ny voninahitra ,ao Madagasikara ,hatrany an-habakabaky madagasikara ,ka hatrany ankibony tany ,efa na ny any anaty ranomasina
OUI ou NON
8. andrywui ( 11/02/2009 14:20)
patrick2002 ==== tena NON mihitsy zany klé !!
9. xxx ( 11/02/2009 14:52)
Izaho dia tsy mpomba na iza na iza ! Fa hita taratra mandrak izao anie ny tena olana e dia Ny Fitiavantena !...Aretina mahazo ny tany mahantra moa izy ity e!

Fitiavantena ny fivarotantany @ Daewoo, ny Air Force 2, ny Magro ,...

Fitiavantena ny mijapy train manararaotra mba hitady seza @ izao

Fitiavantena ny mandoro sy mamotika ny fananan ny olona

....

Matoa misy izao dia tsy hisy afaka ny hilaza hoe ny an i Tim no marina na ny TGV no marina!


Aleo hifidy tsy ankaneritery ny vahoaka ( manerana ny nosy) dia ho hita eo !
10. tsiafoi1 ( 11/02/2009 15:07)
Ity no tetik'ady farany :
"Référendum no hifaharana",
Adala anga izahay nifidy?
Ka ianareo no andeha handidy....

Rehefa tampo-dalana haleha
Ndàna indray mi-exilés,
Frantsa koa mbola malalaka e....
Fa aza aty no mijabaka...

11. andrywui ( 11/02/2009 15:26)
io ndray le tonokalo votany kelin'ni Tsyafoi !!! efa nahazo mafy taminle versets biblik manko ka tsy nanao tsony de am tonokalo ndray no mamatrapatratra mafy!! mila hanarina mafimafy mitsy ty tsyafoi ty klé !! ary aiza ary no mba ahitany anireo tonokalo votany kely ireo
12. Ryhana ( 11/02/2009 16:27)
Tsotra ny vaha olana
Samia mahatanty demokrasia.
Andraso ny fotoam-pifidianana. Ireo mpanao politika tsy mahazaka fifidianana ireo manangana fitondrana andalambe ireo.
13. andrywui ( 11/02/2009 16:51)
otrizao kou no nataon-ndra8 tam 2002 f'anga tsy fantatrao sa ririnindasa tsy tsaroana !! sa manao vaindrahalahy tsy maharary !! sa rehefa ny olona no misioka de vorondolo ?? nitodian'ny nataonareo tam 2002 nareo zao ka tsy maintsy mirodana amzay io raha vao manao fiantsoana goavana indray mande farany eo !! azo ???
14. xxx ( 12/02/2009 00:36)
Oay lel'ena!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.117