TGV nahavory +1.000.000 de pers ,RAVALO anio 82.000de pers

1. andrywui ( 11/02/2009 10:31)
de misy mahita kintana mihitsy ry zalahy sasany oe olona betsaka be mibosesika be !! nefa anie de olona 82.000pers no omby ao mahamasina raha tena mifanitsakitro hatreny amin'ny terrain aza izany e!! de ataovy ny calcul fa 5.000.000 ny isan'ny vahoaka etto Antananarivo !! de firy pourcent zany ireo olona eo mahamasina ireo ?? olona kely 5 na 10% ireo raha misy fa aza de veletsioka be ambony ihany fa vomboatavo kely ireo
novalian'i xxx ny 11/02/2009 12:52
2. andrywui ( 11/02/2009 10:40)
menatra anga de nitsoaka tato Penguin ?? aona io 5% kely ao Mahamasina io e!! 1.000.000 de pers ane ny an'i TGV teo Analakely e!! vao andro vitsy zay !!
3. kidoropamba ( 11/02/2009 10:49)
Aza adino fa na dia ireto olona tonga tao mahamasina ireto dia TSY HANOHANA ANDRAVALO IZANY FA HANOSIKA AZY HANAO NEGOSIATION @ TGV..hin!hin!hin!hin!

Arosoy ny ministra manaraka ry praiministra Monja Roindefo a.
4. tovogold ( 11/02/2009 11:48)
fa iza no milaza fa ireo lazaina oe 1.000.000 reo ve de hanohana anazy fa ts miandry izay toerana ho robana fotsiny
5. xxx ( 11/02/2009 12:52)
tovogold;aleo enao ny hilaza azy fa tsssss i ra andrywui sy rakidoro anie efa maty eritreritra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461