Mbola eo Mahamasina ny olona ka i kidoro milaza hoe ny tao

1. penguin ( 11/02/2009 11:08)
Mbola ireo ny olona ary mitohy ny fandaharampotoana koa inona no hilazan'i kidoro hoe ny tao Mahamasina sa mandainga ?
novalian'i xxx ny 11/02/2009 15:48
2. andrywui ( 11/02/2009 11:13)
mbola eo ny olona sady faizin'Andriamanitra amin'ny ranonorambe mivatravatra ahatonga saina azy !! jehovah o! asio varatra amizay ho fay tanteraka !!
3. xxx ( 11/02/2009 11:23)
hahahahahahaha! efa mitapy mihintsy ty Andrywui ty ka! aiza re izany e! fanina ve e! mbola aiza anefa e!
4. penguin ( 11/02/2009 11:24)
Kay moa miantso varatra ny milaza ny mpanara-dàlana ho mpamosavy an ? Ny marina amin'izao fotoana izao dia ireo mbola eo ny olona ary mitsahatra indray aza ity ny orambe voalaza. Samy miantso Jehovah fa ny manaotao foana hita eny ihany. Tsy nisy Andriamanitra nilaza hoe mamono tena ary heloka izany koa inona no hidirana amin'ny faritra tsy azo hidirana ?
5. kidoropamba ( 11/02/2009 11:26)
Tsy misy lainga io ra penguin fa eto ankaikin'ny "gerb'ors" taloha iny aho izao manao cyber ary manoratra aminao io.

Hetsiky MMSM t@ fotoan'androny izao fa ny mha samy hafa azy kosa dia hanery andravalo hanao negosiation ireto olona ireto.

Misy manompa andriamanitra ange any fa hoe 25.000 personnes hoy RFI e. Raha ny fahitako azy dia raha esorina ny 5.000 polisy sy miaramila, esorina ny 4.000 mpiasam-panjakana, ny 1.000 fianakavian'ireto parlemantera, governemanta sy ny prezidansa, dia 15.000 sisa. Kanefa milaza ny TIM fa manana mpikambana 300.000 ao Iarivo. AIZA DAHOLO RY ZAREO IO??????

HATSANGANO NY SAINA FOTSY RAVALO MPAMONO OLONA FA RAHA TSY IZANY DIA HANENDRY MINISTRA INDRAY NY PRAIMINISTRA MONJA ROINDEFO RAHAMPITSO.
6. ralalaina ( 11/02/2009 11:32)
tsy maintsy mifona io ra8 izay no hainay izahy tsy mijanona hitolona zany raha tsy miala eo io
7. andrywui ( 11/02/2009 11:37)
merci rakidoro amle vaovao be an !!! hay ve letsy 25.000TTC ny olona tonga ao !! de raha miala hatramin'ny olona hijery spectacle fotsiny ndray letsy ry Kidoro de ho firy sisa le !! tsary misy tsony ao oa fa ny vava sisa no apoapoaka hamenoana isa
8. penguin ( 11/02/2009 11:43)
Atao mifona izy raha laninao f'aza mampiomehy eo e ? Misy farany ny rehetra ka samy miandry izany isiaka fa ny mandainga milaza hoe izao no tao nefa ny zavatra ataon'olona mbola mitohy ary tsy mifarana no lainga raofina. Rehefa vita ny famoriana olona vao milaza hoe izao no tao sahalan'ny nilazan'i TGVoa hoe tsy ahazo olona ireo na kely aza izay efa nolazainy niaraka t@'i sareraka omaly. Izao hita mbola mitohy asa na hatramin'ny firy izy io ?
9. mion ( 11/02/2009 11:52)
efa lasa adala mintsy ireto tgv ireto fa toa mitsipatsipaka miala aina daholo. sambatra ireo namoy ny ainy t@ fandrobana sy ireo nisafidy ny ho tifirina teny ambohitsorsohitra fa ne lisany no tena ratsy, tsy mety maty mintsy fa mbola mitsipaka etsy mitsipaka eroa. Mitomloma foana mandrakizay fa tsy hiala ra8, refa leo kely de modia any ambanivohitra mitolna omby indray, any tsy maninn raha tratra am-body omby aza
10. penguin ( 11/02/2009 11:59)
Andeha ho eny Mahamasina aloha ny bandy fa rahampintso indray ny TGVoa a.
11. andrywui ( 11/02/2009 12:03)
mampalaelo mihitsy !! zatra ny manaiky foana de tsisy saina tsy hanaiky ny tsy rariny zany !! ranizao ttlo izao anefa vao misy tsy rariny kely ataon'ny mpitondra defa tsy manaiky ny olona !! fa ry gogole ireto defa ampihinan'i Ravalo ny malotony de mbola miondrika ihany !! ary io MIONDRIKA ihany sy MIONDRIKA foana io no toetsaina iray tokony esorina amin'ny Malagasy fa tarazo hatraty amin'ny taranaka aty aoriana le manaiky lembenana be fahatany ity !! nefa de taratry ny fahadondronana izany
12. TWING ( 11/02/2009 12:11)
hein hein

AREMA daholo zao ireo ao Mahamasina ireo satria

AREMA no nalaza

avy eo TIM

TGV indray zao

AREMA = TIM = TGV = spéctacle gratui saingy

TIM = TGV = tsy misy ROSSY
13. ralalaina ( 11/02/2009 12:14)
ela io no efa miala aina,kely sisa ny fahefany ela de hirodana izahay tsy maintsy mitolona na dia hotifiriny elahi isany daholo aza izay
14. xxx ( 11/02/2009 12:15)
hoy andrywui ====


ary io MIONDRIKA ihany sy MIONDRIKA foana io no toetsaina iray tokony esorina amin'ny Malagasy fa tarazo hatraty amin'ny taranaka aty aoriana le manaiky lembenana be fahatany ity !! nefa de taratry ny fahadondronana izany


--ef hatram fah vazah talo n ef nis zany oui vazah! oui vazah! zan ,fa ty taonarivo fahatelo ty kos ts tkn his tson zan am malagasy
15. biry ( 11/02/2009 12:16)
ratsy io grevy io ry reto an , zao zao mety handeha hody ny mpapiasa vola
eto madagascar fa matahotra grevy , de inona njay no ho aniny malagasy majinika , ry zareo reo ange zao tsy ahantra mintsy na ho dorana hatraminy tranony ary eh, de maninona zao raha tsy hitarina ilay fitakiana fa refa viva no
sokafana de viva , zao zay zao hiidy ny orinasanay nefa mamelona olona 30 000 personne de ho any @ andry ve zay rehetra
16. tsiafoi1 ( 11/02/2009 12:21)
Avy eny Mahamasina ny tenanay.... Ary efa ato am-piasana indray mba hanohy ny asa, ary dia manararaotra mampita ny vaovao mahafaly ho antsika rehetra....:

1- Voalohany indrindra de Isaorana lehibe Andriamanitra, fa Mahery indrindra Izy ary mamaly vavaka tokoa....

2- Mampietsi-po tokoa ny nahita ny malagasy rehetra, tsy hanavahana saranga, fa na tao anaty ora-mikija aza, de mahita enao ireny olona mihaja be ireny, manao costar, tsy mitondra elo, fa miara-miaritra sy miombom-bavaka, eo afovoan'ny kianja (teo moa no nisy ny tenanay)....

3- Mampietsi-po tokoa ny niarahana-niredona ny "Zanahary ô! Tahio ny tanindrazanay"

4- Mampietsi-po ny hafatra napetrak'ireo Ray aman-dReny amam-panahy....Ary samy nahazo ny HAFATRA FENO FAHENDRENA sahaza azy avy na ny andaniny Ray aman-dReny (Fitondrana), na ny ankilany (Mpikomy) ny tanora moa mazava ho azy @'ny ankapobeny.

>>>>Tantely amam-bahona ny fiainana...., Ary tsy maintsy mitraka na eo aza ny rahona midona, ny lalam-piainana hizorana koa mbola lavitra....

5- Taorian'ny vavaka fahatsiarovana ireo namoy ny aina, ny vavaka ho an'ny Firenena, de niroso t@'ny Fanentanana hitraka sy hiatrika ny Fiainana i Ndondolahy avy eo "AO VE E....!" Teo no nangata-dalana tao anatin'ny vahoaka analin-kisa koa ny tenanay mba hamonjy indray ny asa aman'andraikitra....

MADAGASIKARA ANIE HILAMINA TOKOA!
17. kidoropamba ( 11/02/2009 12:26)
Raha tsy nisy izao TGV izao hoa dia tsy tonga saina ity dondrona Ravalondoza ity e. Jerevo fa izy namono sy nampamono ny vahoaka malagasy indray no avo vava sahala @ ilay gisa mangalaketsa.

Hidio sahala @ Moxe koa ity vavandravalo ity e.

Io hoa rehefa olona adala no mitondra firenena. Tsy misaina fa manao izay saimpatany fotsiny.

Fady, ary tena fadin-drazana ny mametraka mpivarodronono ho filohampirenena fa hamono vahoaka.

Rava ny tsena ato mahamasina, samy mody ireo izany nahazo 25.000 ariary hividianana vary sy laoka @ izao krizy izao.
Volan'ny banky centrale daholo izany. Io no nitetezan'ingahy ravalondoza faritany nandroba ny volan'ny banky centrale.

MIALA HOA ELA RAVALO FA RAHA TSY IZANY DIA HO DANGITRA BE NY LOHAN'ELA.....
18. xxx ( 11/02/2009 12:55)
mba iza ary ty kidoro tsy dia misaina ty e
19. andrywui ( 11/02/2009 14:29)
i Kidoro de olona nitsangana natao ho mpananatra ny kely saina sy tsy ampy fahalalana ry xxx ah !! reny le dondrona be mpanaiky lembenana reny no tena ahitsiny fa diso lalana !! mazava ve
20. tsiafoi1 ( 11/02/2009 14:44)
FAHENDRANA LALINA tokoa!
Fa TSY KANOSA NY FILOHA,
Hainy ny nanaja tena,
Fa FILOHAM-PIRENENA!

FILOHAn'ireo Mpankato,
FILOHAn'ireo Mpikomy koa,
Tsy mpandranitra adim-poko,
Na mpanindraindra foko,
Tsy mpiandany atsy sy aroa,
Fa TENA HENDRY, MENDRIKA, ny FILOHA!




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0538