MANERY ANDRAVALO HANAGANA SAINA FOTSY NY TAO MAHAMASINA
1. kidoropamba
(
11/02/2009 11:03)
hin!hin!hin! Ompa variraraka no natao an'Andriamanitra satria nandatsaka ilay Orana. Tonga tao mahamasina mantsy ny sasantsasany @ vahoaka HANERY ANDRAVALO HANANGANA SAINA FOTSY.
Mazava ny an'i TGV: Tsaraina ilay nanome baiko nitifitra vahoaka; apetraka ny tetezamita; na atao ny fifidianana filohampirenena ao anatin'ny fotoana fohy.
Io ihany no negosiation azo atao.
Izao kosa ny kaodisiaon an'i levalo: Subventionné-na i TIKO sy MAGRO; Hividy raopilanina faharoa izy; ary avela i DAEWOO hitrongy ny harempirenena.
SAMBORY DIA GADRAO ITY LEVALO ITY E. IZAY IHANY NO FAVY

novalian'i penguin ny 12/02/2009 05:42
2. andrywui
(
11/02/2009 11:12)
heveriny fa ho TIM daholo zany ireo olona reo !! kay zany mbola tsary Tim aby nefa izy efa falifaly ery oe :mba misy 4% kosa kay tia ahy ko !! zao zany teren'ny olona hanangana saina fotsy ndray !! dony aho ranaotra !! hiala ao ny aina kou !!! efa haloambahoaka mbola mitagataga otran pengiun ao ihany !! ze olona kely notaterina avy eny ambanivohitra ve moa ahavita innn fa mody izy refa azo ny vola aloha ! sady zay faizin'Andriamanitra sahady amity ranonorambe !! hita mihitsy oe tsy ankasitrahan'Andriamanitra
3. salopard
(
11/02/2009 11:13)
-indrisy , tsy manana saina fotsy intsony ravalo
sainamena toin'ny lokon-dra sisa no ananan-dravalo
zone rouge,rouge sang, saina rouge
loko mainty koa ananany,
-osy mainty ohatra,
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff...tchouff...

4. heidi
(
11/02/2009 11:14)
HITA tsika eo zay hangana saina fotsiny mboa tsy farany anie izao e! :°)
5. BOYSGOSS
(
11/02/2009 11:21)
Mazava ho azy fa matoa makeny dia manohana azy. Zay anie no antso t@ Radio Mada e. Izay manohana ny filoha dia hiangavina ho eny fa tsy hoe izay tsy manohana ny filoha dia mandehana makeny hitsikilo ry nandra a
6. Oay
(
11/02/2009 11:21)
heidi:
HITA tsika eo zay hangana saina fotsiny mboa tsy farany anie izao e! :°)
Ka manomboka rahampitso zany d ny TGV eny @ 13 Mai d ny TIM eny Mahamasina é.Mahafinaritra kosa alou izany é!
7. kotobekibo
(
11/02/2009 11:43)
salopard:
-indrisy , tsy manana saina fotsy intsony ravalo
sainamena toin'ny lokon-dra sisa no ananan-dravalo
Lasa saina zapôney v ? :-D :-D :-D
Oay:
Ka manomboka rahampitso zany d ny TGV eny @ 13 Mai d ny TIM eny Mahamasina é.Mahafinaritra kosa alou izany é!
d mba lasa STEREO izany lé feo e! :-D :-D :-D
8. mion
(
11/02/2009 11:43)
Mbola tsy ampy ihany ve lty ny ràn'lisany ka mbola mitady ataon'i boay kely sorona a. Mbola mamafy lainga foana hatram zao.
Mbola tsy lany koa ny bala e, ampy tsara hitifirana ireo zay mbola miseho mafy be ka hamotika ny fananan-bahoaka sy handroba. raha lany de manafatra e, na mety grenady mintsy de @ zay betsabetsaka ny mpamosavy maty.
Mahonena ny mijery anareo domelina be loatra

9. Noue
(
11/02/2009 11:59)
nefa dia ity no hita tao
Les gradins du stade de Mahamasina, situé en centre-ville, étaient pleins, ainsi que la pelouse. Une foule fervente, dont on pouvait entendre la clameur à plusieurs kilomètres, applaudissait à tout rompre au passage d'une banderole sur laquelle était écrit: "Tsy Mila TGV", "Pas besoin de TGV", le surnom donné par ses partisans à M. Rajoelina.

10. kelyfaniry
(
11/02/2009 12:10)
Any Anjanamasina no metimety hitondrana an'i TGV sy ny forongony alohan'ny andefasana azy ireo any TSIAFAHY.
Aza mitonatonana maka ministera fa raha mila birao dia mankanesa any Andralanitra. Any no fananan'ny CUA. Azafady, hay ilay banbikely iny MAIRE DECHU.
Ireny teo Mahamasina ireny letsy ny herinay raha mitady ilisany â!
Iza ilay "Jeneraly" tsy mahay lalàna miaramila. Efa retirety marina sa galona kapisily nomena fotsiny.
Aza manaiky TSOFON'I TGV rano fotsiny rehefa mafampana fa mba asaivo mijoro izy raha lehilahy. Ny tena mpitari-tolona dia lohalaharana foana fa tsy mila bouclier humain.

11. andrywui
(
11/02/2009 12:12)
olona kely 4% ony de vahoaka be sady olona noterena ny ankabeazany avy any ambanivohitra no sady 25.000pers ve?? amity olona 5.000.000 eto iarivo !!! ny an'ny TGV 1.000.000de pers andro vitsy lasa zay
12. Oay
(
11/02/2009 12:28)
kelyfaniry:
Any Anjanamasina no metimety hitondrana an'i TGV sy ny forongony alohan'ny andefasana azy ireo any TSIAFAHY.
Aza mitonatonana maka ministera fa raha mila birao dia mankanesa any Andralanitra. Any no fananan'ny CUA. Azafady, hay ilay banbikely iny MAIRE DECHU.
Ireny teo Mahamasina ireny letsy ny herinay raha mitady ilisany â!
Iza ilay "Jeneraly" tsy mahay lalàna miaramila. Efa retirety marina sa galona kapisily nomena fotsiny.
Aza manaiky TSOFON'I TGV rano fotsiny rehefa mafampana fa mba asaivo mijoro izy raha lehilahy. Ny tena mpitari-tolona dia lohalaharana foana fa tsy mila bouclier humain.
Kely faniry fa mbola hiroborobo sa hofaty tsy hisy horaisina intsony? Mampalahelo ny fiteninao satria d manao tsinotsinona ny olona eny Andralanitra satria ve nareo misotro ronono sy voky menaka ary be vary avy any Ambatondrazaka d sahinareo ny miteny fa eny Andralanitra no sahaza an'i Andry tsy anaiky an'izany ny reniben-janany fa aza manahy ianao.Kely Faniry a, Marc koa anie efa tompon'ny CUA é, d naninn izy tsy nankeny Andralanitra nitsindroka zoridira nefa hitany au moins isankerinandro ny eny refa mandeha miantsinana eny aminy izy, tandremo ry kely faniry fa sao tsy hozaka ny tsinin'ireo tsy manantsiny ireo sao hoe tsy problèmenareo izany fa ny anareo beronono antavy.Mbola averiko fa "Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ary i kely faniry aza manahy fa Izy mijery midina fa tsy miakatra d raha tezitra i kely faniry d mivazavaza fa ny ahy alahelo an'ireo tsy manantsiny mitsindroka zoridira no nahatonga ahy hiteny fa tsy alahelo an'i Ngahy Rajoelina satria fantatro fa na inn na inn hitranga Rajoelina tsy ho eny Andralanitra fa farafaharatsiny mandeha mialokaloka any ivelany.
13. tsiafoi1
(
11/02/2009 12:32)
Avy eny Mahamasina ny tenanay.... Ary dia miverina ato am-piasana indray mba hanohy ny asa, ary dia manararaotra mampita ny vaovao mahafaly ho antsika rehetra....:
1- Voalohany indrindra de Isaorana lehibe Andriamanitra, fa Mahery indrindra Izy ary mamaly vavaka tokoa. Vahoaka analin-kisa no nameno ny kianja. Vahoaka mpanara-dàlana ary mitaky filaminana.....
2- Mampietsi-po tokoa ny nahita ny malagasy rehetra, tsy hanavahana saranga, fa na tao anaty ora-mikija aza, de mahita enao ireny olona mihaja be ireny, manao costar, tsy mitondra elo, fa miara-miaritra sy miombom-bavaka, 4eo afovoan'ny kianja (teo moa no nisy ny tenanay)....
3- Mampietsi-po tokoa ny niarahana-niredona ny "Zanahary ô! Tahio ny tanindrazanay"
4- Mampietsi-po ny hafatra napetrak'ireo Ray aman-dReny amam-panahy....Ary samy nahazo ny HAFATRA FENO FAHENDRENA avy @'ny Tenin'Andriamanitra, sahaza azy avy na ny andaniny Ray aman-dReny (Fitondrana), na ny ankilany (Mpikomy) ny tanora moa mazava ho azy @'ny ankapobeny.
>>>>>Tantely amam-bahona ny fiainana...., Ary tsy maintsy mitraka na eo aza ny rahona midona, ny lalam-piainana hizorana koa mbola lavitra....
5-Taorian'ny vavaka fahatsiarovana ireo namoy ny aina, ny vavaka ho an'ny Firenena, de niroso t@'ny Fanentanana hitraka sy hilofika @'ny Fiainana i Ndondolahy "AO VE E....!" Teo no nangata-dalana tao anatin'ny vahoaka analin-kisa koa ny tenanay mba hamonjy indray ny asa aman'andraikitra....
MADAGASIKARA ANIE HILAMINA TOKOA!

14. Oay
(
11/02/2009 12:55)
[quote=tsiafoi1]
1- Voalohany indrindra de Isaorana lehibe Andriamanitra, fa Mahery indrindra Izy ary mamaly vavaka tokoa. Vahoaka analin-kisa no nameno ny kianja. Vahoaka mpanara-dàlana ary mitaky filaminana.....
Misaotra an'i tsiafoi (Tsia Fohy ve fa lava hihihi.... aza tezitra enao fa somonga ny ahy é!) nanome vao². raha azoko tsara d mino an'Andriamanitra izany i tsiafoi noho izany dia manaja ny didy folo noho izany d manaja ny hoe "Aza mamono olona" d noho izany tsy manome baiko hamono olona, d raha misy mamono olona ny mpiaraka @ tsiafoi d tokony miampanga sy manameloka anizany tsiafoi toa tsy izany anefa no miseho an! d hiteny amiko tsiafoi hoe ry TGV no nanosika ny olona hovonoina mety marina izany fa izao refa mino an'Andriamanitra d tsy tokony hotratran'ny fankampanahy ary tokony hivavaka hatrany alohan'ny hanaovanjavatra, d tokony hahalala ihany koa fa mora ho an'ny rameva ny fidirana @ vodifanjaitra fa sarotra ho an'ny mpanakarena ny fidirana @ fanjakan'ny lanitra i tsiafoi anefa d mahalala fa mpanankarena ary harena mifono tsy fahamarinana ny an'ireo.Ka hoy aho hoe mieritrereta ihany aloha fa aza d mandoto ny anaran'Andriamanitra, tsoriko alou fa tsy problème-ko ilay izy fa anareo sy Andriamanitra ka izay hifanarahanareo any an, ny mampalahelo ahy d efa maro izao ny milaza hoe nobaboina t@ teny masina ny vahoaka kanefa ny zavatra atao toetra devoly d efa maro ny tsy mino an'Andriamanitra satria mahita ny mpanao ratsy tafita.
_momba ny tsondrano avy @ Andriamanitra d mba vakio ny tanataran'i Jaoba fa i satana koa d afaka manao ny asan'Andriamanitra fa ny tsy vitan'i Satana d ny manao ny aina.
_D tadidio koa fa i Kristy rehefa nalain'ny devoly fanahy d izao no nataon'i satana taminy "MIHAKOHOFA AMLIKO FA OMEKO ANAO IZAO TONTOLO IZAO" mazava izany fa afaka manao miracle koa i satana.
_D efa hitan'i tsiafoi kou ve fa i Pharaon nanao magie.
Ampy angamba fa ny lazaiko d hoe Mino fotsiny ihany fa tsy maintsy hivaly ny natao.

15. kokoloina
(
11/02/2009 12:55)
Aza mamikitra seza fa matoa misy manaraka i TGV dia misy tsy mety ao,tokony ovaina ny famindra r8,efa nisy anie niezaka nitolona fa tsy nahazo olona e!
ny tolona tsy maintsy mitohy !ianareo izao no maramara saina fa efa hanafatra fitaovam-piadina indray handri-pahana ny tsy mitovy hevitra @ tena!

16. tsiafoi1
(
11/02/2009 12:56)
Avy eny Mahamasina ny tenanay.... Ary dia miverina ato am-piasana indray mba hanohy ny asa, ary dia manararaotra mampita ny vaovao mahafaly ho antsika rehetra....:
1- Voalohany indrindra de Isaorana lehibe Andriamanitra, fa Mahery indrindra Izy ary mamaly vavaka tokoa. Voaporofo izao fa maro an'isa ny malagasy mandala ny ara-dàlana, sy mangetaheta filaminana. Raha ny fanombanako azy dia manodidina ny 50000 à 80000 tany no tonga teny, satria izay no zakan'ny kianja be raha feno hatreny @'ny pelouse, ankoatr'ireo olona nitazana tety @'ny zaridaina ivelany.
2- Mampietsi-po tokoa ny nahita ny malagasy rehetra, tsy hanavahana saranga, fa na tao anaty ora-mikija aza, de mahita enao ireny olona mihaja be ireny, manao costar, tsy mitondra elo, fa miara-miaritra ny ora-mikija sy ny fotaka, miombom-bavaka, eo afovoan'ny kianja (teo moa no nisy ny tenanay)....
3- Mampietsi-po tokoa ny niarahana-niredona ny "Zanahary ô! Tahio ny tanindrazanay"...
4- Mampietsi-po tokoa ny hafatra napetrak'ireo Ray aman-dReny amam-panahy....Ary samy nahazo ny HAFATRA FENO FAHENDRENA avy @'ny Tenin'Andriamanitra, sahaza azy avy na ny andaniny Ray aman-dReny (Fitondrana), na ny ankilany (Mpikomy) ny tanora moa mazava ho azy @'ny ankapobeny....
>>>>Tantely amam-bahona ny fiainana...., Ary tsy maintsy mitraka na eo aza ny rahona midona, ny lalam-piainana hizorana koa mbola lavitra....
5-Taorian'ny vavaka fahatsiarovana ireo namoy ny aina, ny vavaka ho an'ny Firenena, de niroso t@'ny Fanentanana hitraka sy hiatrika ny Fiainana i Ndondolahy "AO VE E....!" Teo no nangata-dalana tao anatin'ny vahoaka analin-kisa koa ny tenanay mba hamonjy indray ny asa aman'andraikitra....

17. xxx
(
11/02/2009 13:52)
ra za lety elah manana pseudo bobaka be io de mba menatra za kle , ny mpikambana (vrai) ato am serasera de olona tonga saina fa mba menatra na mba amboary le fomba fanoratra fa manjary tsarain'olona tsy amnapa lety a
18. heidi
(
11/02/2009 17:29)
Oay:
heidi:
HITA tsika eo zay hangana saina fotsiny mboa tsy farany anie izao e! :°)
Ka manomboka rahampitso zany d ny TGV eny @ 13 Mai d ny TIM eny Mahamasina é.Mahafinaritra kosa alou izany é!
zà alou tsy miraraharaha na iza mandresy na iza resy fa samy olona tsy de mendrika ireo
:^) ny ahy ny faripiain'ny vahoaka ihany no tokony hatsaràna ka zay mahavita manatsàara izany no tena izy :-P
20. penguin
(
12/02/2009 05:42)
Izao teny ratsy izao no mampiavaka ny TGVoa. Barofo, fandravana, fampihorohoroana nefa milaza hitady FAHAFAHANA. Nianatra izao sady manao xxx no miteny ratsy izao ary izao no heveriny ahasoa ny firenena. Tsia tsy hanaiky izany intsony ny misy saina.