25.000pers no eo mahamasina hoy ny RFI (vahoakabe!)

1. andrywui ( 11/02/2009 12:28)
mba aza maniry kintana ka mibitabitaka toy ny zazakely sy mitagataga otrandry penguin sy ry Noue ,fa de ze olona notaterina 25.000 ve de ahafaly be ? ny mpiasampanjakana 2.000 noterena eo , ny mpitandro filaminana 1.000eo ,ny mpijery spectacle asa firy mbola eo ! de firyzany sisa TIM sisa tavela eo ?? zay no ataok oe mahamenatra fa ts mampitagataga be zany !! ny sasany anefa vao mamory olona (tsy misy fampisehoana) eo analakely tonga de + de 1.000.000de pers no tonga (kabary fotsiny ) no atao !!! hi! he !ha! he !ho !
novalian'i tovogold ny 12/02/2009 08:42
2. tsinjo ( 11/02/2009 12:35)
ie vahoaka be miohatra no ny 2.000 pers an'i TGV andavan'andro io lety a :-D :-D
3. ralalaina ( 11/02/2009 12:37)
hita lesy hoa ko,tsy tambazana vola na noterena vonona hanala ny jadona RA8
4. ifiona ( 11/02/2009 12:37)
tena marary mitsy ny kibon'i andrywui amin'ilay isan'olona an! nefa samy mahalala fa mihoatra lavitra noho izany no tao.

estimation sobika: entre 40 000 et 45 000.
5. jiimm ( 11/02/2009 12:42)
Ka rah ny eo amin'ny 13 no hanaovana io opération de firy sisa?
Esorina le hijery Rossy tokony ho 30 000 pers eo rah eny Antsonjombe, de esorina ko le Sécurité nokaramaina, 500 eo
20 000 -30500= ????
:roll:
6. kidoropamba ( 11/02/2009 12:43)
TSY MISY KIBO MARARY IZANY EO FA SCORE AN'NY TGV farany kely io 25.000 olona io.
Mba olona filoham-pirenena manana deputé 98%, senatera 100%, ministra 100%, polisy, zandary, miaramila, mpiasam-panjakana sy ny mpitondra fiangonana ve izany mamory olona 25.000 izany ?

TOKONY MIALA IZY RAHA IZANY SATRIA TSY MISY MILA AZY.

MPAMONO OLONA RAVALOMANANA. NA TADIAVIN4NY SASANY KOSEHINA IZANY DIA SASAMAINA.

MIALA. MIALA HOA.
7. ifiona ( 11/02/2009 12:45)
kidoropamba: ntsôô.
8. ralalaina ( 11/02/2009 12:59)
ny any ela ry ifiona olona nontanterina no betsakaao zay manana porofo
9. ifiona ( 11/02/2009 13:01)
correction:
kidoropamba sy ralalaina: ntsôô.

Tsy mahita lazaina @ isan'olona ndray dia zany ndray no aroso an! tse tse tse
10. marsika ( 11/02/2009 13:06)
sad ny ol manoana an RAVALO ôtrinay ko ne miasa somantsara e,ts ôtrnle panoana tgv ze tsis asa daôlo d maken @13mei ftsn.
11. tsiafoi1 ( 11/02/2009 13:07)
Avy eny Mahamasina ny tenanay.... Ary dia miverina ato am-piasana indray mba hanohy ny asa, ary dia manararaotra mampita ny vaovao mahafaly ho antsika rehetra....:

1- Voalohany indrindra de Isaorana lehibe Andriamanitra, fa Mahery indrindra Izy ary mamaly vavaka tokoa. Voaporofo izao fa maro an'isa tokoa ny malagasy mandala ny ara-dàlana sy mangetaheta filaminana. Raha ny tombana dia manodidina ny 50.000 à 80.000 tany ho any no tonga teny, satria feno hatreny ambony pelouse, t@ 12h 47 nahatongavanay, niampy ireo izay nitazana tety @'ny zaridaina ivelany manodidina ny kianja.

2- Mampietsi-po tokoa ny nahita ny malagasy rehetra, tsy hanavahana saranga, fa na tao anaty ora-mikija aza, de mahita enao ireny olona mihaja be ireny, manao costar, tsy mitondra elo, fa miara-miaritra sy miombom-bavaka, eo afovoan'ny kianja (teo moa no nisy ny tenanay)....

3- Mampietsi-po indrindra ny niarahana-niredona ny "Zanahary ô! Tahio ny tanindrazanay"

4- Mampietsi-po tokoa ny hafatra napetrak'ireo Ray aman-dReny amam-panahy....Ary samy nahazo ny HAFATRA FENO FAHENDRENA avy @'ny Tenin'Andriamanitra, mendrika azy avy na ny andaniny Ray aman-dReny (Fitondrana), na ny ankilany (Mpikomy) ny tanora moa mazava ho azy @'ny ankapobeny, ny vahoaka koa torak'izany....

>>>>Tantely amam-bahona ny fiainana...., Ary tsy maintsy mitraka na eo aza ny rahona midona, ny lalam-piainana hizorana koa mbola lavitra....

5-Taorian'ny vavaka fahatsiarovana ireo namoy ny aina, ny vavaka ho an'ny Firenena, de niroso t@'ny Fanentanana hitraka tsy hilofika @'ny Fiainana i Ndondolahy : "AO VE E....!" Teo no nangata-dalana tao anatin'ny vahoaka analin-kisa koa ny tenanay mba hamonjy indray ny asa aman'andraikitra....

MADAGASIKARA ANIE HILAMINA TOKOA!
12. xxx ( 11/02/2009 13:09)
miandry tataka reny e! miandry occasion handrobana
13. ikaretsaka ( 11/02/2009 13:21)
Rehefa isa ny probleme dia @ manaraka asivo billet gratos na numero 1 isan olona na apetrao tsi 8 8 na tsi 9 9 dia mora ny mikoty azy.

Azo atao koa ohatra ny manao modele reduits a l echelle an'ireo places ireo (mahamasina sy 13 mai) na manao live de andramana anasisihana olona 25 000 aby de jerena ny paoziny.

Fa tsy hoe rehefa biriky 1 camion de 25 000 no isany...na 1621 io na milikilao
14. Oay ( 11/02/2009 13:35)
ikaretsaka:

Rehefa isa ny probleme dia @ manaraka asivo billet gratos na numero 1 isan olona na apetrao tsi 8 8 na tsi 9 9 dia mora ny mikoty azy.

Azo atao koa ohatra ny manao modele reduits a l echelle an'ireo places ireo (mahamasina sy 13 mai) na manao live de andramana anasisihana olona 25 000 aby de jerena ny paoziny.

Fa tsy hoe rehefa biriky 1 camion de 25 000 no isany...na 1621 io na milikilao


Ny tsotra indrindra d izao ny eny Imahamasina mitohy miaraka amin'i Samoela d ny eny @ 13 mai miaraka @ Sareraka (kay i Samoela mpankafy Sareraka, t@ nanao tao Antsahamanitra ny Olombelo Ricky sy Sareraka d tonga tao Samoela d raha tsy diso za d Sareraka sy Tselonina no anisan'ny mpihira gasy tian'i Samoela) ny mampatahotra ana alou d tsoriko hoe vonona ve ireo artiste teny Imahamasina hanao gratuit fa ry Sareraka efa zatra satria t@ 2002 izy efa niaraka t@ i Marc gratuit.Ka mba ahitana tsara hoe iza no mafy d tohizana kely alou Imahamasina sy 13 mai d hitanay eo we iza no mafy... izahay kely aina d aleo hijery fa d misaotra an'i zandry kely alou sahy manao amin'ireny voky ronono ireny an!
15. andrywui ( 11/02/2009 13:38)
Ary sahy tonga tao ihany ve i Prezida Ravalo ry Tsyafoi ? sa tsy tandritandrinao oe tao izy na tsia ?? miaiky azy ho tena lehilahy aho aloha ra sahy mifanatrika aminireo vahoaka lazainareo fa Tim ireo izy kah !! hi! hi! hi!
vorondolo matahoatra andro !! matahoatra ny rà nalatsany vao omaly no omaly !! horakorahan'ny olona izy ra mbola sahy ho eo ka !! ataon'ny Tim mahamay eo izy ra mianakendry tonga eo!! sady mety ho voatoraka votabia lo !! mbola tsy miditra amzany ny hafa an fa mbola izy samy Tim no mifampatahotra hiaona ! tsy sahy manatrika anireo TIM ny
16. andrywui ( 11/02/2009 14:03)
eny e!! na 40 na50.000pers aza no teo mahamasina de mbola 4% n'ny vahoaka eto tananarive zany satria 5.000.000 ny mponina eto iarivo !! de innn ze ireo ra mbola esorina ny mpiasampanjakana 2000noterena ho eny , esorina ny securité sns 'polisy 5000 ...) ny tambanivohitra notatern ho eny mahamasina 5000 ,ny mpijery fety bojy fotsiny 10.000!!! de firy sisa ?? hany ry Noue sy ry penguin sy ry Oay ?? firy sisa oa?? hi hi hi hi mbola misy betsaka ambifolo kah
17. dina14 ( 11/02/2009 14:13)
raha mahay leity mamaly a! zay mahasahy manaraha , fa tsy eo ialahy no mitatasika otran'ny foza orana eo, hita mihitsy hoe tsy mahazaka demokrasia;
otran'ny olona tsy nianatra manisa avy ka tsy hay;sofina koa mbola marenina, vaky nivalan zay
18. andrywui ( 11/02/2009 14:22)
dina14 == vary sa tsiparifary fa tsy mazava tsara ity ny symbole raha vary" V "fa raha tsiparifary de " 8 "
19. jiimm ( 11/02/2009 14:52)
Na 100 aza no teny dia vahoaka izay. Aleo hajaina ny olona maneho hevitra. Ny teny hoe vahoaka dia tokony tsy ho tononina intsony eo amin'ny 13 Mai satria za ohatra dia tsy mety resy lahatra mihitsy momba ny hevitry ny TGV. IZAHO izany lazaina fa tsy isan'ny vahoaka. Raha fanoherana ny politikan'n'ny governemanta sy hanitsiana ny mpitondra dia vonona aho fa raha hanongam-panjakana dia TSIA. Inona moa no tetika maty paika hiarovana sy hampandrosona ny firenena ao antin'ny tetezamita, fifidianana fotsiny anie no homanin'izany e ary @ 2011 vao hotanterahina ka tsy aleo ve miandry? Hihemotra sa hijanona fotsiny amin'izao izany isika ao anatin'izay.
Manohitra ny tsy mety ekeko fa ny fanonganam-panjakana:tsia! Olombelona mitovy amiko ny mpitondra ary mety hanam-pahadisoana, nefa "ny adalan'ny tena tafian-damba hoy ny razantsika, fa ny an'ny hafa hihomehezana", tsy misy tsy diso fa izay mikiry no adala" Mino aho fa ampy hakan'ny mpitondra sy ny mpanohitra lesona ny zava-nisy.
20. xxx ( 11/02/2009 15:07)
ny fanonganampanjakana zao tsy ekeko ,,fa ny fanonganampanjakana tam 2002 ekeko !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052