25.000pers no eo mahamasina hoy ny RFI (vahoakabe!)

21. katitsara ( 11/02/2009 15:10)
ny important d efa naheno ny hafatra avy tam filoha ravalomanana zahay, na d tsy tonga ar izy.sady niombombavaka no nampiseho fa tsy mankasitraka ny fit.transition..."SAMY MAFOAKA...IO IOOOOO, TSISY MITSOKA...IO IOOOOOOOO!"
marina mitsiny ny anao ry tsiafoy an, tsika tsy manaiky ny tsy ara dalana fa ny légitime iany an, ohatran le oln mangalabady reny zany tsy légitime zany, mazava? lol, any am sisiny ftsny fa tsy manaraka norme.

22. katitsara ( 11/02/2009 15:18)
tenenina fona fa ehhhh eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeh, tenenina iany fa ehnnn eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeehhh. AHITSIO IZY RY DINA 14!


23. andrywui ( 11/02/2009 15:35)
katiratsy === ny tsy nahatongavany eny mahamasina !! niova ny fijeriny ny olona tam tele direct jerevany !! ka lasa TGv daholo on ny TIM tao fa tsa nisy loko bleu,vert tao de tonga de ozy oe ko ra tsy adala aho ko ho any fa TGV daholo iany ireo !!! fa aiza ko de fivorian'ny TIM de tsy mba nandalo teo na iray minitra aza !! ha ha ha mafy ny manao ratsy ka !! aiza moa ko mifaly amampaty ry le mpams kou !! asa fomba malagasy avy aiza ndray ity mandihy ambony fasana ataondra8 sy ny Tim ty
24. fijo ( 11/02/2009 21:44)
i ravalo tsy tonga tao mahamasina,i andry nirifatra nitsoak avao nipoak any basy.de iza no milay eo?
25. xxx ( 11/02/2009 22:54)
andrywui:

katiratsy === ny tsy nahatongavany eny mahamasina !! niova ny fijeriny ny olona tam tele direct jerevany !! ka lasa TGv daholo on ny TIM tao fa tsa nisy loko bleu,vert tao de tonga de ozy oe ko ra tsy adala aho ko ho any fa TGV daholo iany ireo !!! fa aiza ko de fivorian'ny TIM de tsy mba nandalo teo na iray minitra aza !! ha ha ha mafy ny manao ratsy ka !! aiza moa ko mifaly amampaty ry le mpams kou !! asa fomba malagasy avy aiza ndray ity mandihy ambony fasana ataondra8 sy ny Tim ty


ntso aza dia misafoaka lesy e,i ra8 tsy maintsy ho lany voir 2017 ka aza dia maharary fo @ tsy misy dikany eo,ary ndana miverina mianatra fa tsy 5.000.000 izany no mponina ao tana,sady ny fomba firesak'ialahy hita mihitsy hoe bandy tsy nandalina,toa hita eto @ sera2 24h sur 24 ialahy
26. Andribe ( 11/02/2009 23:34)
aia kosa nareo reto dia tena ratsy fanahy 25000,5 fa nis le nan iny tao de hadinonreo ve ny nanisa zy na de tapakolona aza izy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. xxx ( 12/02/2009 00:16)
Oay lel 'ena !
28. riwa ( 12/02/2009 06:03)
karitsara=== nareo ko to tsara jerena fotsiny fa to pokaty zany eheeeeeeee
ny filoha mou de tsita tao mahamasina ndray eheeeeeeeeeee, mpitarika io an fa eh eeeeeeeee tsy tao eh eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
aiza mou no tsy ianaran-dry TGV ko,ny filoha no mampiana-dratsy eh eeeeee tsy hita mba hitarika fa lasa ndray eheeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
29. tovogold ( 12/02/2009 08:42)
Olona tena vory saina tsara ve alo le Andrywui sy le kidoropamba fa raha le sarinlay kidoropamba mants no jerena de ts mendrika ny ho valiana akory izay teneniny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4263