Politika
xxx
(
09/02/2009 09:19)
Araka ireny zava-niseho teto antananarivo ny sabotsy teo ireny dia hita fa mamono olona tokoa ny fitondrana ary tsy misy na dia kely akory za mba fisainana efa hita izao fa samy malagasy dia maninona ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 09:47
nyavo2000
(
09/02/2009 09:14)
Mba jereo ireo famitahana mahatsiravina nataon’i Andry Rajoelina :
Nolazaina fa hanao défilé eny ny miaramila miaraka amin’ny, kanjo inona no teo, Bemiranga sy Jomaka no nilahatra ni...
tohiny
novalian'i barry ny 09/02/2009 11:35
ARINOFY
(
09/02/2009 08:25)
Marina ve ry reto fa ni demissionne ny ministre ny defense?Za alo tsy manome tsiny azy fa izy vehivavy kely iny ve afaka hifehy ireo lehilahy be mirijarija ireo.Sady raha ny fahafantarako de toa colon...
tohiny
novalian'i ARINOFY ny 11/02/2009 07:30
ARINOFY
(
09/02/2009 07:58)
Raha manao casting angamba ity mitonona ho filoha ny tetetzamita ity de ho lany.Ny antony de mpandainga ratsy.Aiza koa zao zay miaramila nolazainy hoe hiseho vahoaka t@ asabotsy teo fa momba azy?Raha ...
tohiny
novalian'i MANAKASINA ny 09/02/2009 10:00
Fanhaiky
(
09/02/2009 07:24)
Tsy sanatria hoe mandatsa na mamendrofendro ireo mpanara-dia ny TGV ny tenako.
Tsy efa fantatra ve ny 1er ministre GVT TGV tsy ol vao2 eo @ sehatra politika sy ireo sisa mpanara-dia azy tsy mba hafa...
tohiny
novalian'i njara2007 ny 09/02/2009 12:55
xxx
(
09/02/2009 07:21)
Tsy hahita izany atao hoe filaminana sy fiadanana izany intsony isika Gasy raha toa ka mbola ny tarik'ireto olona volazako anarana ireto no hitarika sy hitondra ny firenena satria dia tsy maintsy hif...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 11:02
bozyboleta
(
09/02/2009 06:05)
Rehefa nijery ny niseho t@ ireo fahita lavitra maro nampiseho ny zava-nisy t@ iny Sabotsy iny aho, ny tsapako dia tsy mba nalahelo mihitsy aho na dia kely aza.
Olona miantso rà no hitako ary nony vo...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 08:47
ainaheri
(
09/02/2009 06:02)
Ngah tsy mahazo mifampiresaka,fa tsy maintsy mifandatsa-dra sy asiana ain'oul ee?? mampalaelo ny tsy manantsiny ataon'ny oul fitaovana,raha mitohy zao ,manoatra noho 10aout klé...
tohiny
novalian'i LL52 ny 10/02/2009 13:44
akamatiana
(
09/02/2009 05:42)
Nandeha ny dinika teto , ary vao nanomboka io fitonkonana io de efa tsy nankasitraka ny tenako satria efa film mpande , ary niteny teto aho fa samy mahita ny tsy mety ataon'ny filoha aby ny olona re...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 09:37
olenja
(
09/02/2009 05:06)
Définition du « GENOCIDE »
Le génocide est « le crime des crimes ». Il peut être considéré comme la forme la plus grave de crime contre l’humanité. C’est généralement le meurtre ou lâ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 07:09
xxx
(
09/02/2009 04:41)
fa inona ary no mbola tsy mampiala an'i R8 e?
efa mibaribary be zao ny tsy fitiavan'ny sarambambem-bahoaka azy de mbola mijanona eo amin'ny sezany ihany izy!
efa tsy mamy hoditra @ vahoaka intson...
tohiny
novalian'i pimaso ny 09/02/2009 05:13
pimaso
(
09/02/2009 04:32)
Ry Malagasy rehetra
Mihavana @ izay fa ampy izay suicide collective izay
olona iray mitady seza ve no mampiririsika antsika hifamono
ianao koa President ampy izay ra latsaka izay, ento @ lalana te...
tohiny
patrick2002
(
09/02/2009 02:33)
Manoloana ny disadisa izay misy eo @ Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana amin'izao fotoana izao dia mipetraka ny fanontaniana inona indray no scenario hataony ra-8 ,satria i Andry Rajoelina dia tsy m...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/02/2009 13:05
xxx
(
08/02/2009 22:42)
Efa mihena ny isan'ny mpanaraka an'i tgv eo @ 13may,efa tapi dala kaleha ,natao ny sorina ny vahoaka sasantsasany teny ambotrirohitra mbola tsy azo ihany ny fitondrana,dia inona indray manaraka ??????...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2009 23:19
zandikely
(
08/02/2009 20:57)
L'ONU demande que les responsables des morts soient jugés
Dimanche, les Nations-unies ont appelé le gouvernement malgache à traduire en justice les responsables de la mort des 28 manifestants qu...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 20:19
Noue
(
08/02/2009 20:12)
[quote]36. Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 08-02-2009 18:54:04
Lohateny : Re : antso avo ho anareo mpiandany an'i ra-8
indrisy tsy tsapanao ry noue/heidi ny fahasimbany sainao ka fiheverana farany...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 07:00
flodine
(
08/02/2009 20:07)
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/7876543.stm...
tohiny
xxx
(
08/02/2009 19:32)
Marina aloha fa efa natolotry ny filoha ho an’ny firenena ny MBS, mety vokatry ny nenina ve sa tena fanetren-tena ? Tena mbola tsy fantatra. Hitohy ny couvre feu, tsy azo atao ny mivorivory. Ny mpan...
tohiny
novalian'i heidi ny 08/02/2009 19:47
xxx
(
08/02/2009 18:47)
Les comptes de fait de Marc Ravalomanana
Panorama sur l'Empire Tiko ou Tikoland
Au moment où j'écris (25 janvier, 2h du matin), on m'avait averti que des blindés d'Arivonimamo
(45km de la Capi...
tohiny
novalian'i Noue ny 08/02/2009 18:49
MANAKASINA
(
08/02/2009 17:06)
voaroba indray CAP 3000, hita izao fa efa andalana makany @ fahapotehana, i gasikara, noho ny hetsika ara-politika,
be ny maty, be ny zavatra simba,
de ahona indray no manaraka
...
tohiny
novalian'i vale ny 08/02/2009 18:48
