Politika

Noue ( 07/02/2009 17:23)
iza no tsy mahafantatra zany oe [b]ZONE ROUGE[/b] zany ? raha mahita soratra ve ianareo oe [b]ZONE MILITAIRE na oe MISY ALIKA MASIKA [/b] ato dia mbola hidirana ihany eee ?? [b]nahoana no nampirisi... tohiny
novalian'i heidi ny 07/02/2009 22:37
rdmy ( 07/02/2009 17:08)
itako oe par principe tsy mety asiana TGV ao antanàna satria ny lalamby handehanan izany aza tsisy akory , moa izay lalamby kely ananantsika efa lasa fanaovana m.... public, ce sont des problèmes pr... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 20:56
MANAKASINA ( 07/02/2009 16:24)
ry malagasy havana; mampalahelo; de tsy maintsy, ra mandriaka foana ve no isy eto@ firenenna; de ny vahoaka foana ve no atao sorona; diso daholo amiko izay tonatoka@ izao ra latsaka izao... tohiny
novalian'i heidi ny 07/02/2009 22:45
gabidemony ( 07/02/2009 16:21)
Efa lany manja le fitokonana sy ny grevy ary mihafara t@ fatin'olona izany. Tany aloha nisy lohateny nataoko zay hoe:"ahoana no hevitra hangalana an'le8 teo ò fitondrana? " de nisy eritreritro t@z... tohiny
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 20:20
Ryhana ( 07/02/2009 16:11)
Miombon'alahelo am'ireo namoy aina. MANAMELOKA TANTERAKA IREO IZAY NITARIKA OLONA HO ANY AMIN'NY ZONE ROUGE, dia i Tgv sy Dollin... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 18:48
xxx ( 07/02/2009 16:10)
Mila solutions haingana dia haingana hanajanonana izao LOZA izao izay tsy ahitàna tombo-tsoa na 1 centime aza ! :oops: TONGO BAKIVAKY SADY MAHARARY NO MAHAMENATRA ! Mananontanona ny ady antran... tohiny
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 16:46
xxx ( 07/02/2009 15:44)
18H28 : Appel a dons de sang pour l'hopital HJRA 18H16 : échanges de tirs entendus a Antaninandro 17H52 : Hotel Colbert dément les infos de vandalisation de l'hotel. 17H51: L'hotel du louvre dém... tohiny
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 16:56
Noue ( 07/02/2009 15:29)
[b]M. Rajoelina a ensuite nommé son Premier ministre, Roindefo Monja, un homme politique de Tulear (sud-ouest). "Ce palais appartient au peuple et à la commune, je décide de le donner à la prim... tohiny
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 20:23
rabingogilabanga ( 07/02/2009 14:26)
Partout en Europe, et dans des pays civilisés, il ya des polices anti-émeutes, tokony efa niomana @ izany ny fitondrana: [b]-raha misy ny vahoaka mananika lapa, na manao émeutes[u] tsy ny tifit... tohiny
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 21:04
Noue ( 07/02/2009 13:02)
[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i565866_photo123400947390210.jpg[/IMG] [IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i565867_SPA0065.jpg[/IMG]... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 23:59
klitika ( 07/02/2009 12:50)
Matimaty foana ny olona entina nananika ny lapa teny Ambotsirohitra, Ny Radio antsiva dia mbola miteny fa tsy maintsy vita androany ny farany amin'ny fitondran-dRa8 30 no heno fa maty, iray tamin'ir... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/02/2009 23:52
Noue ( 07/02/2009 11:55)
14H48 : Les militaires continuent de tirer. 14H47 : Des corps par terre. Des blessés. des cris !!! 14H46 : Les militaires ont tiré sur la foule ! 14H44 : Le général Dolin est resorti 14H38 : ... tohiny
novalian'i Noue ny 07/02/2009 14:45
tsinjo ( 07/02/2009 11:51)
efa betsaka ireo maty eny ambohitsirohitra amizao ora anoratana izao?... tohiny
novalian'i agoago ny 07/02/2009 13:46
bozyboleta ( 07/02/2009 11:50)
Zay ny vaovao farany @ zao ora zao... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 07:04
bozyboleta ( 07/02/2009 10:03)
Natsangana tokoa ny repoblikan'ny 13 mai. andry rajoelina no filoha ary monja roindefo no praiministra. ... tohiny
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 20:37
xxx ( 07/02/2009 09:32)
ôtrizao hono no ataon'i R8 rehefa mivavaka lery: [b]« Marina daholo zany Zafy ! … tsy mendrika hitsimpona zay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao… nefa raha hanao TIM ianao tsy ... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/02/2009 23:48
badboy ( 07/02/2009 08:57)
Ahaton'ny FMI sy ny UE ny fanampiana 35 millions $ nohon'ny tsy fahampian'ny fanazavana ny fampiasana ireo vola t@ 2008!! Voamarika ao anatin'izany ny fanazavana tsy ampy ny momba ny vola nahazoana il... tohiny
novalian'i rasoan ny 07/02/2009 09:37
tsinjo ( 07/02/2009 05:12)
aza adino njay alou ny sary eny aminy 13mey anjoany e ,mba avoay eto ho jerenay fa izay tsy mahita mitsy e... tohiny
novalian'i tsinjo ny 07/02/2009 12:55
naughtyboy ( 07/02/2009 04:28)
@ mahaolompirenena tsotra mahatsapa ireo olana arapolitika miseho eo @ mpitarika antoko ao amintsika dia fiarahamiasa no andrasana eo @ 2 tonta @ izao vanimpotoana izao.Ilaina ny @ fifanarahana @ and... tohiny
MANOUWAY ( 06/02/2009 17:54)
in no tena hifanenjahana; eto hifamotika foana ve; azafady zao ary namaky vaovao ny aty saingy tsy mazava ny tena marina; taiza marina no tena nahazoanao io;: maizina......... zao ary no tena ifand... tohiny
novalian'i ndenn ny 07/02/2009 08:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5665