monja roindefo no PM ny Tia Gidragidra sy Vakitrano

1. bozyboleta ( 07/02/2009 10:03)
Natsangana tokoa ny repoblikan'ny 13 mai.
andry rajoelina no filoha ary monja roindefo no praiministra.
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 20:37
2. bozyboleta ( 07/02/2009 10:19)
Dia ho any Ambohitsorohitra ndray koa hiaraka @ vahoaka.
Tena tia gidragidra tokoa.
3. xxx ( 07/02/2009 10:32)
Dans un monde imaginaire quoi , qu'ils aillent gouverner et administrer dans un monde parallèle comme le leur ,Il n'y a qu'un ,le gouvernement 2002 .On va rire pour de bon a travers le monde , quand il n'y aura plus de structures étatique a Mada ,quand on deviendra un "no man's land " ,quand ils seront lasse de jouer aux supermans qui veulent sauver le monde .On sera la pour regarder ,pour comtempler ,pour rire ,pour compatir ,sans rien entreprendre ,sans haine ,sans rancune ,sans prendre partie .On serait dans un tout autre monde à coté d'eux ,on ne s' emmele pas ,on ne s'interconnecte plus , a jamais .A bon entendeur salut .
4. yvonKEL ( 07/02/2009 14:35)
xxx: zao zany le tianareo hatao
Photo 2/07/09. (c) tv5 fusillade au palais 14H50
5. yvonKEL ( 07/02/2009 14:36)

Photo 2/07/09. (c) tv5 fusillade au palais 14H50jereo ao
6. xxx ( 07/02/2009 19:44)
Tsy faniriko mihintsy ny hitrangan-javatra toy izao ,amiko dia misy logique ny zavatra rehetra ,ary aza mitsara olona tsy nifanerasera t@ nao mihintsy ianao ra yvonkely ,tsy mpomba ny atsy na ny aroa hatramin'izay ny tenako ,ary mba efa nanao izay azo natao aho mba tsy hitrangan'ny zavatra toy izao,efa nahita ny 13 mai 72 aho ,efa nahita ny 11 fevrier 75 koa ,sy ny sisa koa hatramin'izao, ary fantatro ny contexte ireny zavatra ireny .Il y a des limites a ne pas depasser surtout dans le domaine politique.Mahita izao zava-miseho izao aho dia tapaka ny hevitro fa hanao politika koa aho atsy ho atsy ,ary tena politika henjana no ampiasaiko ,fa mora ho fantatry ny olona !!
7. Andribe ( 07/02/2009 20:37)
HO AVY KOA NY GOVERNEMANTA FAHATELO EEEE ATAON I DEBA SY NY ZANANY :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2585