Mbola raikitra ny ady

1. klitika ( 07/02/2009 12:50)
Matimaty foana ny olona entina nananika ny lapa teny Ambotsirohitra,
Ny Radio antsiva dia mbola miteny fa tsy maintsy vita androany ny farany amin'ny fitondran-dRa8
30 no heno fa maty, iray tamin'ireo dia mpanao gazety ny RTA, ary ny iray mpanao gazety avy amin'ny RFI
Mafotaka ny raharaha
saingy ny mampalahelo dia ny vahoaka madinika iahny no maty fa tsy ny te handrombaka fahefana akory
novalian'i marozevo ny 07/02/2009 23:52
2. klitika ( 07/02/2009 12:59)
Vohizina any amin'ny faritany any amin'izao fa dia adim-poko no misy eto Antananarivo, ka dia tokony roahana daholo ny mpiavy any amin'ny faritany rehetra.

Dia hoe diso indray hono izany fa tsy misy maty indray ilay mpanaraka vaovao RFI

Eto moa dia Radio Antsiva no enoina koa
3. ndenn ( 07/02/2009 13:25)
klitika:

Vohizina any amin'ny faritany any amin'izao fa dia adim-poko no misy eto Antananarivo, ka dia tokony roahana daholo ny mpiavy any amin'ny faritany rehetra.

Dia hoe diso indray hono izany fa tsy misy maty indray ilay mpanaraka vaovao RFI

Eto moa dia Radio Antsiva no enoina koa


Fa hono hoa e ,ho anay aty an-tany lavitra dia mitaintaina be ihany ,fa iza no mitifitra ?,mizara roa angaha ny miaramila ?,pro an'iza ny radio antsiva raha azo tombanana ?
:(
4. xxx ( 07/02/2009 13:34)
Matimaty foana ny olona entina nananika ny lapa teny Ambotsirohitra,
Ny Radio antsiva dia mbola miteny fa tsy maintsy vita androany ny farany amin'ny fitondran-dRa8
30 no heno fa maty, iray tamin'ireo dia mpanao gazety ny RTA, ary ny iray mpanao gazety avy amin'ny RFI
Mafotaka ny raharaha
saingy ny mampalahelo dia ny vahoaka madinika iahny no maty fa tsy ny te handrombaka fahefana akory
safidiny hatrany no niditra zone rouge any ka atao akory e! tsy noterena izy ireo na novozonana fa tahaka ny t@ 91 ihany indray izao no miseho :(
5. jemimah ( 07/02/2009 13:46)
ndenn:ny radio antsiva dia mpanohitra foana h@ zay pour any andry tgv izy !fa aza dia miaino laklosy tokana e
6. tsinjo ( 07/02/2009 14:01)
7. zandikely ( 07/02/2009 14:14)
RAVALOMANANA= HITLER
8. xxx ( 07/02/2009 14:48)
8 ler mihitsy
9. xxx ( 07/02/2009 17:21)
sao d ra-Andry no hitler tadidio tsara ny teny nataony TGV teny @ 13 Mai androany nilaza ny hevitry ny vahoaka hoe hananika an'Ambotrirohitra ve d eny hozy reto olona tsy d misaina firy fa ho entiny fo fotsiny ka zao no vokany! filma efa mpande foana d tsy mahay maka lesona mihitsy!
10. Andribe ( 07/02/2009 18:12)
tssss atody miady amambato lesy fa ny vahoaka atao atody lamokany foana aa
11. xxx ( 07/02/2009 21:52)
raha tsy mamaly antso an'i Andry marina ny olona mety tsy hahavanon-javatra akory ilery ann! ny olona ihany no taomina indrisy :cry: :( fa ny mpanarak'azy tsy miverina saina ireto koa no vao mainka mahonena
12. marozevo ( 07/02/2009 23:52)
Toa hoe efa saiky hisy hamono i TGV tamin'iny janvier iny e. Raha maty tamin'izay izy dia tsy hisy maty be dia be toy izao. Moa i Ravalo koa raha maty tamin'ilay teny Faravohitra indray andro iny, dia tsy ho nisy koa ity androany ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.072