RAIKITRA NY POA-BASY AO AMBOHITSOROHITRA
1. bozyboleta
(
07/02/2009 11:50)
Zay ny vaovao farany @ zao ora zao
novalian'i xxx ny 09/02/2009 07:04
2. bozyboleta
(
07/02/2009 12:10)
Aiza @ zao reto mpitarika???
De mbola betsaka ihany reto lazaina fa "vahoaka" no marivo salosana.
Matimaty @ tsisy dikany.
Efa be ny lesona tokony ho tsoahina t@ reny tantara teto @ firenena reny mbola tsy nahay nandray lesona ihany.

3. Samoana
(
07/02/2009 12:46)
Namporisihin-dry ratsi tgv sy monja dia miala any amin'izay izy rehefa vizaka na maty ireo
4. bozyboleta
(
07/02/2009 12:59)
Mbola mitohy ny poa-basy fa tsy fantatra intsony hoe iza le mitifitra sy tifirina.
Mande be mantsy ny resaka zao fa tsy ny miaramila reo nitifitra teo reo.
Mande be mantsy ny resaka zao fa tsy ny miaramila reo nitifitra teo reo.
5. rasera
(
07/02/2009 14:21)
fandrobana fanjakana ara-pomba dahalo e! vao herinandro no efa nisy ny mahatsiravina dia izao indray. Taiza no mbola nisy mpitarika rotaka maty izany? ny vahoaka ihany no ho faty eo e! Tantara mitohy ao amin\'ity tanana malaza tia \"fihavanana\" Mahamenatra eo anatrehan\'ny afrikana sy izao tontolo izao
6. xxx
(
09/02/2009 07:04)
fandrobana fanjakana ara-pomba dahalo e! vao herinandro no efa nisy ny mahatsiravina dia izao indray.
ka rah izany no nahazoan'ingahy Ra8 fitondrana de heveriny fa mety aminy koa, tsy hainy fa ingahy Ra8 ampian'ny devoliny? :-D :-D