RAVALOMANANA,TSY BASY FA GAZ LACRYMOGENE no fampiasa tompo

1. rabingogilabanga ( 07/02/2009 14:26)
Partout en Europe, et dans des pays civilisés, il ya des polices anti-émeutes, tokony efa niomana @ izany ny fitondrana:

-raha misy ny vahoaka mananika lapa, na manao émeutes tsy ny tifitra mihintsy , ireto no solution efficace no tsy mahafaty o olona:

-NY BOMBE LACRYMOGENE
-NY DISPERSION PAR JET D'EAU

RESSAISISSEZ- VOUS MONSIEUR LE PRESIDENT. VOUS ETES UN RAY AMAN-DRENY

ET LES CHEFS FFKM OU SONT-ILS?

mamapalahelo ny zava-misy

TANTARA MARINA: T@ grevy 29/01/09, nisy extreme gauche nandeha teny @ palais ny Elysee misy an'i SARKOZY, mais stopes à 300metre ny palais par DES CRS et LA BOMBE LACRYMOGENE : bilan: quelques legers blessés; aucun mort

novalian'i Andribe ny 07/02/2009 21:04
2. xxx ( 07/02/2009 15:05)
iry rabingosaina an!! aza ampitovizina ny tsy mitovy!
ny iray firenena mahantra be anisany mahantra indrindra eto antany, ny iray firenenana anisan'ny manakarena indrindry!! aza ampitovizina ny tsy mitovy
3. zandikely ( 07/02/2009 15:10)
Hita fa fanahiniana ny hitifitra olona mihitsy!
Ny amina firenena sasany aza moa maka pression ranon'ireny pompier ireny hanaparitahana olona satria ireny tsy hahafaty olona. Na maka bal caoutchou ireny, ny an'i RAVALOMANANA dia Bal reel na hanirahany ny mpiaramila sy ny mercenaires hitifitra olona mandeha tanam-polo.

4. xxx ( 07/02/2009 15:20)
de ny vahoaka zany no adala satria lapan'ny filoha ve de horobaina!!
hita fa firenena tsy ampy fitaovana @ resaka anti_emeute nefa mbola mizesista mandeha eny ihany!! raha izaho manokana aloha de anti ra8 fa nefa kosa tsy manaiky aho oe ny vahoaka no ataon'ny tgv sorona hakana ny fitondrana!
izao ny tenako dia te hiaro indray ity fitondrana izay nolazaiko teo aloha fa fintondrana jadona izao satria tsy mety izao ataon'i tgv sy ny tariny izao!!tsy manohana an'izao ny tenako! atao sorona ny vahoaka dia avy eo ny ampitso makeo @ 13Mai dia ho lazainy indray fa martiora ireo maty anefa izy no nandefa azireo teny!!maninona no vahoaka foana no voatifitra aloha fa nakaiza ireo mpitarika? sa ny mpitarika any aorina ? dikan'izany dia tsy mpitarika izy fa mpanosika fotsiny
5. Noue ( 07/02/2009 15:26)
xxx:

mitovy hevitra @ nao aho @ io eee !

6. janoary ( 07/02/2009 15:38)
Nandefa bombe lacrymogène ny mpiambina ny lapan'ambohitsorohitra. Hita t@ matv zany zary zany. Izao koa anefa no tsy mazava, nisy gendarme maratra voatifitra koa
7. mosabe ( 07/02/2009 16:25)
rabingogilabanga:

Partout en Europe, et dans des pays civilisés, il ya des polices anti-émeutes, tokony efa niomana @ izany ny fitondrana:

-raha misy ny vahoaka mananika lapa, na manao émeutes tsy ny tifitra mihintsy , ireto no solution efficace no tsy mahafaty o olona:

-NY BOMBE LACRYMOGENE
-NY DISPERSION PAR JET D'EAU

RESSAISISSEZ- VOUS MONSIEUR LE PRESIDENT. VOUS ETES UN RAY AMAN-DRENY

ET LES CHEFS FFKM OU SONT-ILS?

mamapalahelo ny zava-misy

TANTARA MARINA: T@ grevy 29/01/09, nisy extreme gauche nandeha teny @ palais ny Elysee misy an'i SARKOZY, mais stopes à 300metre ny palais par DES CRS et LA BOMBE LACRYMOGENE : bilan: quelques legers blessés; aucun mort

Dia izao ary , satri nahomby ny grevy teto frantsa , dia hataontika presida andalambe i Besancenot.

vakiantsika daholo ny magazay vazaha , dorana, ny rindrina 4 sisa avela.

rehefe izay indray, I Besancenot no hitonontena ho presida, dia hanome lisitry ny governemanta tetezamita ...

ndao daholo ho en@ elysee.

izay rehetra izay dia azo andefasana an'izay mirotsaka @ resaka ity eny amponja, na ny famakiana zavatr'olona fotsiny aza,

....
aza ampitoviany leisy ny eto efa zatra ny demokrasia, izany hoe rehefa resy dia eny @ assemblée no miresaka fa tsy hoe te hitady seza aho dia mitarika fikomiana.

8. xxx ( 07/02/2009 16:27)
peho any fa mpananimbohitra é! efa nametraka zone rouge ny olona mbola misisika ihany, ny mpitarika no tena tompon'andraikitra' raha tsy nisisika ho eny fa nijanona teo @ 13 mai tsy nisy faty olona teo!
9. rabingogilabanga ( 07/02/2009 19:37)
peho any fa mpananimbohitra é! efa nametraka zone rouge ny olona mbola misisika ihany, ny mpitarika no tena tompon'andraikitra' raha tsy nisisika ho eny fa nijanona teo @ 13 mai tsy nisy faty olona teo!

1) tao aorianan'io 50 morts io ve dia PEHO ANY no mba resaka azonao lazaina.

2)ary i HERY ato @ serasera aiza ianao, misy debat azo atao hoe, tsy nety ny nakeny fa satria zone rouge, na nety ny nankeny fa satria an'ny vahoaka i ambohotsorohitra, betsaka ny debat azo atao, fa le hoe PEHO, dia tompn'andraikitra no tokony handray anjara: INCITATION à la guerre civile izao

ne me parle pas hoe; ny sasany manao, zakanareo, rehefa izahay tsy zaka, satria : TSY NY NAMANAO NO IFANINANANAO, fa ny tsara vitanao omaly, ary tsyhifaninana hanao ady akory isika.

3)Izao zavatra izao dia ho sanatria handio an-dRATSIRAKA, nefa io fanahy ratsin-dratsiraka io no nandrodanana azy, tifitra teny iavoloha

SA REHEFA RAVALO NO MITIFITRA DIA FIAROVANTENA SY ZONE ROUGE; FA REHEFA RATSIRAKA DIA VONO OLONA

NY AZOKO LAZAINA DIA NA RATSIRAKA NA RAVALO, dia RAN'olona no latsaka;

10. xxx ( 07/02/2009 19:45)
:( :(
11. xxx ( 07/02/2009 20:08)
olety ry bingo an!! tsisy nanao resaka ratsiraka eo fa aza ampidirina aminizao resaka izao ratsiraka fa tsisy hidirany zany!! tsisy niteny oe ratsiraka izao na izao!!
12. Andribe ( 07/02/2009 21:04)
:roll: :roll: :roll: elikoptera sisa de saika nitovy :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1524