ambava homana, am-po mieritreritra!!

1. dina14 ( 09/02/2009 14:47)
asa ra mba tonga saina tsik mianakavy na tsy amin'ny zavatra miseho to amin'ny firenena!!!
mampanontany tena ihany satria tsy vao idray na indroa no misy ny tranga toy ireny fa efa nisy ny 72: 91; 2002 dia mbola miverina iany ny "hadalana". hadalana satria miala tsiny fa misy ny fitenenana oe "le pire des imbéciles c'est ce qui répète les même conneries" dia zay le atsika malagasy zay!
efa lalaovin'ny mpanao politika hatramzay isika vahoaka dia mbola tsy tonga saina ihany. maninona ry zareo no tsy nisy maty tam asabotsy teo! na rajoelina, na le PM je ne sais pus qui!
mba saina ihany re de rehefa tsy amin'ny FO intsony ko le resaka dia amin'izay fotoana izay vô mverena mresaka eto fa ny saina izao no miady ary 'zany no atao oe malagasy MODERNE!! zany no atao oe DEMOCRATIE fa tsy fiadivana seza!
inty misy ohabolana iray vô hitako nefa itako oe mifanaraka tsara amintsika malagasy dia oe "MI-DEGAGE ALOHA VAO MISAINA"
"trafon-kena home-mahery, tompoko, ambava homana, am-po mieritreritra"
novalian'i xxx ny 09/02/2009 17:46
2. kidoropamba ( 09/02/2009 14:53)
HAJANONY NY JADONA RAHA TSY TE AHITA NY VAHOAKA HIDINA ANDALAM-BE.
TANDREMO IANAO RA-DINA FA TSY AVELANY MORA IANAO MANOHANA ANDRAVALO MPAMONO OLONA IO AN.

RAHA MBOLA HANABOTRY VAHOAKA SY HANAO JADONA IHANY DIA TSY MAINTSY HIDINA ANDALAM-BE IZAHAY E. ARY HITRONGY NY JADONA. RAVANAY ITY RAVALOMANANA ITY ALOHA DIA AVY EO INDRAY MIRESAKA.

POTEHO ANY E! POTEHO ANY ITY LEVALON-DOZA ITY MPAMONO OLONA 70 MAHERY ARY NITIFITRA VAHOAKA AMAN'ARIVONY.

TSSSSSSS§ MIALA ELA RAVALO HOA!
3. andrywui ( 09/02/2009 15:01)
Raha famonoanolona no entina hitondra anity firenena ity de atsy hanaiky mihitsy ny malagasy zao na hisy innn na hisy innn!! na misy TGV na tsy misy TGV de miala alou ra8 fa mampalaelo anay ny malagasy mitovy aminay tifitifirina toy ny akoho eny amin arabe !! (ny arabe tsy jaune rouge) ka ra mbola misy rà Malagasy mikoriana ato amiko de tsy maintsy miala teo alou ra 8 vao hita eo ny tohiny avy eo
4. njara2007 ( 09/02/2009 15:03)
Dina14> Tsy ny vahoaka no imbécile; sy tsy misy saina fa enao no lâche; enao zany tsy hiteny mitsy na dia efa any a-tampodohanao aza ny tongotry ny sasany? Ny mpitondra no tena fototry ny hadala eto amintsika eto. Tsy hiresaka zavatra hafa za na inona fa ny teniko d tsotra: "IZAY MPAMONO OLONA MIALA"
5. marozevo ( 09/02/2009 17:42)
Za koa tena mahita fa tsy lasa ity Ra8 ity e... Saingy aoka hazava ny stratejia... Raha izao io no esorina teo dia izao no scenario hitranga : Hanao fifidianana, dia hirotsaka izy ary ho lany... demokratika indray izy amin'izay... dia manao dimy taona in-droa indray... Izany hoe eo izy hatramin'ny 2019. Dia hotohizany amin'izay ny FANDAVAHANA ny Malagasy... Fa raha avela eo izy handany mandat dia tsy afaka hirotsaka intsony... sady mba manam-potoana handinihina izay tena izy isika amin'izay mandritra ny roa taona sisa, fa tsy taitai-bombna toy izao ataontsika izao... jereo ny vokany rehefa tsy voadinika ny stratejia... faty olona be dia be.
6. xxx ( 09/02/2009 17:46)
kidoropamba:

HAJANONY NY JADONA RAHA TSY TE AHITA NY VAHOAKA HIDINA ANDALAM-BE.
TANDREMO IANAO RA-DINA FA TSY AVELANY MORA IANAO MANOHANA ANDRAVALO MPAMONO OLONA IO AN.

RAHA MBOLA HANABOTRY VAHOAKA SY HANAO JADONA IHANY DIA TSY MAINTSY HIDINA ANDALAM-BE IZAHAY E. ARY HITRONGY NY JADONA. RAVANAY ITY RAVALOMANANA ITY ALOHA DIA AVY EO INDRAY MIRESAKA.

POTEHO ANY E! POTEHO ANY ITY LEVALON-DOZA ITY MPAMONO OLONA 70 MAHERY ARY NITIFITRA VAHOAKA AMAN'ARIVONY.

TSSSSSSS§ MIALA ELA RAVALO HOA!

midina fa mety ialahy sy ny jomaka voakarama sisa no hilahatra eny atsy ho atsy


:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1669