Mintantara ireo vavolobelona teny izay tsy PRO TGV: jereo at
1. nyavo2000
(
09/02/2009 12:15)
Loharanom-baovao: http://madagascar-evenements-2009.blog4ever.com
LES IMAGES DE VIVA TV SONT COUPÉES ET MONTÉES DANS LE DESORDRE…
LA VIDEO PRÉSENT SUR CE SITE (http://pimaso.info/?page_id=207&lang=fr)
, MONTRE UNE FOULE A QUI ON INDIQUE, « ILS ONT REFUSÉ, ILS VONT TIRER », MAIS CERTAINS QUI FONT TOUT DE MEME SIGNE D’AVANCER, ET LA FOULE QUI SE RUE VERS LE PALAIS
LES MEDIAS FRANÇAIS DEVRAIENT TOUT SIMPLEMENT ÊTRE RETIRÉS DE MADAGASCAR POUR TRANSFORMER L’INFORMATION, SOUS PEINE DE LYNCHAGE
Ma position n’engage que moi :
QUE LA LÉGALITÉ REVIENNE ET SANCTIONNEZ LES INCOMPETENTS EN 2012.
LE MAIRE A BIEN ÉTÉ ELU EN 2007, PAR UN VOTE SANCTION DE L’ELECTORAT DE RAVALOMANANA, POURQUOI PAS LE MEME SCENARIO EN 2012 ?
MAIS D’AUCUN NE DOIT PRETEXTER, SOUS DES DEHORS FALLACIEUX, PRENDRE LE POUVOIR PAR UN PUTSH ET LE LEGITIMER PAR UN PSEUDO MOUVEMENT ET ELAN POPULAIRE, QUI NE REPRESENTE MEME PAS 1% DE LA POPULATION TANANARIVIENNE, ET CERTAINS SONT MEME PAYÉS POUR GROSSIR LES RANGS…
MANIPULATION DES MEDIAS, DE LA FOULE, TERRORISME, VANDALISME… CHERCHEZ LE VRAI DICTATEUR ET ASSASSIN DANS L’HISTOIRE
novalian'i heidi ny 09/02/2009 19:07
2. nyavo2000
(
09/02/2009 12:17)
A CHACUN DE TIRER SON ANALYSE DE CETTE MACABRE JOURNEE DU 7 FEVRIER 2009.
JE L’AI VECU EN INTEGRALITÉ, EN PREMIERE LIGNE, ET J’AI ESSAYÉ DE L’ILLUSTRER AUTANT QUE POSSIBLE AVEC DES PHOTOS PRISES À MES RISQUES ET PÉRILS, ET UTILISÉES ET RECUPEREES PAR D’AUTRES SITES
J’ESTIME PERSONNELLEMENT QUE LES PERSONNES QUI ONT INCITÉ DES GENS A SE RENDRE DANS UNE ZONE ROUGE, ALORS QUE EUX MEME NE S’Y ENGAGENT PAS (contrairement à 1991 par exemple) NE SONT QUE DES ASSASSINS, DE SOMBRES CONSPIRATEURS, ET DES LACHES QUE L’HISTOIRE ET DIEU JUGERA
QU’ILS SOIENT MAUDITS, TOUS SANS EXCEPTION, A COMMENCER PAR CET IRRESPONSABLE DE ANDRY TGV, D’AVOIR AINSI FAIT DE CERTAINS MALAGASY, DE LA CHAIR A CANON…
PENDANT LES TIRS, RADIO VIVA ANNONCE EN TEMPS REEL :
- Que des commandos tirent sur la foule depuis l’hôtel du Louvre et depuis l’hôtel Colbert (alors que beaucoup d’entre nous se sont réfugiés dans l’hôtel Colbert)
- Les 2 hôtels ont officiellement démenti ces diffamations
- Que l’EMMO et des Commandos Etrangers de la Présidence se tirent dessus
LE PRESENTATEUR DU JOURNAL TV DE VIVA (petit gros), présent sur les lieux, et FAROUCHE DEFENSEUR DE LA DÉSINFORMATION, FAIT DIRE AUX VICTIMES CE DIMANCHE 8 FEVRIER A L’HOPITAL HJRA, LES FAITS SUIVANTS :
- « Une fois que le cordon militaire au niveau de l’ex Shoprite a cédé sous la foule, nous avons voulu nous asseoir au milieu de la rue pour un sitting et on s’est fait tiré dessus ( !!), » , autrement dit que la foule voulait faire un sitting, alors qu’on retrouve les morts tombés sous les tirs à moins de 30m du portail de la Présidence…
LES PREMIERES IMAGES DE TV PLUS MONTRENT UNE FOULE QUI SE RUE SUR LE PALAIS (IMAGES QUI NE SONT PLUS RESSORTIES DEPUIS)

4. nyavo2000
(
09/02/2009 12:34)
Aza malady resin'ny marina e!
Ny niaka teny ange tsy voatery TGV ihany, misy koa ireo PRO R8, naka sary teny hijery ny zava-misy....izah manokana dia teny @ 13 mai t@ 9h 30, 11h 45 puis 12h 30, fa ny olona max zakani andry dia 10.000 à 15.000 max, ampahafirin'ny malagasy izany ?

5. Dmon
(
09/02/2009 12:41)
Nyavo : tena za mikôzy hoe raha ny rahalahan'ingahy, na ny reninin'ingahy, na ny rain'ingahy, na ny anabavin'ingahy, eny fa na dia ny fianakavian'ingahy 1 fotsiny aza no anisan'ireo namoy aina teny dia hiomehezako ingahy.
na inona na inona ataon'ny vahoaka, sady tsy mbola tafiditra tao anaty ZONE ROUGE ny foule (be dia be ny porofo) tsy tokony hamono olona toy ny moka ingahy raha mbola misy fanahy kely fotsiny, raha tsy hoe fanahim-biby no ao anatin'ingahy.

6. xxx
(
09/02/2009 12:48)
Resaka journalisme :
Hita tokoa aloha fa ny mpanao gazety aty aminintsika dia tsy professionnel mihitsy . Raha ny tokony ho izy mantsy dia ny zava-nitranga no tantarainy ka tokony ho neutre atrany ry zareo nefa dia manorisory ny zava-mitranga fa tsy izany anefa fa ny heviny manokana foana no hitantarany azy . ohatra : Ny VIVA izay efa hita fa montage tanteraka no hatao mba henomezana impression hoe betsaka ny olona teny amin'ny 13 mai tain'ny iny herinandro iny. Raha miantso ao amin'ny radio VIVA ianao ka milaza fa tafahoatra oatra ny hataon'i andry tgv dia tapahany avy hatrany ny antsonao . Na koa ny toyn'ny ao amin'ny site madagate.com ??? izay tsy menatra ny mamafy lainga : ohatra iray : Milaza ny mpanao gazety nanoratra tao fa nahita tireur d'élite teny antafon'ny louvre , ny tompon'ny toerana nefa dia efa nanao démenti .
Izany eo ihany fa efa manomboka lany lainga i tgv ka amin'ny laha-teny rehetra ataony dia ireto ihany sisa no tena miverimberina : "Misy mifofo ny aiko" . Ka mba inona moa izay ainy raha oharina amin'ny ain'olona maro izay taritiny sy alefany aloha mba ho faty . I dolin no teo aloha indrindra fa nankaiza rehefa tena raikitra ny gidragidra? Fa nankaiza i tgv tamin'ireny fotoana ireny??? Ary i rolan ratsiraka , monja roindefo , michelle ratsivalaka , sareraka , ... aiza daholo ireny olona ireny nohon'ny raikitra ny gidragidra. Nefa dia ireo anie no nanosika ny olona ho eny ambotsirohatra e!! Mazava izany ry andian'olona (tsy vahoaka fa andian'olona a!) mpanaraka ny tgv fa dia na ho faty daholo ary ianareo tsy ho rarahiany akory fa rehefa tsy ho tojo amin'ny tanjona kendreny izy dia tsy hita dia ianareo kosa mba ho aiza?? Tongava saina amin'izay.

7. Dmon
(
09/02/2009 12:58)
xxx : marina aloha ny lazainao, na ny VIVA, na ny TVM (fahitalavitra) dia mitovy, samy manohana ny azy eh!!! io ilay hoe je aloha vao tu.
8. tidegrow
(
09/02/2009 13:04)
izaho tena natahotra miitsy f asao maty teny enao ry nyavo azakivy fa tanapolo ny valikasasaranao.mahereza
9. xxx
(
09/02/2009 13:04)
:oops: Tsy misy olàna amin'ny sasantsasany ny fahafatesan'ny olona maro teny amin'ny 13 may. I Andry foana no jeren'ny olona; ny tsy fitiavana an'ny andry no harangaranga; fa fafaina tsy ho hita ny helok'i Ra8. Ny palais mety ho may sns no lehibe amin'ny vahoaka; mahagaga ity raMalagasy ity; Niova angamba no tena marina
10. ralalaina
(
09/02/2009 13:05)
nyavo2000 = mpandainga pro RA8 tokony ela no maty voatifitra tany Ambohotsirohatra dia tsy mamfy lainga aintsony aminizay
11. xxx
(
09/02/2009 13:09)
ary le lazain'ny radio mada moa zany no tena marina? ampian'ny lazain'ny ao @ TVM zay efa lasa "neutre" tokoa?? hahahahiii
nolazaina fa hilaza ny vaovao rehetra ny TVM manomboka izao, aiza nefa zany? naninona no tsy naseho ny sary teny ambotsorohitra, raha tena vonona ny hanome vaovao? tadidio, fa tsy ny famoahana an'reny ngé no hampiova ny sain'ny olona manerana an'i madagasikara é! ny fitaovan-tserasera efa bdb, ka rehefa hijann ho neutre, ohatran'i MATV, maninona no tsy haseho ny vaovao retraretra é? hay moa ny directeur ao zao, efa TIM ko!!! oay, bedy aho.
ARY NANINONA MOA NY MINISITRY NY FIAROVANA? ZAY TSY HENO MIHINTSY NANDRITRA ZAY ELAb ZAY? NANINONA NO TSY NITENY? zao tonga d niala vo mba niloa-bava! DISO V ZANY IO MINISTRA IO? lazaivo koa, fa vehivavy izy, d mora tohina @ zvtr nisy! ka tsy nahatanty, dia naleony niala!
misotra @lay sary ao @le blog aloha é. fa d miparitaka manerana ny blog maro, d maro. misotra @ fampahalalam-baovao é. neutre.

12. tidegrow
(
09/02/2009 13:21)
ty xxx tsy mena mivadika hoatrin'ny andro rirnina mapidy karajy foana fa tsy manankevitra refa andry de adnry ra8 de ra8
13. xxx
(
09/02/2009 13:23)
fa ny olona max zakani andry dia 10.000 à 15.000 max, ampahafirin'ny malagasy izany ?
Mazava izany ry andian'olona (tsy vahoaka fa andian'olona a!)
Na firy na firy ry Nyavo2000 ny olona mitaky zavatra @ fitondrana dia tokony tsy maintsy HENOINA raha filoha marina ianao.Tsy voatery hitovy hevitra @ filoha daholo ny vahoaka. Ary @ maha filoha Ray amandreny azy no tokony hitadiavana ny marimaritra iraisana. Rehefa tsy afaka ny hiaino olona na andian'olona na vahoaka ianao dia aza gaga raha tsy filohan'izy ireo intsony no handraisany anao.
INONA NO MAHA FILOHA ANAO RAHA TSY HIAINAO NY FEHON'NYOLONA SY IZAY MBA HETAHETANY IANAO. NEFA IANAO DIA NOFIDINY HO FILOHA???
Izay FANAMBANIANA olona izay no isan'ny mahavoha an'y Ra8 @ zao.
14. nyavo2000
(
09/02/2009 13:24)
Izah ange tsy teny e! f'a misy namana nandeha naka vaovao, mba tsy hitongilana sy resaka montagen'ny VIVA no betsaka.
Betsaka ny amateur naka sary teny, tsy vitsy @ ireny no PRO R8.

15. tsiafoi1
(
09/02/2009 13:24)
Tsy ho nisy ireny faty olona nikararana ireny...., ary tsy hisy hanana tombony @'ireny fahafatesana ireny, na de Ra8 aza satria ho mora ho an'ny ankilany TGV, ny hanilika ny tort any aminy....
Fa matoa nisy ireny de :
- TOMPON'ANDRAIKITRA IREO OLONA TSY TAN-DALANA nananika lapa. Nandika ny lalàna mifehy ny zone rouge izy ireny matoa voatifitra. Tany misy lalàna i Madagasikara fa tsy fanjakan'ny Baroa....
- TOMPON'ANDRAIKITRA IREO HAINO AMAN-JERY SY MPITARIKA, izay tsy mba nanabe akory ny vahoakany ho amin'ny fanarahan-dalàna, fa vao maika aza namporisika azy ireo handika izany.... Tsarovy fa toy ny zaza ara-politika ireo vahoaka ireo. Anjaran'ny Ray aman-dReny no tokony nanabe azy ireo @'ny fankatoavana sy fanarahana ny fitsipika mifehy fiaraha-monina sy ny firenena....
- TOMPON'ANDRAIKITRA NY RAY AMAN-DRENY ARA-PANAHY, adidin'izy ireo no tokony nampahafantatra ny zanany isam-piangonana, mba hanana ny toetra feno fankatoavana ny fitondrana lehibe, sy anaraka ny fenitry ny ara-dàlana, araka ny baikon'Andriamanitra voasoratra ao @'ny Romana 13/1-2
Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes

16. matsilotete
(
09/02/2009 13:25)
samy responsable izy 2 e!
-ny nataon'i Ra8 no mahatonga ny olona hisendotra amin'izao fotoana izao
-fa izany tsy milaza hoe haka fahefana eny amin'ny zone rouge, efa maro ny okaz na opprtunité teo anolon'i TGV fa angamba tsy mbola nahafapo ny mpanakarama azy?

17. xxx
(
09/02/2009 13:37)
xxx:
:oops: Tsy misy olàna amin'ny sasantsasany ny fahafatesan'ny olona maro teny amin'ny 13 may. I Andry foana no jeren'ny olona; ny tsy fitiavana an'ny andry no harangaranga; fa fafaina tsy ho hita ny helok'i Ra8. Ny palais mety ho may sns no lehibe amin'ny vahoaka; mahagaga ity raMalagasy ity; Niova angamba no tena marina
I Andry no jeren'ny olona satria izy no naniraka , naniraka hoy aho fa tsy nitarika satria izy tsy teny aloha fa niafina taty aoriana
Nareo ve mahita ireny tanàna misy soratra hoe "alika masiaka" ireny ? Tant pis rehefa miditra nareo ka lanin'ny alika , à moins que tsy mahay mamaky teny
Dia hisy hiteny indray hoe fitiava-tanindrazana hono !! tsy fitandremana angaha hoy aho, inona no toky nomen'i Andry sy Dolin anareo ?
18. kidoropamba
(
09/02/2009 14:16)
RAVALOMANANANA MIALA MORAMORA EO RAHA TSY TE HIARAN'NY HATEZERAM-BAHOAKA.
MAMPITANDRINA ANAO IZAHY VAHOAKA LEVALO FA TENA TEZITRA BE AMINAO SY AMIN'NY FORONGONY MANARAKA ANO IO NY VAHOAKA MALAGASY.
MIALA RAVALO! MIALA HOA!

19. xxx
(
09/02/2009 16:02)
Io ve no vahaolana takatry ny sainao farany ry kidoro , de mbola mety hisy ho faty ndray eo , fa mba ento @ fisainana fa mba efa fotivolombava ihany e!
20. Jackychan
(
09/02/2009 18:52)
nyavo2000:
J’ESTIME PERSONNELLEMENT QUE LES PERSONNES QUI ONT INCITÉ DES GENS A SE RENDRE DANS UNE ZONE ROUGE, ALORS QUE EUX MEME NE S’Y ENGAGENT PAS (contrairement à 1991 par exemple) NE SONT QUE DES ASSASSINS, DE SOMBRES CONSPIRATEURS, ET DES LACHES QUE L’HISTOIRE ET DIEU JUGERA
QU’ILS SOIENT MAUDITS, TOUS SANS EXCEPTION, A COMMENCER PAR CET IRRESPONSABLE DE ANDRY TGV, D’AVOIR AINSI FAIT DE CERTAINS MALAGASY, DE LA CHAIR A CANON…
PENDANT LES TIRS, RADIO VIVA ANNONCE EN TEMPS REEL :
- Que des commandos tirent sur la foule depuis l’hôtel du Louvre et depuis l’hôtel Colbert (alors que beaucoup d’entre nous se sont réfugiés dans l’hôtel Colbert)
- Les 2 hôtels ont officiellement démenti ces diffamations
- Que l’EMMO et des Commandos Etrangers de la Présidence se tirent dessus
LE PRESENTATEUR DU JOURNAL TV DE VIVA (petit gros), présent sur les lieux, et FAROUCHE DEFENSEUR DE LA DÉSINFORMATION, FAIT DIRE AUX VICTIMES CE DIMANCHE 8 FEVRIER A L’HOPITAL HJRA, LES FAITS SUIVANTS :
- « Une fois que le cordon militaire au niveau de l’ex Shoprite a cédé sous la foule, nous avons voulu nous asseoir au milieu de la rue pour un sitting et on s’est fait tiré dessus ( !!), » , autrement dit que la foule voulait faire un sitting, alors qu’on retrouve les morts tombés sous les tirs à moins de 30m du portail de la Présidence…
LES PREMIERES IMAGES DE TV PLUS MONTRENT UNE FOULE QUI SE RUE SUR LE PALAIS (IMAGES QUI NE SONT PLUS RESSORTIES DEPUIS)
MERCI NYAVO DE NOUS MONTRER LES IMAGES VRAIES DE CETTE JOURNEE SANS LES MENSONGES, LES OMISSIONS ET LES INCITATIONS PARTISANES DE VIVA. CERTAINES IMAGES DE TV PLUS OU L 'ON ENTENDAIT TGV DONNANT SA BENEDICTION A LA FOULE POUR ALLER A LA DESTRUCTION DE MBS ET LA RADIO RNM ONT ETE REPASSEES UNE FOIS , PUIS ELLES NE SONT PLUS RESSORTIES AUSSI. QUEL BESOIN ONT ILS D'AMENER LA FOULE VERS LE PALAIS EN SACHANT PERTINEMENT QUE C 'EST ZONE ROUGE, SI CE N'EST UN BESOIN DE MARTYRS, DE SANG VERSE...