Mintantara ireo vavolobelona teny izay tsy PRO TGV: jereo at

21. heidi ( 09/02/2009 19:03)
8. Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-02-2009 14:04:17
Lohateny : Re : Mintantara ireo vavolobelona teny izay tsy PRO TGV: jereo at
Tsy misy olàna amin'ny sasantsasany ny fahafatesan'ny olona maro teny amin'ny 13 may. I Andry foana no jeren'ny olona; ny tsy fitiavana an'ny andry no harangaranga; fa fafaina tsy ho hita ny helok'i Ra8. Ny palais mety ho may sns no lehibe amin'ny vahoaka; mahagaga ity raMalagasy ity; Niova angamba no tena marina

ka tsy izy samy lehibe ve no tokony hifamono ho faty eo
samy tsy tia na ravalo na tgv ny eto fa kosa, ireto olona lazaina fa nanao sorona ny aina anisan'ny olona namono ny tenany ihany raha ny marina,
inona no tombotsoa am fandrombàna sy ny fandorana ny tanàna etsy sy eroa????? fa angaha izany no solution hampanakarena ny gasy, vao maika aza milatsaka anaty lavaka, de aiza izao ireo mpiasa tamin'ireo magazay société nodorana teo, sa amizay mitombo ny hiolahy mpandromba dia ho lasa fiainana bordel ny gasiakara????
MBA ATAO ampisainana ny zvtr atao fa tsy entim-po be fotsiny am valerany...
TSY MBA mahamenatra ve ny mijery ireny video nandoro namaky avy teo nitaona izay zàka tao ????? sa izay no atao hoe ramalagasy tianao lazaina.....?
NIOVA ANGAMBA hoy ianao fa niova ho sauvage ny gasy, me mihemotra fa tsy mandroso anefa mba efa 2009 fa e e e e!
22. heidi ( 09/02/2009 19:07)
jereo ny rova nodorana ireny , tsy nety vita intsony de ny tanjona andoro ny palais ambohitsirohitra dia avy eo iavoloha de aiza no hiletika ny prezidà manakaraka ????? any angaboné ve? NY TENA GASY samy gasy fa tsy hoe ry zareo tao comore no nanafika ka hande handoro ny lapa......
fahafinaretana ve ny manadrava efa toy ny volavo.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068