Politika

jiimm ( 02/02/2009 14:10)
Aleo mba hovaina ny fomba fanaovan-gazety e! Analyse no atao fa tsy fitaomana ny olona hifankahala. Mampitandrina ny radio Mada sy Mbs ihany koa. ... tohiny
lemenakely ( 02/02/2009 13:36)
Inona izany no azo amehezana ny fandehan-javatra eto @ tanàna hatrizay niatombohan ny gidragidra izay ka HATRETO aloha...Mbola mety maro ny zavatra mety hitranga satria VARIABLE be ny fandehan-javatr... tohiny
Ryhana ( 02/02/2009 13:20)
Miely indray izao fa manomana vatandehilahy entina handroba eraky ny faritra maro eto Mcar i Andry TGV sy ny forongony, fa tsy nahomby ilay autoproclamation izay nantenaina fa hi-poaka. Porofo fa ni... tohiny
bozyboleta ( 02/02/2009 12:26)
D'après des sources sures, il s'agit d'affaires de petrole, voilà pourquoi les Français sarkozisteS ne veulent pas continuer à ce rythme là avec ra-8. 1-lE FINANCEMENT DE LA LUTTE VIENT DIRECTE... tohiny
tsinjo ( 02/02/2009 12:18)
mba sehoy eto njay alou le sary teny @ 13mey androany e mba emehezana njay :lol: :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i zoulou ny 03/02/2009 12:49
penguin ( 02/02/2009 11:41)
Vao nilaza ny hifehy ny toe-draharaha ny fitondrana dia manomboka mihena ny mpijery ny fika TGV. Nitomany leiry. Ka ahoana voabaikon'elah vé ny Malagasy sa ahoana ary ?... tohiny
novalian'i penguin ny 03/02/2009 14:09
Noue ( 02/02/2009 11:00)
[b]13H30 : Affluence en baisse place du 13 mai. 13H25 : Andry Rajoelina annonce qu'il fera une tournée en provinces. Il annonce qu'il maintient son projet de transition et prochain rendez vous demai... tohiny
novalian'i mion ny 02/02/2009 15:25
akamatiana ( 02/02/2009 10:48)
Aleo houn manatry maso toy izay maheno sion-dresaka .Nidina teny am 13 mei mitsy za androany fa to ohatra ny vô lolo ato an-trano fotsiny , fa ouuuuuuuuuwayyyyyyy oul oul zao a, hatreny ambohijatovo... tohiny
novalian'i belakely ny 02/02/2009 12:54
BOYSGOSS ( 02/02/2009 10:35)
Toy izao ny tenin'Ingahy Ratsiraka rehefa niongana noho ny fanodikodinana ny safidim-bahoaka izy ny 2002. Ity teniny ity dia antso an-tarimby izay fanaony matetika ao @ TV plus ary volana vitsivitsy t... tohiny
novalian'i xxx ny 02/02/2009 13:41
penguin ( 02/02/2009 08:55)
Mbola tsy voabaikon'ny TGV aloha ny rehetra nefa nanandrantena ny anao lahy ny Sabotsy lasa teo. Izany no heverina hitondra ka ho aiza marina ity tanàna raha hiantehitra @'izany fizahozahoana ampiand... tohiny
novalian'i majakely ny 02/02/2009 11:57
maronibe2 ( 02/02/2009 08:44)
Izaho aloha dia efa mpandray anjara teto amin'ny serasera ity,fa saingy efa elaela no tsy teto ka tsy tadidiko ny fidirana!!,ka mba isarihako ny sain'ny rehetra dia ny zava misy any amin'ny tanàna! s... tohiny
novalian'i maronibe2 ny 03/02/2009 08:32
madamakely ( 02/02/2009 08:39)
Fa nareo ve reto efa tena jamba a? tsika ange zao efa tena tsy mahafantatra mitsy hoe ohatrinona no tena tokony tena ho vidin'ny menaka 1 l eh, satria monopole io é, de lazaina ve fa miteniteny foan... tohiny
Noue ( 02/02/2009 08:35)
[b]11H24 : Andry TGV pas encore place du 13 mai. Affluence en baisse à 11H24[/b] [b]9H35 : Meeting place du 13 mai Tana prévu à 10h par les Tgv [/b] 11H24 : Andry TGV pas encore place du 13 ma... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/02/2009 10:45
xxx ( 02/02/2009 08:35)
GAG
Premier ministre TGV i Big JO. Communication i Danny RTA. hahahahahhahaahahahhahahahah Aleo ko zay mba hi-kafoum bouzaka fa aza laniana dhl ry Andry a. hahahahahahahahahahaha. Za mba ataovy porte-paro... tohiny
nyavo2000 ( 02/02/2009 08:10)
Raha nanoratra ity voaraiko ity aho ny zoma, dia be ny nilaza fa manely tsaho indray ny tenanay, fa rehefa nojerena ny sabotsy kay marina ni-s'autoproclamer Andry Rajoelina, dia anjara-tsika no manoh... tohiny
novalian'i xxx ny 02/02/2009 11:03
penguin ( 02/02/2009 07:02)
Vao avy nandoha sara-mpianarana ny ray aman-dreny sasany satria hatr@'ny faha-10-n'ny volana no farany fandohavana azy. Raha ny faniriana dia ny ahaizan'ny zanany ary io no hilifosany na tsy hinanany ... tohiny
novalian'i karavasy ny 02/02/2009 09:06
Noue ( 02/02/2009 06:15)
Samedi 31 janvier, Andry Rajoelina a encore réhaussé d'un ton ses revendications. Il s'est déclaré en charge de la gestion du pays. Une annonce que d'aucun assimile une déclaration de coup d'éta... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 08:41
MANAKASINA ( 02/02/2009 04:02)
izaho dia mpanaradia any tgv, fa aleko nijanona, toa miseho milay be lery, sady toa manao didi jadona sahady, aleo ry vahoaka malagasy miandry ny olona hafa indray hitarika ny demokrasia eto madagasc... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/02/2009 11:08
Andribe ( 01/02/2009 22:27)
Tena hafahafa revy ry zalahy tsy mitovy mihintsy irony vazaha hafahafa revy letsy ra lery mihevitra fa tena be mpitia mieritreritra le fananambe be anaty vata i ra8 y andry mivadika orera h@ sofer... tohiny
novalian'i ndenn ny 02/02/2009 21:10
badboy ( 01/02/2009 22:13)
CHRONIQUE DE VANF Menatra anao aho Gasikarako Ihomehezan’izao tontolo izao i Madagasikara. Hay, na iza na iza, ka mampivory olona, dia afaka mitonon-tena ho Filoha ? Menatra aho, isaky ny m... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.3337