Miasa ny mpiasa ary mianatra ny mpianatra aloha hatr@'izao
1. penguin
(
02/02/2009 07:02)
Vao avy nandoha sara-mpianarana ny ray aman-dreny sasany satria hatr@'ny faha-10-n'ny volana no farany fandohavana azy. Raha ny faniriana dia ny ahaizan'ny zanany ary io no hilifosany na tsy hinanany hanina aza.
Ny mpanao politika moa milaza hoe andao hitokona ary mahareta fa hanana ny soa ao aoriana. Dia tena izany vé.
Ny hanina androany zahavina androany noho izany miasa.

novalian'i karavasy ny 02/02/2009 09:06
2. badboy
(
02/02/2009 07:11)
Dia ahoana izany?? Hiaritra trefle @ fanaondRavalomanana sa hiady hikatsaka ny tsaratsara kokoa??? Vao Rafalimanana aza no tsy lany dia efa nataony nitorajofo Tanà, maika fa saika hanongana azy nefa tsy nahatanteraka, dia eritrereto hoe inona no hanjo an'Antananarivo!! Asakasaky ny tsirairay!!!! :roll: :roll:
3. tsiafoi1
(
02/02/2009 07:34)
badboy : Tsia! hafa ny tena tia tanindrazana, fa maro ny stratégie enti-manilika ny fahavalo.... Indrindra rehefa tafiditra an-trano toy izao izy ireny, ka zary ambodia mitafy odin-janak'ondry....
Minoa fotsiny ihany de ho hitanao tsy ho ela.... "Fa mazana ny famaizana no ahitana angano"

5. penguin
(
02/02/2009 07:35)
Tsy mahafoana ny fahantrana ialahy fa ny olona mahantra moa tairina dia ataony izay mifanandrify ny sainy. Miezaka ny hamitaka vahoaka ka ahavaha ny fahasahiranana ara-toe-karena izay manahirana ny firenena rehetra. Efa io no norangitin'elah hatramin'izay ka hatsangano ny governemantan'elah ary ataovy haingana. Dia mihomana hody ny sesi-tany.
6. bozyboleta
(
02/02/2009 07:35)
Miasa ihany vao mihinana fa tsisy na iza na iza hampiditra vary ao am-bilany eo. Ary ny ankizy aleo hianatra mba tsy ho bado mora voarebireby.
Zao ary ty fanjakana mbola tsy mijoro akory defa "terena" sy "baikona" tsy hiasa ny olona. Ary ny ankizy tsy avela hianatra.
Fanjakan'inn zany?

7. penguin
(
02/02/2009 07:40)
Rehefa mitsangana ny tetezamita dia voky ny noaoany ry tonaka a. Efa hita fa fampiresahana no betsaka eto.
8. nyavo2000
(
02/02/2009 07:46)
Ny fiainan'ny vahoaka aloha tsy tokony ataonareo otage e!
Ary Demokrasia ny fahafahan'ny tsirairay ny miaina sy mivelona ka tsy asaiana faneriterena. Ny foto-kevitry ny TGV izany no toheriny eto ka mandrora mitsilany izy....
Raha izaho no tompona orinasa dia tsy hanaiky mihintsy aho hoe: higrevy ny olona nefa omena karama, mba meteza ianareo hoe ny mpanampinareo ao an-trano lasa mivoaka ary tsy miasa, omenareo karama ve izy...
Izaho izao dia miasa soamatsara , mampianatra ny zanako satria tsy ny TGV na ny adilahy politika no hamelona ahy no handoa ny écolagen-janako.
Ny grevy politika izany dia efa lany andro ka tsy mahasoa ( efa nanana traik'efa betsaka t@ ireny nanomboka ny 1989, 1991, 2002 ny tenanay ary efa mahatsapa fa tsy mahasoa ny toe-karena izany, ny efa vita aza efa nanenana).
Hoan'ny badboy, izaho manokana aloha tsy mieritreritra hoe inona no hanjo ahy izay eto Antananarivo, ny mpanao ratsy no mahana amin'izany; Ny asako no ataoko tsara hivelomako sy haha-tafita ahy.

badboy:
Dia ahoana izany?? Hiaritra trefle @ fanaondRavalomanana sa hiady hikatsaka ny tsaratsara kokoa??? Vao Rafalimanana aza no tsy lany dia efa nataony nitorajofo Tanà, maika fa saika hanongana azy nefa tsy nahatanteraka, dia eritrereto hoe inona no hanjo an'Antananarivo!! Asakasaky ny tsirairay!!!! :roll: :roll:
10. ravatorano
(
02/02/2009 08:04)
zaaay alou d niasa foana kle
zara aza misy asa fa ny very asa hnoho izao korontana izao aza efa tsy fidiny

12. lemenakely
(
02/02/2009 08:15)
majakely:
Ndana miasa sy mianatra rankizy malagasy ooo!!
ny an ilay publicité n ny librairie de Madagascar tao @ RNM fahiny ity izany?
Ry ankizy malagasy o , vonjeo ny lakilasy ...mianara taratasy
13. tsiafoi1
(
02/02/2009 08:28)
Hafa dia hafa ity information farany henoko ity mikasika ny toe-draharaha ankehitriny. Azo ambara fa source fiable no nivoahan'izy ity. BIZNA AVO LENTA IZY ITY KA TANDREMO TAFAJABAKA!!!
A)- Tamin'ireny Evènement 2002 ireny, de nalaza be eran'izao tontolo izao i Madagasikara, idd tao Afrika. Ary tsy vitsy t@'ireo firenene afrikana no nanao référence an'i Madagasikara. Anton'iray nisafidianan'ny maro ka nahalany ny hanaovana ny Sommet Africain aty Madagasikara izany.... Vola mikararana no ho azon'i Madagasikara ho enti-manomana izany, etsy andaniny ihany koa ny Francophonie 2010....
B)- Manoloana izany tombotsoa lehibe azon'i Madagasikara izany, de misy firenena afrikana telo, izay miaraka @'ny firenen-dehibe iray, izay tsy mikely aina mafy, ny tsy hahatanteraka izany Sommet sy francophonie eto amintsika izany, noho ireto antony manaraka ireto :
1- Raha tanteraka eto amintsika tokoa io Sommet io, de automatiquement ho lany Filohan'ny Fivondronamben'ny Firenena Afrikana sy SADEC, ny Filoha Ravalomanana......, Ary dia zary ho lasa modely aty Afrika isika @'ny lafiny rehetra....., Ho vetivety tsy ho ela aorian'izay de ho maro ireo firenena izay teo ambany vahohon'ilay firenena lehibe io fahiny (ireo zanantaniny fahiny), no hiendaka eo ampelan-tanany.... Vokatr'izay de tsy mikely aina mafy ireo saribakoliny fahiny mba hanao izay tsy hahatanterahan'io eto amintsika.... Anisan'izany izao hetsika ataon'ny TGV sy ireo saribakoly fahiny izao... Tsy hitsahatr'izy ireo fa hilofo ny hanome image ratsy an'i Madagasikara mialohan'io Sommet io, ary @'ny fomba aingana tokoa izany. Objectif de tsotra "Tsy ho tanterahana eto Madagasikara izany Sommet africain izany"
2- Financement goavana ihany koa no miandry ao ambadik'izany fanomanana ny Sommet sy Francophonie izany(Milliard d'euros maro),.... Koa misy ireo firenena telo izay samy maniry mafy ny handray izany.... Tsy mikely aina ihany koa izy ireo mamatsy vola ireo ekipany eto an-toerana mba handrava sy hanapotika an'i Madagasikara mialohan'izany fotoana izany.....
3- Misy ireo zay mbola manina ny fitondram-pahefana ka manararaotra ny toe-javatra ankehitriny mba handrombaham-pahefana indray, nefa mbola azo lazaina fa bitika ihany ity antony fahatelo ity..... Satria raha mahomby iroa fikasana goavana roa lehibe ery ambony iroa, de mbola hifandrotehan'ireo nahazo sombiny amin'ny bizna indray i Madagasikara rehefa avy eo, ka hiaina ao anatin'ny ady an-trano sy ny ady fahefana indray....
Aoka ho tonga saina isika malagasy ary handinika tsara,.... Ny Afrikana aza te-hitroatra, isika indray ve no hamerina ny lasa efa nandoro antsika....
Masina ny tanindrazana, ary manainga anao ry TGV, mba handinika kely fotsiny, fa tsy ny tombotsoan'ny tena no hamotehana ny firenena iray manontolo.... Ny harena de mandalo, fa ny firenena hitoetra mandrakizay.... Koa tandremo fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra,.... Raiso ny fanapaha-kevitra, azo atao ny miverin-dalana mba tsy hanenenana mandrakizay.....

14. Noue
(
02/02/2009 08:39)
rankizy malagasy oooo ! mianara taratasy, vonjeo ny lakilasy :-D :-D :-D
15. lemenakely
(
02/02/2009 08:45)
Noue:
rankizy malagasy oooo ! mianara taratasy, vonjeo ny lakilasy :-D :-D :-D
Tadidinao ve io pub io tao @ RNM?
16. penguin
(
02/02/2009 08:46)
Na iza na iza Filoha dia tsy maintsy mampiana-janaka ianao mba hampitombo fahaizana azy ary ahafahany mamelon-tena any aoriana. Ny korontana no misakana azy tsy handroso.
18. penguin
(
02/02/2009 08:49)
Na iza na iza Filoha dia tsy maintsy mampiana-janaka ianao mba hampitombo fahaizana azy ary ahafahany mamelon-tena any aoriana. Ny korontana no misakana azy tsy handroso.
19. rixes
(
02/02/2009 08:50)
aleo oa mikandra fa samy ts mlay na ra8 na i TGV , lanio ao lety ze vola ao @ fanjakana ao a! fa aleo fotsiny pokona mba samy hivelona tsara :@
20. karavasy
(
02/02/2009 09:06)
Efa mitapy ao ny TGV nareo milaza ny mibaiko ny rehetra nefa feno polisy ny Ministera rehetra hoy izy. Ka polisy mpikarama an'ady indray ireo sa avy aiza ?