Tenin'i Ratsiraka rehefa exilé izy ny 2002

1. BOYSGOSS ( 02/02/2009 10:35)
Toy izao ny tenin'Ingahy Ratsiraka rehefa niongana noho ny fanodikodinana ny safidim-bahoaka izy ny 2002. Ity teniny ity dia antso an-tarimby izay fanaony matetika ao @ TV plus ary volana vitsivitsy tao aorinan'ny nandosirany ary mino zah fa tsy vitsy ny mbola mahatadidy ity :

"...mbola ao anatin'ny heriko tanteraka zah ary mbola hiverina hitondra ny fitondrana ny vahoaka malagasy, moa tsy narodana ny fitondrako t@ 1991 saingy tafaverina teo @ fitondrana ny tenako, tsy afa-miala amiko ny vahoaka malagasy..."
novalian'i xxx ny 02/02/2009 13:41
2. xxx ( 02/02/2009 10:40)
avoahy ze rohy misy an'io fa ny teniny nataony farany henoko de ity !! avelao aho mba hitondra amity mandat FARANY ity fa tsy afaka hanao intsony amin'ny 2eme mandat nohon'ny fahanterako"
3. xxx ( 02/02/2009 13:41)
Ny tena tadidiko dia hoy izy t@ fifidianana 2001 ,avy nivoaka ny birao fandatsaham-bato t@ izany :"Raha sanatria tsy ho lany aho dia mety ho hafahafa ihany ny fandehan-draharaha eto @ firenena!"

Hitako tao @ ilay fandaharana nandeha t@ PUBLIC SENAT ,natolotr i AIDHA TOURI io teniny io ! 7 MOIS DE KO A MADAGASCAR ary GAEL MOKAERT no mpanatontosa ilay fandaharana

asa azo jerena ao @ google angamba ny lien mety ahitàna an izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3528