Inona izany no azo amehezana ny toe-draraha !

1. lemenakely ( 02/02/2009 13:36)
Inona izany no azo amehezana ny fandehan-javatra eto @ tanàna hatrizay niatombohan ny gidragidra izay ka HATRETO aloha...Mbola mety maro ny zavatra mety hitranga satria VARIABLE be ny fandehan-javatra eto MADAGASIKARA :?:
2. andrywui ( 02/02/2009 14:46)
miandry ny tohiny zany e! ra vao misy be mokny manao A eo de miala any ny B
zany oe miandry alou zao ka "" ze hipoaha ty riata ""
3. lemenakely ( 02/02/2009 14:50)
andrywui:

miandry ny tohiny zany e! ra vao misy be mokny manao A eo de miala any ny B
zany oe miandry alou zao ka "" ze hipoaha ty riata ""



Lasa cours de MATHS izany an tsy quoi fa revetsika manja eto foana e

(a+b)2+(a-b)2=??? :°)
4. andrywui ( 02/02/2009 14:53)
maranitra elah kah !!! zay izy ! miandry sambo
5. lemenakely ( 02/02/2009 15:03)
andrywui:

maranitra elah kah !!! zay izy ! miandry sambo



:-D
6. patrick2002 ( 02/02/2009 15:04)
Lasa cours de MATHS izany an tsy quoi fa revetsika manja eto foana e

Tsy cours de Maths fa jeu d'Echec. :lol: :lol:
7. patrick2002 ( 02/02/2009 15:12)
Dia azo lazaina Tanteraka aloha fa betsaka ny niembotra raha vao nanao auto-proclamation i Andry ,ny antony dia hita fa conflit d'interet ny an'i Andry sy Ra-8 ,efa mazava izay ,ka tsy mahatoky an'i Andry haazo fitondrana izy , Tsy mino izy satria hataony Andry fitaovana ihany koa sahala @ nataony Ra-8 ny vahoaka malagasy t@ 2002 .
8. lemenakely ( 02/02/2009 15:17)
patrick2002:

Lasa cours de MATHS izany an tsy quoi fa revetsika manja eto foana e

Tsy cours de Maths fa jeu d'Echec. :lol: :lol:



ECHEC ET MAT
9. patrick2002 ( 02/02/2009 15:24)
Tena mampalahelo ilay politika an'i madagasikara ,mba miheno ny mpanohana an'i ra-8 izaho ,dia hita fa mahafantatra ny tsy rariny rehetra hataony ra-8 izy rehetra fa manan arguement foana hoe tsy maintsy miaro tena anie izy ,tsy maintsy miaro ny n'azy , izany hoe fehiny le meilleur defense c'est l'attaque ,izay no fanaovana politika @ pays sous developpe.
10. xxx ( 02/02/2009 15:25)
Ra8 mandini-tena @ fomba fitondrana ny vahoaka satria mbola tsy tara raha izao vao miova

Andry : mandini-tena mba tsy ho lalaovin'ny hafa intsony satria mboal tsy tara ihany koa raha izao mieritreritra

Vahoaka : mandinika aloha vao manarakara-poana fa manaraka h@ ain-dehibe rehefa tsy mandinika tsara
11. andrywui ( 02/02/2009 15:34)
mandiniha daholo zany ny rehetra fa ny omby aza mandinika
12. lemenakely ( 02/02/2009 15:35)
patrick2002:

Tena mampalahelo ilay politika an'i madagasikara ,mba miheno ny mpanohana an'i ra-8 izaho ,dia hita fa mahafantatra ny tsy rariny rehetra hataony ra-8 izy rehetra fa manan arguement foana hoe tsy maintsy miaro tena anie izy ,tsy maintsy miaro ny n'azy , izany hoe fehiny le meilleur defense c'est l'attaque ,izay no fanaovana politika @ pays sous developpe.




Ka mila jerena ifotony hoe inona no mahatonga andry zareo MIHIDY VAZANA toy io ?Tsy mbà mipitrapitra mampalahelo hoy ny NTAOLO fa mivandravandra mampitahotra!
13. mion ( 02/02/2009 15:39)
efa tara loatra raha izao vao handini-tena i Andry TGV ndana jereo @ internet fa efa lasa terrorisme ny fijeren'ny communauté international an'leri, na ny union africaine fotsiny aza.
efa oainina be any rehetra ani leri. zao le oe ifoteran'y rambony
14. xxx ( 02/02/2009 15:45)
andrywui:

mandiniha daholo zany ny rehetra fa ny omby aza mandinika


ny gasy ho ambakan'ny omby raha mitohy izao ka inona moa

Fankaherezana no nitenenako hoe mbola tsy tara ho an'i Andry fa tena efa tara be kay moa, efa ouainina be
:-D :-D
15. andrywui ( 02/02/2009 15:47)
an an an aza mamorona fa tsy misy anzany eo e!! nareo ihany no te hanomboka ka rehef raikitr ny gidra malaky oia oe oia oe !! ereto f'aza malaky mitady vonjy amze U.A sy ny C.I any e!! raharahatokatranotsik io ! ka andao aloha hifamela vela eto hifangaro hi hi hi
16. yvonKEL ( 02/02/2009 15:48)
tsotra, mangina de miasà tsara de à fifidianana manaraka indray rfa nitsefotra le demo(stration tgv)
17. OoRakotooO ( 02/02/2009 15:51)
Sarotra aloha ny maminany izay hitranga sady manhirana be ilay hoe izaho no filoha nefa manidy sekoly aza tsy vita :?
Fa ny resaka UA é, UE é, tsy misy mandraharaha anie izany e!t@ 2002 ireny nifiran'i R8 nefa nanaiky azy ihany t@ farany.
Firy izao ny coup d'état ao afrika 2 sa 3 miteny foana ny UE, UA ils s'en foutent complétement !!!
Dikan'izany? Izay mitany ny hery ihany no misy hasiny! Tsy zakan'i TGV ny miaramila hanalana an-dR8 dia zaza mianatra aza tsy vaobaikony.
Tsy misy vola na tsy te hanome vola ny UA sy ny UE anaovana intervention armée dia lasan-javona toy ny etotry ny mpifana ny teniny.

Izay no izy aloha raha ny fahitako azy.


18. andrywui ( 02/02/2009 15:53)
nitsefotra ah ?? mamo anga yvonkel ?? zao ary vao maika tena ao antin'ny heriny mitsy ka innn tsara ??? maka ainakely fotsiny alou de lasa andray avy eo !! he he he he
19. OoRakotooO ( 02/02/2009 15:57)
andrywui:
maka ainakely fotsiny alou de lasa andray avy eo !!


Ny ahiko miala fa tsy maka aina ko !^^
20. mion ( 02/02/2009 15:58)
tsy mitady vonjy any anie ny bandy e, izy no te hijery sy te hitsara. fa de mahaiza mionona alou refa izay ny fitsarana anlisany, de fafao ny ranomaso, eo fafako. de mba menatra. Ravalo lty bandy be a, tsy hitady vonjy any @ ivelany izy ôtran'ny nataon'ny bandy kely. aiza le vahoaka, inn ny porofo fa ze nijanona tany an-trano koa mbola an'lisany? mbola tsy leo mamitaka ka ny kely nananana aza mbola nofitahina androany, iza no mety ho entin'là amzany , fotoana aza tsy voafehy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5425