Narnora-tena ho président Andry! miomana ho avy Ratsiraka

1. nyavo2000 ( 02/02/2009 08:10)
Raha nanoratra ity voaraiko ity aho ny zoma, dia be ny nilaza fa manely tsaho indray ny tenanay, fa rehefa nojerena ny sabotsy kay marina ni-s'autoproclamer Andry Rajoelina, dia anjara-tsika no manohy sy mandinika ny stratégie voalaza ao amin'ilay mail...miseho ny saro-tava fa hay RATSIRAKA ny ao ambadika

Raha naheno ny heviny ny gadra poltika 2002 teto an-toerana dia nanome ultimatum ny fitondran ny hamerenana ny exilés politiques rehetra alohan'ny 13 février 2009, inona no ao ambadik'izany ?

Misy feo re ankehitriny, fa tsy mahazo mijanona any Lafrantsa ireo olona naloam-bahoaka ka tsy maintsy miverina an-tanindrazana ( asa noho ny lalàna Sarkozy na inona, fa izay afaka manazava eto dia irariana...) ary ny volana février no farany hijanonany any. Io no isan'ny antony manosika mafy an'i Andry hanao dérapage be ohatr'io ary manao izay hialan-dR8 na hisy rà mandriaka aza.

Mila mailo isika fa mandady ny trambo.
====================================================
De : de retour de Ratsiraka

Je pense que cette menace est à considérer très sérieusement. La dernière info de Sobika.com fait un état de Tamatave, plus bouillant que Tana et qui constitue actuellement le foyer d'émeute.

Si vous faites partie des gens qui ne souhaitent pas ce retour. Je vous invite à diffuser ce message au maximum de personne que vous pouvez joindre. C'est plus pire que ceux qui sont menstionnés dans les chaines qui circulent habituellement en net.

SVP!!! ALERTONS NOS COMPATRIOTES DE CE GRAND DANGER



===========================================================================

VOICI CE QUI RISQUE D ARRIVER DEMAIN SI VOUS NE DIFFUSEZ PAS CE MESSAGE PARTOUT


Demain, samedi 31 janvier 2009, Andry Rajoelina va s’autoproclamer président de la République.
La différence, c’est qu’il va se faire abattre (un xxxxxxxx de moins), on accusera Marc Ravalomanana d’avoir commandité le meurtre, et il perdra de sa crédibilité. Ratsiraka reviendra

Les faits :
En 2006, avant les élections présidentielles qui ont donné au Président Ravalomanana un 2ème mandat, Manandafy a rencontré Ratsiraka en France.
Les consignes de l’ancien président ont été très claires : « c’est vous qui l’avez mis là, à vous de l’enlever de là ». « Vous », sous-entendu les xxxxxxxx, les gens de Tanà.
Depuis ce jour, les évènements qui ont lieu aujourd’hui ont été parfaitement planifiés, de A à Z.


Objectifs :
Destituer le Président Ravalomanana
Détruire tous ses biens
Détruire toutes les traces de son ennemi, c’est-à-dire tout ce qu’il a mis en place et qui est signe de progrès
Mettre Tanà à sac
Remettre Madagascar dans l’état de pauvreté dans lequel il était avant Ravalomanana


Les moyens :
Pour arriver à ses fins, il a trouvé un jeune xxxxxxxx crédule, ambitieux et croyait pouvoir tirer son épingle du jeu : Andry Rajoelina.
Le pantin idéal : le Président Ravalomanana était maire de Tanà avant d’être président ; Andry Rajoelina est l’actuel maire de Tanà et c’est celui dont on se sert pour tenter de destituer le président.
Mais surtout, il est jeune et xxxxxxxx, le profil idéal pour séduire les tananariviens.
Par ailleurs, Ratsiraka a encore sur place des militaires à sa solde, des officiers qui faisaient partis de la RESEP (armée créée par lui) et de la SPADEM. D’où une division dans l’armée.
Demain, samedi 31 janvier 2009, Andry Rajoelina va s’autoproclamer président de la République.
La différence, c’est qu’il va se faire abattre (un xxxxxxxx de moins), on accusera Marc Ravalomanana d’avoir commandité le meurtre, et il perdra de sa crédibilité.


Résultat :
Comme prévu, Madagascar sera en ruine
Les xxxxxxxx seront divisés
Ratsiraka reviendra triomphal, toute vengeance assouvie


Les preuves :

Que le gouvernement est de bonne foi :
L’émetteur de Viva avait été enlevé pour interrompre les diffusions susceptibles de semer le trouble ; MBS a été détruit, pillé et brûlé pour empêcher toute communication du gouvernement, d’où son silence. Seules les stations évangéliques et pro TGV peuvent encore émettre.
Les émetteurs ont été restitués à Viva aujourd’hui ; Viva émet à nouveau
Les 3 prisonniers ont été libérés
Le Président Marc Ravalomanana refuse toute forme de violence

Que Ratsiraka est derrière tout cela et que quelque chose se prépare réellement demain :
Les groupements organisés qui saccagent tout, avec des cibles bien précises, frappées au même moment, du déjà vu : un style signé, reconnu par tous
Pierrot Rajaonarivelo (qui rappelons-le a financé la création d’Injet), a été vu aujourd’hui à Tamatave. Il devrait être sur Tanà demain. Pour assister à l’auto proclamation ou pour remplacer celui qui se fera descendre ?
Il est 22h25. Des bus et des cars partent actuellement de Tamatave en direction de Tanà

Nos sources sont sures.
Personne ne souhaite le retour de Ratsiraka. Il est sur le point de parvenir à ses fins. A tous les malgaches, ouvrez vos yeux et réagissez.
novalian'i xxx ny 02/02/2009 11:03
2. xxx ( 02/02/2009 08:18)
Io indray ilay resak etotra !...France anie terre d asile politique e! Taiza indray no nisy an izany lois Sarko hampody ny asiles rehetra izany?
3. tsiafoi1 ( 02/02/2009 08:24)
Manampy trotraka izany koa ny BIZNA AVO LENTA etsy andaniny.... TANDREMO IHANY TAFAJABAKA :

A)- Tamin'ireny Evènement 2002 ireny, de nalaza be eran'izao tontolo izao i Madagasikara, idd tao Afrika. Ary tsy vitsy t@'ireo firenene afrikana no nanao référence an'i Madagasikara. Anton'iray nisafidianan'ny maro ka nahalany ny hanaovana ny Sommet Africain aty Madagasikara izany.... Vola mikararana no ho azon'i Madagasikara ho enti-manomana izany, etsy andaniny ihany koa ny Francophonie 2010....

B)- Manoloana izany tombotsoa lehibe azon'i Madagasikara izany, de misy firenena afrikana telo, izay miaraka @'ny firenen-dehibe iray, izay tsy mikely aina mafy, ny tsy hahatanteraka izany Sommet sy francophonie eto amintsika izany, noho ireto antony manaraka ireto :

1- Raha tanteraka eto amintsika tokoa io Sommet io, de automatiquement ho lany Filohan'ny Fivondronamben'ny Firenena Afrikana sy SADEC, ny Filoha Ravalomanana......, Ary dia zary ho lasa modely aty Afrika isika @'ny lafiny rehetra....., Ho vetivety tsy ho ela aorian'izay de ho maro ireo firenena izay teo ambany vahohon'ilay firenena lehibe io fahiny (ireo zanantaniny fahiny), no hiendaka eo ampelan-tanany.... Vokatr'izay de tsy mikely aina mafy ireo saribakoliny fahiny mba hanao izay tsy hahatanterahan'io eto amintsika.... Anisan'izany izao hetsika ataon'ny TGV sy ireo saribakoly fahiny izao... Tsy hitsahatr'izy ireo fa hilofo ny hanome image ratsy an'i Madagasikara mialohan'io Sommet io, ary @'ny fomba aingana tokoa izany. Objectif de tsotra "Tsy ho tanterahana eto Madagasikara izany Sommet africain izany"

2- Financement goavana ihany koa no miandry ao ambadik'izany fanomanana ny Sommet sy Francophonie izany(Milliard d'euros maro),.... Koa misy ireo firenena telo izay samy maniry mafy ny handray izany.... Tsy mikely aina ihany koa izy ireo mamatsy vola ireo ekipany eto an-toerana mba handrava sy hanapotika an'i Madagasikara mialohan'izany fotoana izany.....

3- Misy ireo zay mbola manina ny fitondram-pahefana ka manararaotra ny toe-javatra ankehitriny mba handrombaham-pahefana indray, nefa mbola azo lazaina fa bitika ihany ity antony fahatelo ity..... Satria raha mahomby iroa fikasana goavana roa lehibe ery ambony iroa, de mbola hifandrotehan'ireo nahazo sombiny amin'ny bizna indray i Madagasikara rehefa avy eo, ka hiaina ao anatin'ny ady an-trano sy ny ady fahefana indray....

Aoka ho tonga saina isika malagasy ary handinika tsara,.... Ny Afrikana aza te-hitroatra, isika indray ve no hamerina ny lasa efa nandoro antsika....

Masina ny tanindrazana, ary manainga anao ry TGV, mba handinika kely fotsiny, fa tsy ny tombotsoan'ny tena no hamotehana ny firenena iray manontolo.... Ny harena de mandalo, fa ny firenena hitoetra mandrakizay.... Koa tandremo fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra,.... Raiso ny fanapaha-kevitra, azo atao ny miverin-dalana mba tsy hanenenana mandrakizay.....
4. Noue ( 02/02/2009 08:38)
fa io ratsiraka io ve biby beeee mampatahotra no nahoana no io foana no asesika oe ho avy izy eeeee ???? aleo izy ho avy dia ho hitan'ny havany eo ny anjo azy koooo :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 02/02/2009 09:30)
tsy azoko mihitsy isika gasy ka olona efa antitra be sy manjoko tsy ahavita inona iny toka ve Ratsiraka de maninnn izy ra mody antanindrazany tsy asiana resaka ! sady tsy afaka ny hanao prezida tsony zany iny amin etat ny efa reraka be n'ny fahanterana ! ka olona lehibe tokony ho hajaina sy atao mbay lalan izy ra ny taonanay ka tsy tokony ho tevatevaina sy atao tsinotsinona fa politika no nataony ary faharesena politika no azony ! aleo mba manaja olondehibe ra te ho ela velona ! fa izy kosa no tsy avela hanao politika tsony na hiditra politika rehefa tonga eto!
6. madamakely ( 02/02/2009 09:57)
De na enao io aza ve de mbola mety ho entin-dRatsiraka? Olona efa tsy afaka mitondra intsony raha ny état-ny no jerena...
Izao fotsiny, na tsy afaka mitondra aza i Andry tsy dia vongadinty daholo ireo goaika antitra ireo, fa tsy te hanao fotsiny angamba
7. andrywui ( 02/02/2009 10:23)
tena marina ry xxx4 ! tsy afaka hitondra intsony zany marina Ratsiraka ka tsy tokony ho biby fampitahorana ataon'ny Tim amin'ny Malagasy miits zany fa fandrebirebena olona e!
8. nyavo2000 ( 02/02/2009 10:30)
Lisany hoah aza mody gisa, fa ny olona ange mahafata-javatra e!

Lazain'lisany ho mandainga aho ny zoma fa his'autoproclamer i Andry , kanefa dia iny niaraha-nahita iny....

Reheka kobon'ny vahoaka fa Goaika antitra be tsy dinaozaoro be daholo no misaovaly sahala amin'ny mpamosavy an'i Andry dia aleo tsorina ny marina e!

Hitady alika hotaingenana aza ataon-dry zalahy maika fa mahita an'i andry maivan-doha sy vendrana.
9. xxx ( 02/02/2009 11:03)
io wa tsotra b, tsy hoe biby fampitahorana deba, fa t hiverina malalaka hiaina ao Dago izy, atao zay hampianjera ny mpitondra ankehitriny mba hafahany miverina tsy misy fisamborana tsy misy fitsarana raha hisy aza d fitsarana sarin-tsariny fa tsy maintsy afaka noho ny fisalasalana, d very maina fotsiny ny fatiny olona sy ny zavatra tsy nety rehetra nataony!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1728