GAG
1. xxx
(
02/02/2009 08:35)
Premier ministre TGV i Big JO. Communication i Danny RTA. hahahahahhahaahahahhahahahah Aleo ko zay mba hi-kafoum bouzaka fa aza laniana dhl ry Andry a. hahahahahahahahahahaha. Za mba ataovy porte-parole-ny gouvernement trottoir anao zany e. hahahahahaha
novalian'i madamakely ny 02/02/2009 11:08
3. tsiafoi1
(
02/02/2009 08:45)
Aza mifandrangitra toy izao, fa izy aza mampalahelo efa tafajabaka lalina @'izao BIZNA AVO LENTA MALOTO BE izao.... Raha misy azo atao de ny hamoahana an'le bandy kely ao anaty engrainage no tokony atao,.... Mba bandin'ny Tana ihany anie izy e
4. nyavo2000
(
02/02/2009 10:26)
i XXXXX hoah ohatrin'ny lelan'omby an'orona mahay , am-bava mahay...
mbetika izy TGV mbetika hafa.....mampiady angely fotsiny
mbetika izy TGV mbetika hafa.....mampiady angely fotsiny
5. andrywui
(
02/02/2009 10:26)
engrainage ahona e!! laisany kou ane fantatro tsara fa niaraka teny ankianja teny daholo ihany e! ny ps nareo reo fantatro daholo fa eo de miova palitao fotsiny eo ry tsy misy hazondamosina isany!! tazony hatram farany ny hevitra ze ananano fa aza manaraka volotany fotsiny fa tara amzany enao ry akama !! ny ahy rehefa leo aho de tofoka aho zay ! de hop
6. nyavo2000
(
02/02/2009 10:33)
za aloha tsy teny ka raha tsy gaigy koh !
Hoa an'ny tonga saina dia isaoran'Andriamanitra, f'ilaisany mbola dôzon'ny môlin'i andry angamba alefa eny @ 18 mihintsy vao ho sitrana sy ho tonga saina.
Tsy mahamenatra ange ry zalahy ny miova hevitra e! ny adala no tsy miova amin'ny heviny.

8. madamakely
(
02/02/2009 11:08)
nyavo2000:
i XXXXX hoah ohatrin'ny lelan'omby an'orona mahay , am-bava mahay...
mbetika izy TGV mbetika hafa.....mampiady angely fotsiny
Aiza ary razoky izany, ny xxx ange tsy olona iray fa zay manafina solon'anarana rehetra eh.