Politika

kidoropamba ( 31/01/2009 19:59)
Manoloana izao raharaha misafotofoto izao dia ny MAMAKY BANKY FOIBE no ataon'ingahy Ravalo HAMELOMANANA AN'I TIKO sy MAGRO ary hikaramana ny mpikaramanan'ady. Tsy misy manaraka ny baikon-dravalo in... tohiny
novalian'i vale ny 01/02/2009 23:38
OoRakotooO ( 31/01/2009 19:08)
Mo ve hafaka nanao zavatra hafa no iny auto-proclamation iny TGV? Raha, théorie dia eny ny valiny satria azo napetraka ny fitoriana pour haute trahison (efa vita ilay dossier notantaraina t@ Viva ... tohiny
novalian'i Noue ny 31/01/2009 20:23
nancy ( 31/01/2009 18:40)
Iaraha-mahalala fa i Mcar dia colonie frantsay. Mbola te hanjanaka eto foana ny frantsay hatramin'izao. Tsy tiany handroso izany i Mcar e. Ny zava-misy nefa dia nitodika tamin'ny firenena hafa i R... tohiny
novalian'i voafarany ny 02/02/2009 20:00
Noue ( 31/01/2009 17:08)
[b]Déclaration du Président de la République de Madagascar à 19h00 au Palais d’Etat de Iavoloha, avant le Conseil des Ministres[/b] Le Président de la République a déclaré que lundi, tout... tohiny
novalian'i Noue ny 31/01/2009 20:24
xxx ( 31/01/2009 16:47)
Tokony handray fanapahan-kevitra i Ra8 ,ny @ mandat n'i Andry @ maha maire azy , tokony ho alatsaka senateur temporaire izy ,ary handravina ny zavatra hitany fa tsy nety sy tsy nampandeha ny toe-kar... tohiny
Optik ( 31/01/2009 16:36)
Ny vanim-potoanan'ny fialan-tsakana dia samihafa be ny fitrangany eo @ tsirairay. Misy ankizy eo @ faha-[b]17[/b] taonany dia efa tonga fahamatorana; misy sasany mety mbola ho [u][b]adolantsento[/b]... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 02/02/2009 16:48
Noue ( 31/01/2009 16:33)
[b]: Andry Rajoelina se déclare nouveau "dirigeant" de Madagascar. Ravalomanana répond qu'il est le Président[/b] [b]19H20 : Le Premier ministre Charles Rabemananjara dirigera la délégation ma... tohiny
akamatiana ( 31/01/2009 16:06)
Tsy ny didy jadona ataon'i Filoha ve no oe arodana ???? Izao anefa i Ben'i tanana mbola tsy eo am ftondrana akory dia efa didy jadona sahady no ataony " Izaho no mibaiko ny mpitandro ny filaminana , n... tohiny
badboy ( 31/01/2009 14:52)
Miainga eto @ serasera koa ny désinformation : mailo ry namana!! Lazaina fa 2000 fotsiny ny teny @ 13 mai androany, izay rohy TIKO MADAGASIKARA no ampitana ilay vaovao!! Saingy misy ny tena milaza... tohiny
novalian'i badboy ny 31/01/2009 20:02
jiimm ( 31/01/2009 14:12)
Grevy lava reny hanonganam-panjakana fa tsy grevy natao hanitsiana ny rafitra tsy mety, hanitsiana ny mpitondra. Jereo ary raiso ho lesona ny zava-misy amin'ny tany mandroso. Tokony hiova ny fomba fij... tohiny
lagoon ( 31/01/2009 13:29)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img187.imageshack.us/img187/5869/event3101092ap9.jpg[/IMG][/URL] [U... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 12:59
salopard ( 31/01/2009 13:24)
ny Tody tsy misy fa ny atao no miverina hono. Tsy momba ny andry aho, saingy tsy hanohana an'i Ravalo koa satria izy koa aza mba autoproclammé Ny tenin'ny ZAFY tsy nanainky an'i RAVALO ho filo... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 09:22
tsinjo ( 31/01/2009 12:49)
houn wa ry reto betsaka olona ve teny @ 13 may androany sa mitovy anle farany teo iny sao mba nisy tany ianareo ... tohiny
novalian'i tsinjo ny 31/01/2009 14:18
mitoetra ( 31/01/2009 12:46)
kely sisa dia anamafy ny democratie any TSIAFAHY RY TGV, efa miandry azy matsy ny namany ao ... tohiny
klitika ( 31/01/2009 12:28)
Aleo mba asiana vinavina eh... tohiny
novalian'i njara2007 ny 31/01/2009 12:59
rebiby ( 31/01/2009 12:20)
-Tsy ny president autoproclamé RA8 akory, no handeha hitsara, fa tsy President i TGV -en tout cas ny: [b]a)Fahavalon-dravalo dia d'accord[/b]: Andriamanjato, Zafy, Ratsiraka, b)Ny [b]nama... tohiny
Fanhaiky ( 31/01/2009 12:12)
Manaiky aho fa mis ny fitondrana tsy mahomby, ekeko fa zay tonga eo hanaikitra avokoa n'iza izy n'iza 1- Raha Ianao hitolona ho an'I Ra... refa tonga eo @ toerany ilainy izy ho fantany ve ianao 2-... tohiny
novalian'i mitoetra ny 31/01/2009 12:51
Noue ( 31/01/2009 12:11)
Le maire d'Antananarivo se proclame en charge du pays Samedi 31 janvier 2009 "Je vais gérer toutes les affaires nationales à partir d'aujourd'hui", a proclamé samedi matin Andry Rajoelina, le ... tohiny
Jackychan ( 31/01/2009 11:24)
Manaja ny demokrasia marina fa aza mamitaka vahoaka http://www.france24.com/fr/comment/reply/3720461#comment-form... tohiny
novalian'i mitoetra ny 31/01/2009 12:56
akamatiana ( 31/01/2009 11:03)
TGV
Mahita kou le oul a TGV = [b]T[/b]erorista am [b]G[/b]randy [b]V[/b]itesy ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 31/01/2009 13:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.3789