Politika

blue ( 30/01/2009 08:58)
Ry Malagasy namana ! Noterena ve ianaoreo t@ fifidianana filoham-pirenena nifanesy teto ? Tsy maitsy olona handicapé ve no mitondra an'i Madagasikara ? Ilay raika lahy taloha toa JAMBA I... tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 12:59
nyavo2000 ( 30/01/2009 08:56)
Mbola mandranitra vahoaka indray Andry ary mihantsy ady: * taiza ho aiza t@ kabarin'i Ra8 no nilaza izy fa "raha simba ny azy izy koa mahay manimba" , sao dia mba sofim-bitro koasa ny anareo e!, ny... tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 14:47
xxx ( 30/01/2009 08:25)
http://www.madanight.com/ ireo ambany ireo ny zavatra nolazain'i filoha Marc Ravalomanana. Ampio indray aho ry reny malala izay nahilikiliko fa tsy haiko loatra ny fiteninao no alehoko niaraka ta... tohiny
novalian'i dalie ny 30/01/2009 08:50
hery ( 30/01/2009 08:17)
Izay izany izao no tena tanjona. Tsy hangina mihitsy raha tsy mahazo seza kely. Tsy voatery ho filoham-pirenena satria toa tsy ho vita, fa raha tafiditra praiminisitra na mpitarika ny governemanta tet... tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 13:20
penguin ( 30/01/2009 07:24)
Dia gaga ny olona fa nisy nitangorongorona teny @ 13 Mai nefa Ville Morte hoy ny TGV. Nony nantonina anefa dia olona tezitra sy tia hitaraina no teo hoe very asa izahay ka ahoana no ataonareo ry TGV i... tohiny
novalian'i BOYSGOSS ny 31/01/2009 07:13
naritsimba ( 30/01/2009 07:23)
Ninia nangina tsy namaly izay resaka mandeha etsy eroa mihitsy ny tena tato anatin'ny fotoana vitsivitsy. Ireto kosa fanamarihana izay hita hatramin'ny nanombohan'ny fihetsiketsehana, ka anomezana so... tohiny
novalian'i Fanazava ny 30/01/2009 11:28
jiimm ( 30/01/2009 07:04)
efa lasa fanjakana mahaleo tena ny CUA. Filoha Andry RAJOELINA Praiministra Andry TGV Membre dyu gouvernement: Andry TGV Chef Suprême de l'armée: Andry TGV... tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 15:33
nyavo2000 ( 30/01/2009 06:00)
Mail voaray ary alefa eto ho hitan'ny besinimaro sao sanatria marina: De : de retour de Ratsiraka Je pense que cette menace est à considérer très sérieusement. La dernière info de Sobika.c... tohiny
novalian'i nalison ny 30/01/2009 10:46
ARINOFY ( 30/01/2009 05:47)
za de nankasitraka ny TGV t@ fotoan'ny fifidianana satria noheveriko ho olom-baovao izy.Loza be kay fa ry Ratsiraka sy ny forongony no ao ambadika.De sitrakao ve ry Andry ny mahita izao ra mandriaka i... tohiny
novalian'i andrywui ny 30/01/2009 10:02
xxx ( 30/01/2009 05:23)
TVM
d iaraha-mahita, ary famapandrenesana ho anareo tsy mahalala, fa d eo @ lafiny fanandramana izao ny [u][b]TVM[/b][/u]. zany oé, efa misy an'ilay test couleur iny, fa tsy oé akory efa misy fandaharan... tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 08:14
diana ( 30/01/2009 05:14)
Manomanana départ Rajoelina, 20.000.000 Ar fotsiny no andefasana ny imprimerie http://www.moov.mg/annonce.php?c=13&t=3[url]http://[/url]... tohiny
novalian'i diana ny 30/01/2009 10:19
lemenakely ( 29/01/2009 23:11)
Efa iaraha-mahalàla ny CRISE MONDIALE na ireo tany manan-katao aza mikaikaika, nisy ary mbola hisy ireo cyclones handravarava ny tanàna,izao mbola nampiana ity probléme ity indray !.... Ka hoy a... tohiny
rasera ( 29/01/2009 20:44)
rehefa doma (fanafohezana ny dokam-barotra malagasy) fa dondrona koa no azo andikana azy. Ka raha doma anie dia tsy mahagaga raha tgv avy eo e, tena gasy vendrana. Noheveriny angamba fa tsy ilaina ny ... tohiny
diamondra27 ( 29/01/2009 20:04)
zao ndray no feo re sy soratra mandehandeha any am mail ankoatran'ilay vavaka fanekempinoanan'i Ra8 misy zany olona be dia be izany indray hono izao miakanjo menamena any toamasina ka mba te hafant... tohiny
Noue ( 29/01/2009 19:55)
http://www.tv5.org/TV5Site/info/jt_tv5.php?edition=&par=7... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 30/01/2009 09:49
naughtyboy ( 29/01/2009 19:39)
ny vahoaka dia mandry tsy lavo loha ary mbola tsy nahazo vinavinankevitra na rafitra fanorenana sy paika matotra ialàna @ izao kizo izao ,manomboka ho lasa saina ny olona ilaozany ry zalahy miady isa... tohiny
OoRakotooO ( 29/01/2009 18:57)
Boing BBJ 737 300 io fiaramanindina io. Vidiny eo @ tsena iraisam pirenena @ zao andro krizi izao 35 à 40 Millions USD. Ny vidiny nividianan'ny gasy azy ho kilalaon'i R8 60 millions USD nankaiza ny 2... tohiny
lagoon ( 29/01/2009 18:39)
Izany ka Filoha,tsy manaiky lembenana ary vonona hatrany hiasa ho an'ny firenena.Na dia nopotehan'ireto jomaka TGV aza ny tanàna. I TGV mitady toerana PM nefa tsy misy programa. Ouverture de VIVA T... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 30/01/2009 07:06
xxx ( 29/01/2009 18:32)
[img]l'idiot utile: (ou nuisible selon le côté où on se place) personnage au comportement souvent avantageux, qui ne comprend rien à la situation ni aux manipulations dont il est l'objet et qui en... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/01/2009 19:04
Noue ( 29/01/2009 18:14)
18H15 : Andry Rajoelina d'accord pour une rencontre avec Ravalomanana. Demande poste de 1er ministre d'un futur gvt de transition ( TV5 par téléphone !) ahoana io ee??? :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7799