discours n'i TGV henoy kely ity eee TV5MONDE

1. Noue ( 29/01/2009 19:55)
http://www.tv5.org/TV5Site/info/jt_tv5.php?edition=&par=7
novalian'i nyavo2000 ny 30/01/2009 09:49
2. batotoa ( 29/01/2009 20:22)
O ra Andry ô! de manin no mandainge e! efa fantantra maneran-tany fa tsy maisy firenena manampy firenena manongam-panjakana izany e!
sa hanao financement parellel ve nef financement parallel = mafia
Noue:

http://www.tv5.org/TV5Site/info/jt_tv5.php?edition=&par=7



3. manalazy2 ( 29/01/2009 20:25)
ary ito
http://www.tv5.org/TV5Site/info/jt_tv5.php?edition=&par=6

Mahagaga ahy fa izy ary tsy manana porofo omena anlay mpanao gazety fr akory nefa dia milaza izany eo @TV5, le resaka commando io.
4. Noue ( 29/01/2009 20:53)
k'ita fa rediredy fotsiny ny zavatra lazainy ao eee! pffff efa lazaina zao oe misy lalana anie mifehy oe tsy maintsy feno 40 toana vao mahazo miditra ho president ka transitoirrr @ inona eee ???? :-D :-D :-D :-D
5. patrick2002 ( 30/01/2009 01:50)
efa t@ 2002 i ra-8 no niara niasa t@ mercenaire ry lery ah! tsy hitanialahy angaha iny afrikanina garde de corps ny ra-8 t@ 2002 iny fa mercenaire iny ingahy iny ,fa taiza ireny akanjol nomena sy efa voaomana ho an'i reserviste ireny ,tsy manana an'ireny ny miaramila gasy .
6. zandikely ( 30/01/2009 03:36)
Il s'exprime bien en français que Marc Ravalomanana!
7. tsiafoi1 ( 30/01/2009 06:44)
Tsy référence ny fahaizana teny Frantsay, fa mila voafehy sy hay raha te hivelatra bebe kokoa...
8. nyavo2000 ( 30/01/2009 09:49)
Tsy référence no andry koa ange be ihany no diso teo:

hoy ledala omaly
- décision adéquaT
-résolution définitiF
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0651