ankamantatra : iza ary no ho président vaovao hoy ianao ?
1. blue
(
30/01/2009 08:58)
Ry Malagasy namana !
Noterena ve ianaoreo t@ fifidianana filoham-pirenena nifanesy teto ?
Tsy maitsy olona handicapé ve no mitondra an'i Madagasikara ?
Ilay raika lahy taloha toa JAMBA
Izao ndray ra8 toa MARENINA
Gaga ve nareo ra kalaray sy klou ny président manaraka eo ?
IZA ARY ZANY ZE MAFANTATRA Ö

novalian'i mion ny 30/01/2009 12:59
3. tsinjo
(
30/01/2009 09:09)
teo aloha jamba
ankehitiny be marenina hoy ianao
ka ra i ANDRY de vendrana
de iza zany ? tsy aleo le be marenina fa io sady miasa

5. nyavo2000
(
30/01/2009 09:25)
ie na lazaina fa marenina i R8 mpiasaben'Andriamanitra! ntso mahafinaritra ange le8 kely e! miasa tsara dada8 fa ianao ihany no manome vary anay moa o!
6. xxx
(
30/01/2009 09:29)
nahazo anle taimbava be oe ; ""tsy misy hiraharahiako zay vahoakan'Antananarivo..."" iny nareo rehetra ireo tsy menatra akory tamzany nanao oe homboy!! homboy!! de zao ndray tampoka teo nisy anity korontana sy fandrobana ty de lasa oe """Hosana !hosana!! ndray !! de olon'ny FO tokoa isika Malagasy kah!! tsisy hazondamosina
7. nyavo2000
(
30/01/2009 10:00)
Raha misafidy de aleo le8 mandrapahatongan'ny fifidianana, fa raha i leVENDRANA, andraso eo paoly! raha izay no hahatongan'ileiry mbola hiasa mafy ho an'ny vahoaka de tsy olana! hosana e!
andry : homboy e!
andry : homboy e!
8. andrywui
(
30/01/2009 10:04)
de olon'ny FO marina elah ry le nyavo !! nefa de ianao io mihitsy no nihantsoantso mafy ny hanomboana an'i Prezida taloha !! fa de ny FO no mibaiko e!!!
10. xxx
(
30/01/2009 11:11)
ity tonokalo ho an'i vahiny2004 ,vahiny tratra hariva antanin'olona ka ny fanahy foana no mivezivezy ary ny fo no mahatsiahy! fa ny hagegena ao ihany
11. xxx
(
30/01/2009 11:28)
Mba fantatrareo ve ny nanovan’ny ankizy ilay hira hoe “Sahia”, filamatry ny Filoha Ravalomanana iny?
Ka sahia, andeha hiara-dia, aza kanosa fa avia
Ravalomanana no hitondra sipa, ka mandroso no toromarika.
Fa resaka famaritana ny atao hoe miasa no horesahiko eto anio. Nisy nanontany aho mantsy indray andro momba ilay motto-ko hoe “Work hard at whatever you do!”. Ny enti-milaza hoe “Miasa” dia manana dikany maromaro arakaraka ny teny ampiarahina aminy.
Miasa
Rehefa tonga ao am-piasana ka velona ny ordinatera, ary eo amin’ny clavier na ny souris ny maso, dia izay no atao hoe miasa. Tsy ilaina hofantarina izay ao amin’ny écran ao na WebMail na Sudoku na Facebook na Pacman na Solitaire na zavatra hafa, asa daholo ireny.
Miasa tsara
Rehefa Miasa, ka tsy WebMail na Sudoku na Facebook na Pacman na Solitaire, na ny toy izay no eo amin’ny écran eo.
Miasa mafy
Rehefa Miasa, ka tsy mahita afa-tsy ny écran, ary tsy mandre izay manodidina anao eo. Na dia hoe may aza ny trano ka miolomay mivoaka ny olona rehetra, ianao irery kosa ho tavela eo miaraka amin’izay “asa” ataonao, dia izay ilay miasa mafy.
Miasa miaraka
Rehefa Miasa, ka tsaty (Chat) no fenêtre active eo, dia izay ilay hoe miasa miaraka. Anisan’ny miasa miaraka ihany koa ilay mi-jeu ka miezaka manindry ny score vitan’ilay namana mpifaninana iray.
Miasa maharitra
Amin’ny valo alina mbola Miasa foana, nefa tokony amin’ny 5 ora sy sasany no mody. Odiana tsy heno ilay finday mibipy milaza hoe “Modia am’zay” fa … asa tokony ho vita anio ve dia hiverenana rahampitso?
Miasa betsaka
Rehefa misy fenêtres mihoatra ny 5 arahi-maso eo amin’ny ordinatera, mila asesisesy tsirairay ary matetitetika.
Tsy miasa
Tsy dia fahita firy amin’ny voambolan’ny mpampiasa ordinatera, fa rehefa tapaka ny herin’aratra mba mi-chôme ihany izy.
TMK

12. mion
(
30/01/2009 12:59)
zay ve no mba fahitan'toi ny fifinan'toi. Toi mintsy no voalohany @ ireo mpanao ariary zato am-pandriana kay ko. Lôzana mi-santimaka manao satire . Ary le " je suis en rute" ... "je viens du sud" ve tsy hain'toi ny mandika azy mba jerena. ataovy misy oe le8 ao de asivo koa oe 'vive tgv'
:lol: :lol: :lol:
:lol: :lol: :lol: