demokrasia, hery setra, ratsiraka, andry

1. rasera ( 29/01/2009 20:44)
rehefa doma (fanafohezana ny dokam-barotra malagasy) fa dondrona koa no azo andikana azy. Ka raha doma anie dia tsy mahagaga raha tgv avy eo e, tena gasy vendrana. Noheveriny angamba fa tsy ilaina ny mianatra vao afaka mitondra firenena. Fa tsy rehefa mahay mampilalao ankizy @ DJ, dia afaka ampilalao ny malagasy @ fiainany. Rehefa voavidy vola any ambadika any dia mitenena fa aza mirediredy e! Raha demokrasia no tadiavina tsy filan'ady @ fandefasana ny hevitr'i Ratsiraka no ilaina fa raha hendry izy asaivo hazavainy kely @ vahoaka ny antony nanapahany ny tetezana teto dago dia avy eo ianao ry Andry mba manazava aminay hoe ahoana no nahavitanao nanapotika tanana ao anatin'ny fotoana vitsy ny zavatra natsangan'ny hafa fotoana maro sa ve ny lapan'ny tanana ihany sisa ajanona ao antananarivo dia hoe i andry no nahavita an'io? fa ny ambony tsy ilaina. Afaka nanao demokrasia anie ianao tao @ tele nao e, Ahoana ireny ankizy milanja basy hita mandeha rny amin'ny sary rehetra ireny. Avy aiza ka ho aiza? hitifirana an'iza? efa nahazatra tamin'ny andron-dradidy ny vono olona tsy misy fitsarana. Ampy izay. ratsimandrava, rakotomalala, sibon guy sns.. lava loatra ny lisitra fa mba angatahako anao ny manohy azy.
2. OoRakotooO ( 29/01/2009 20:55)
Hoy Poopy hoe "tara be ianao"
TSy misy mandraharaha zany resaka izany e! Ny hampigadra an-dR8 noho ny fanabotriany, nangalarany ny gasy zao no resaka, na TGV na sy TGV
3. Noue ( 29/01/2009 20:55)
izaho mba gaga eee! zao faly ery lery fa potika daholo hatraiza hatraiza ???
4. Andribe ( 29/01/2009 21:24)
:-D :-D :-D :-D le nilahatra teny reny za noana tonga any ambovo tsisy kaly nefa boaikely sy ra8 kaaaaly be mintsiny miaraka @ champagne satria mbola betsaka ny olona azo manipulena :-D :-D :-D :-D
5. ndenn ( 29/01/2009 22:01)
miaraka @ dovay en carton ve ? Matsiro izany ka!
6. OoRakotooO ( 30/01/2009 00:07)
Ny ady politika resaka iray iny (iza no mimanip an'iza sns...) fa ny anay aty ny revy tsotra be: tsaraina Gordini dia gadraina fa nanalika ela loatra.
Izay misolo azy koa raha vao manivaka dia ohatr'izay ihany : eny Tsiafahy.
Rehefa avy eo on s'en tape.
Fa zany resaka Ratsirak'e, Pierrot e, hira efa mivalana izany ka hividiano imodium na dafalgan raha tianareo fa zay tsy mila intsony e! Sady eto @ ty forum ty mbola resaka hoe ny frantsay no mimanipuler et DD no maniraka: tsy misy an'izany aty e! Film efa lany andro zany. Aty na mpivarotra anana aza efa manana portable dia efa mahafantatra sy mangataka Haute cour de Justice fa tsy misy mandraharaha izay Debanaraeo zany.
Ny frantsay tazony ho patron-elaisany any frantsa any e! Ny anay aty efa tsara taiza mangina sy manao ny asany fa tsy miseo milay izany.
DD sy Pierrot asaivo mangataka asile na nationalité d asaivo manao coursier raha tapaka fa raha tonga aty gadrainay.
R8 nandainga hoe i Kouchner hono nilaza taminy fa i Roland R sy Dollin no nanakorontana ka sambory. Hoy ny miaramila hoe aleo zany samborin(i R8 sy Kouchner izy roalahy e ! :-D :-D
Nataon'ny mpanao gazety rehetra maimbo noho maloto R8. Nanaovan'ny Quai d'Orsay dementi aingana fa sao dia petsa tao koa ny taimbazaha.
Zao na ny ministra-ny R8 aza mamadika azy tsirairay fa leo ny fanalikany sy ny laigany.
Tsy maintsy asiana fandriana iray ihany eo akaikin'i Pety any Tsiafahy raha tsy mitsaoka iny dadatoanareo iny ka!
7. xxx ( 30/01/2009 01:21)
Zaho anie dia zazakeli tsotra mafinaritra ,meo ronono sy tately sy paperimanitra ,meo angé ,meo angé rà tsy ataoko tapitra ,meo angé ,meo angé ra tsy atoko tapitra .Prout prout ,lalamby mietsika ny atsy dé afak\'ity ..MÖSIEUR kochner tu es l\'incarnation de l\'ANTECHRISTIE ,admettez le pour le salut de tes proches et de ton âme ,tu vas provoquer la 3 eme conflit mondial et s\'en sera fini pour la nature toute entiere .Parole d\'un vrai mage qui n\'a jamais adherer a aucune cause fantasmagorique .Tu dois sacrifier UN MOUTON DE PARRURE NOIRE EBENE ,MÂLE ,UN MOUTON DE PARRURE BLANC ET MARRON MAUVE ,MALE ,ET UN MOUTON DE COULEUR GRISE CENDRE ,FEMELLE ,POUR CALMER LA COLERE MEURTRIERE DE LA NATURE QUI VA REAGIR TRES TRES BIEN TOT .
8. xxx ( 30/01/2009 04:38)
1 - Ny mahavoa antsika sasany dia raha vao misy zavatra miseho kely dia antsoina foana ny anaran-dRatsiraka, hany ka na i Ra-8 aza sendaotra ery raha mba nandeha tsy ampy adiny iray akory ny cassette nisy ny tenin-dRatsiraka

2 - Hita mivandravandra be ary tsy iadian-kevitra ireto toetran-dRa8 ireto:
- mpirehareha
- mpanao teny anavona
- mpanao vava tsy ambina
- mpandainga
- mpiseho ho mpivavaka kristiana nefa manompo tompo hafa (vola, chiffre 77 amin'ny fiara sy phone, osilahy eran'ny Tiko sy Magros, fanaovana zavatra amin'ny volana misandratra, sns, sns)
- tsy mahay mandefitra
- tsy azo ivalozana
- mpanao didy kofehy lehibe (dictateur)
- mpihatsaravelatsihy
- mpankahala
- mpanao an-dolompo
- mpividy olona, eny hatramin'ny mpitondra fivavahana
- mpangalatra (fandoarana caissen'ny JIRAMA, CNAPS, Assurances, Banques, sns)
- mpandevin-tay an-tsalaka sy ny kibay an-kelika ihany
- efa misy retour d'âge
- tsy mahay miteny gasy, frantsay, anglisy nefa mivatravatra fiteny
- mpihantsy
- mpanakarama an'ady (misy porofo ary efa miandry fotsiny ny hametrahana izany any amin'ny Tribonaly International raha mbola manao faux pas eo)

3 - Nijoro ny Tanora, dia i Andry TGV, jereo kosa ny toetrany
(ny voa no hamantarana ny hazo) fa mifanohitra amin'ny toetran-dRa8 tanteraka
- tsy mirehareha fa manetry tena
- tsy miavonavona
- mandanjalanfa fiteny
- mpilaza ny marina ary tena marina misy porofo fa tsy tondro molotra
- tsy mahay mihatsaravelatsihy fa tso-po
- tompo iray ihany no ivavahana (katolika)
- be fitiavana
- azo ifonana
- tia mifampiera
- jeune sy beau gosse
- mahay miteny malagasy sy frantsay tsara
- tia filaminana sy mandala fihavanana
- vonona ny ho faty ho an'ny fahamarinana sy ny tanindrazana

4 - Tsy afa-bela amin'izao zava-miseho izao, dia ny fanabotriana ny firenena sy ny fanandevozana na fanitsakitsahana ny gasy ary ny fampahantrana azy ireto olona ireto:

Ra-8, indrindra fa i Lalao Ravalomanana (izay mibaiko ao ambadika), ny governemanta iray manontolo, ny Chef de Région Analamanga, ny Chefs Fokontany rehetra, Yvon Rasandratriniony sy i Donnat Andriamahefamparany, ny Biraon'ny TIM rehetra, Jacques Sylla.

Tsy hoela dia hifototra amin'izy ireo ny fahatezeram-bahoaka.
Efa mizara na ny miaramila sy ny foloalindahy aza.






9. naughtyboy ( 30/01/2009 05:09)
tsara mintsiny fa mivoaka daoly zao ny alahelombahoaka notazominy hatrizay ,misy ho tadidiana ireny anarana ireny refa ho avy ny fitsaràna amandrihantoerana azy eny tsiafahy na nosilava ka ,tsy ho tafatsoaka any daoly nge reo e fa ze tratra farany eo kosa miomàna fa mamay,

ary i noue moa maninona no tsy mankany dago mba manazava ny hevitry noue any e @ vahoaka ,mety ho tafa ihany manko le hevitrao iza no mahalala?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5928