Kay va re!!
1. xxx
(
30/01/2009 08:25)
http://www.madanight.com/
ireo ambany ireo ny zavatra nolazain'i filoha Marc Ravalomanana.
Ampio indray aho ry reny malala izay nahilikiliko fa tsy haiko loatra ny fiteninao no alehoko niaraka tamin'ny bush mpamono olona. Izao kosa nefa efa lasa ilay loko tsy tiako no lehiben'ny be kintana dia hiverina any aminao indray aho ry reny malala manimanitra mba hila vonjy hamoronĂ na porofo hanagadrako ireto gasy kely miseho manohitra ahy ireto. Ianao any lavitra any mantsy no manana porofo mikasika ny mpanakorontana eto m/kara fa iza eto an-toerana kosa ..... Dia ho hamidiko aminao ry reny malala ny tany sisa mbola tsy lafo. Bizna io koa, m/kara ange ohatry ny entreprise e! hoy izy izay taloha.

novalian'i dalie ny 30/01/2009 08:50
2. Noue
(
30/01/2009 08:32)
pfffff aza mirediredy eeee! nisy ny firenena izay vonona hanampy an'i dago oatrireny firenena rehetra mandalo crise ireny eee! oatra ny ady tsy mety vita any irak ! firenena iza no tsy oe hanampy azy ireo????
4. tsiafoi1
(
30/01/2009 08:41)
Inon koa zany resaka loko zany!!! Efa tsy mahita hotenenina mihitsy ry xxx