TVM

1. xxx ( 30/01/2009 05:23)
d iaraha-mahita, ary famapandrenesana ho anareo tsy mahalala, fa d eo @ lafiny fanandramana izao ny TVM. zany oé, efa misy an'ilay test couleur iny, fa tsy oé akory efa misy fandaharana.

izao ary no fanontaniana:
- raha tapaka tampoka ny tvm t@ lundi iny, ny nandé tao farany, dia tsy toy ny fandaharana mahazatra. fa efa fandaharana mampahatsiaro ny andron'ingahy tahitsy gilbert. film tsy manaona zany fotsiny, efa niandry ngà???
- ré, ary hita t@ gazety teto an-toerana, na iray aza tsy nisy nahita ny mpiasan'ny tvm-rnm, ka nandrara na kely fotsiny aza ireo "mpandroba sy mpandoro"? naheno, na nahita izany V isika??
- hita t@ gazety, fa ni-demisiona ny talean'ny TVM, fa inona marina ny antony?
- simba 100% ny tvm, niaraha-nahita izany. raha hividy zavatra pro izany ianao, tsy oé akory handé hividy matos complet ao @ i dadafara ka, raisina fotsiny. bdb ny fomba2 tsy maintsy hatao @zany. taiza zany ny appareil noraisina entina hampandé ny TVM @zao fotoana izao?

mbo misintona ny saina fotsiny aho hieritreritra. inona no tanjon'i ra8, sy raTGV é? ny fitaovana taiza no efa nalana mialoha, ny an'ny TVM sa ny an'ny MBS??
novalian'i xxx ny 30/01/2009 08:14
2. ni81 ( 30/01/2009 05:44)
Tena mba nahagaga tokoa aloha io resaka io e! Efa fantatra kosa angamba fa hisy handoro dia nafindra ny fitaovana? Somary hafahafa toa sahafa... :roll:
3. tsiafoi1 ( 30/01/2009 07:43)
Sarinady mahavalalanina, ka ny mpijery indray zao no fanina!

Tsy mba mampametram-panontaniana koa ve le hoe :

- Nesorin'ny fitondrana ny antenne Radio VIVA!!!! Voalaza fa mpikarama an-ady avy any Afrika atsimo, congolais no nanaisotra azy...., de nisahotaka Antananarivo... Kanefa, ny ampitson'io ihany de efa mandeha mitsitapitaty miainga avy eny an-tokontanin'Ingahy Maire le radio??????

Ahan ! Aoka ho tonga saina ny vahoaka fa tsy lany andro eny an-dalambe, ataon'ny olona fitaovana fotsiny. Ny vahoaka ihany no potika avy eo!!!

4. xxx ( 30/01/2009 08:14)
aiza le mpamaky eto, avy @ fanjakana, sy avy @ TGV ireny, mba hanome valiny eto é. marina fa isika mpiditra eto ngé ra-xxx, de samy fanina daolo é. io zao na i tsiafoy aza, toa tonga saina ihany koa? ary matoa tsy mamaly ny sasany, dia satria tsy mahita ny aty antanana. zahay 4 ireto zao samy eto, dia manolotra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0796