nandiso fanantenana i Andry

1. ARINOFY ( 30/01/2009 05:47)
za de nankasitraka ny TGV t@ fotoan'ny fifidianana satria noheveriko ho olom-baovao izy.Loza be kay fa ry Ratsiraka sy ny forongony no ao ambadika.De sitrakao ve ry Andry ny mahita izao ra mandriaka izao?De tsy menatra akory ve izy nilaza fa mpitolona ilay ankizy maty tany @ MBS.Izy kay zany no ao ambadik'ireny fandorana ny MBS ireny.Ataon'olona fitaovana hanonganam-mpanjakana fotsiny izy satria izy tsy ho lasa filoha mihitsy.Na ireo olona manaraka azy ao ane ra atao ny statistique de 80% no chomeur e.Ajanony re ry Andry sy ny mpomba azy ity famoriam-bahoaka ity fa mijaly zahay.
novalian'i andrywui ny 30/01/2009 10:02
2. tsiafoi1 ( 30/01/2009 07:21)
Za ndray vao niainga tany ny élection maire, de tonga de efa nahafantatra ny ho fizotran'ny tantara....

Sarinady fa aoka ny vahoaka ho tonga saina fa tsy atao fitaovana eny an-dalambe intsony, ka zary lasa sorona ho an'i belzeboba sy ny tariny.

Farany aoka hivoa fenitra isika ts11 avy, ka hitoky @'Andriamanitra, fa tsy @'olombelona, satria ny olombelona de mamitaka mandrakariva.... Mivavaha fa MAHERY JEHOVAH, ary tsy misy zava-mahagaga izay tsy hainy, fa ny ranomasina aza nampisarahiny raha nitondra ny zanak'Israely nivoaka tany Egypte izy.
3. dalie ( 30/01/2009 08:47)
Nahoana no aratsiana toy izany i Andry azonareo antoka izay tenenin'ny vavanareo na inona izay teninareo ho fanaratsiana an'i Andry dia betsaka ihany ny vahoaka manara-dia azy ary tsy adala akory ireny vahoaka ireny.
4. xxx ( 30/01/2009 08:54)
Tsiafoi1> Dia mety hampisarahiny roa koa ve ny ranomasina Indiana mba hitondran'i ra8 ny vahoakany ho any Australie sa Afrique du Sud???
Ny ahiko mantsy dia raha ity ka tonga ny atambo! Dia handeha handositra hitsidina @ force one 2 i ra8 dia eto isika no raisina.
5. tsinjo ( 30/01/2009 08:56)
andian'olona ireny oy le namana ray zay fa tsy vahoaka , tsy antsasaky ny mponina eto tana akory
6. nyavo2000 ( 30/01/2009 09:38)
Ny gaigy sy ny pahina toa an-dRadidy ireny dalie an!
7. andrywui ( 30/01/2009 10:02)
TSINJO===== andian'olona ireny hoy ianao??? tsy fantatrao anga ry tsinjo fa 80% vahoaka teto Iarivo ane no nanao TGV tam eleksio maire raha tsy nisy halabato nataon'ny Tim e!! de ataovy ny kaontinao oe firy tapitrisa ny TGV !!
ary ianao io mitsy ko aza ry tsinjo de nanohana ny Tgv teo aloha fa lasa nivadika palitao tampoka an!! nahita anle rombo teo de tohina ny fo ?? de mora lalaovina elaisany kah !! mora ambakaina amin teny malefaka oe :tsy hitory aho ééé!! zay de nalaelo daholo de amboarina mora fotsiny ndray sisa !! ka ny FO ary no mibaiko kou ! zao lasa any amin TGV sy Andry R. ndray ny basy fa raprezy sy ny jadona sy ny fangoronan-karena sy volam-bahoaka afaka kely mananararaotra ndray aloha fa ry gasy variana misentosento,sy mitsetsetra atsy!! hi hi hi de olon'ny FO marina oa ka! amboarina sisa avy eo!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1756