Andry Rajoelina demande poste de 1er ministre d'un futur gvt
1. Noue
(
29/01/2009 18:14)
18H15 : Andry Rajoelina d'accord pour une rencontre avec Ravalomanana. Demande poste de 1er ministre d'un futur gvt de transition ( TV5 par téléphone !)
ahoana io ee??? :-D :-D :-D :-D :-D
ahoana io ee??? :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i OoRakotooO ny 29/01/2009 23:38
3. xxx
(
29/01/2009 18:21)
nareo ve tsy efa nolazaiko e, DEMOCRATIE no lazainy fa ny tena marina DEMOCRA SEZA
zavatra mazàva be ilay izy
zavatra mazàva be ilay izy
4. OoRakotooO
(
29/01/2009 18:33)
Ka maninona moa rehefa miala R8. Avy eo dia tsaraina noho ny alikana rehetra vitana dia azo tsaraina koe izay mandimby azy raha vao manivaka
5. lagoon
(
29/01/2009 18:35)
Mitondra fokontany aza tsy vitan'i leiry koa PM !!
Tampin-dalàna i TGV e.Saika hanao auto-proclamation omaly teny @ 13 Mai sy hanangana gvt insurrectionnel fa tsy sahy.
Tampin-dalàna i TGV e.Saika hanao auto-proclamation omaly teny @ 13 Mai sy hanangana gvt insurrectionnel fa tsy sahy.
6. OoRakotooO
(
29/01/2009 18:44)
Ka ho sahy izy izao dia hitsoaka ny faha8 raha tsy te higadra noho ny zavatra rehetra vitany
8. OoRakotooO
(
29/01/2009 19:11)
Sahy migadra raha vao mangalatra sy mandika lalàna. Ny sisa azy sy ny mpanolo tsainany no mihezaka mitana ny toerany eo anoloanan'ny mpifaninana.
Aza adino fa i Reagan anie ka tsy nanana qualif ankaotran'ny mpanao cinéma nefa filohan'ny USA nandritra ny 8 aona e!
Aza adino fa i Reagan anie ka tsy nanana qualif ankaotran'ny mpanao cinéma nefa filohan'ny USA nandritra ny 8 aona e!
9. naughtyboy
(
29/01/2009 19:53)
i G.W.Bush zanany ko bizna petrol tao texas fotsiny no nipoaka sy ny anarandrainy de izay,nefa miavaka ihany ny nadia fianarana ambony @ fitondrana sy politika kah..
10. OoRakotooO
(
29/01/2009 20:09)
Eny e, raha hafaka ny hifidy ve moa tsy aleo izay poins no alaina fa ity resaka "minonoa fotsiny ihany" ty anie no tsy lasa intsony e!
Ka ilay DJ kely io aloha no eo dia tsy maninona fa rehefa sahy manala sy mitsara ny iray izy dia izay aloha.
Rehefa avy eo tsy maintsy manaiky koa hoe raha vao manivaka dia baoro koa!
Raha azo natao ve moa tsy i Barak Hussein no nofidiana taty fa efa lasan'ny sasany iny :D
Tsy mampiomehy mihitsy aloha ilay choix mba misy amintsika izao ka izay no mahatonga hoe apetraka aloha izay hoe azo gadraina izay manivaka izay na mihafina ao ambadiky ny fivavahana aza (ary efa mankaleo koa io kozy ray io an! zay tsy kristiana zao dia devoly daholo)

11. Papoose
(
29/01/2009 21:50)
efa tsy vitan'ny minonoa fotsiny ihany tsony anie zao fa sady nahazo honoris causa beu da beu eee :-D :-D :-D :-P
12. OoRakotooO
(
29/01/2009 23:38)
Ny tena tsara zao dia alefa eny Tsiafahy miaraka @ zay nampidiriny teny i R8. @ zay angamba vao hisy gadra angataka ny hijanona mihitsy madrapiditry i lery eny :idea: