26/01/09: ROTAKA, Ny marina

1. rebiby ( 02/02/2009 16:11)
Raha no enquête matotra , dia zavatra telo no tokony hi-ananlyse-na ilay rotaka:

1)Ara-tantara (histoirque):

-Manifestation ny opposition Pety et voninahitse 2005: Nisy rotaka ary dia voatora-bato i Pety

-Manifestation opposition decembre 2005 teo @ 13 mai : Rotaka , voadaka -vody i ZAFY

2)Strategique: :

Decembre 2008 : Vaky ny fonja tsiafahy, ambalatavoahangy, betroka
Janvier 2009 : Raikitra ny rotaka

3)Profit du crime:

-naloto i TGV
-Raikitra ny couvre-feu

4)Modus operandis:

Samy may daholo ny olona t@ 26/01: na tany toliara , na teto Tanananrive
novalian'i tsiafoi1 ny 03/02/2009 09:59
2. rabingogilabanga ( 02/02/2009 17:51)
zao no fahitako azy, raha izaho no anontaniana:

---sarotra ny mino fa i TGV no tao ambadika::

satria ny tora-bato t@ 2005 an-dry Pety, sy daka vody nahazo an'i Zafy dia korontana koa ireny (raha tsy hoe hisy hilaza koa hoe vahoaka civilisé no manao an'izany). NEFA TSY NISY TGV t@ 2005.
ary na t@ 26/01/09: dia nisy rotaka koa tany @ faritany, nefa tsy mbola misy TGV aloha ny any toliara sy mahajanga, na sambava, na antalaha, na fort-dauphin.

sarotra ny hino fa i Ratsiraka no ao ambadik'ireny rotaka ireny


satria fiteny foana, fa Ratsiraka no mpanakarama TTS mba handravana tolona ataon'ny opposition t@ les années 70-80, asiana rotaka dia rava ny opposition

Ka raha fantany fa mandoto ny opposition ny rotaka (atao hoe expert @ rotaka Ratsraka), dia tsy izy izay eo @ opposition indray no hanao ny zavatra hahafaty ny fihetseham-bahoaka izay iriany hisy sy haharitra (iriany fa tsy voatery ho izy no mamolavola)

farany Ravalomanana ve no ao ambadika?

Sicerement je ne crois pas

, fa ny zava-misy dia Ravalomanana no ni-profiter ny situation, c'est lui qui a profité le chaos
-nisy couvre feu (dixit rebiby)
-afaka manao mandat-d'arrêt i Ravalo
-ary raha mbola misy korontana aza eo dia afaka mi-legiferer par ordonnance izy (izany hoe sady prezida izy, no assemblée nationale, no minisitra etc...)

Mais ce n'est pas forcement lui qui soit derrière ;

-
3. ari.malala ( 03/02/2009 09:21)
ka iza aza!
4. tsiafoi1 ( 03/02/2009 09:59)
neniseria sy firenena afrikana vitsivitsy akia ry ari a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0765