I RA8 IHANY NO AO AMBADIK'IZAO FANDRAVANA IZAO
1. xxx
(
29/01/2009 13:10)
Raha tena mandinika ny zava-niseho @ saina mahiratra ianareo dia hita soritra ao ambadik'izao fa dia Atoa Ravalomana Marc ihany no tena ao ambadik'izao resaka fandravana izao.
Porofo:
-Nahoana no tsy mba nanome baiko izy @ maha filohan'ny tafika azy ny mba hanakanana ny fandravana rehetra tsy hitranga? Mody navadiny any @ ny hoe tsy tia ra mandriaka ny resaka nefa dia azo atao ny mifehy ny ra tsy handriaka.
-Ny tiko sy magro dia efa vitany soa aman-tsara tompoko ny taratasy rehetra miaro ireo orin asa ireo raha tonga ny emeute na cataclisme naturelle. Tsy maintsy miverina ny volany.
-Nahoana no tsy mba nisy fihainona sy fanazavana avy @ governemantany ireo fiangavina nataon'ny maire Atoa Andry Rajoelina.Fa dia nanao be marenina.
Raha sintomina ny hevitra ao ambadik'izany dia mitady ny handotona sy hanamelohana an'i Atoa Rolland Ratsiraka i Atoa Ravalomanana mba ahafahany misambotra azy satria dia ny fianakaviana Ratsiraka ary ireo namany no biby atahoran'i Atoa Ravalomanana fatratra eto an-tany.

novalian'i madamakely ny 30/01/2009 11:59
2. xxx
(
29/01/2009 13:17)
Hanapiako azy:
Nahoana no tonga dia ny RNM sy ny TVM no nodorana voalohany, nefa ireo no fitaovana hafahana mampita ny vaovao sy ny zava-misy rehetra ho fantatry ny tany aman-danitra?
Tsy misy afatsy ravalomanana no nahavita an'izao zavatra izao e.
3. TWING
(
29/01/2009 13:19)
ny tiany ho porofona anie dia ny hoe
je suis l'homme et je resterais toujours l'homme.maitre de tt les situations

4. xxx
(
29/01/2009 13:25)
Ny RNM sy TVM tokoa no nodorana voalohany mba hanindrona ny fon'ny vahoaka ka hilazany fa tena ratsy i Atoa Rajoelina.
I Atoa rajoelina moa da vao zaza miana mandeha raha eo @ resaka politika ka dia nararaotin'i Atoa Ravalomanana izany mba hisarihana ny fon'ny olona mba hanaraka azy hatrany.
Ao koa ireo lonilony vokatry ny fifidianan Maire farany teo ireny ka nahavery toerana ny TIM.

5. akamatiana
(
29/01/2009 13:27)
Ny tantara no aoka itsara e , zahay mime fotsiny refa voaporofo amizay ny marina e :-D
6. majakely
(
29/01/2009 13:32)
AOKIZAY ny fanendrekendrehana fa ndana mandeha miasa amizay,vohay ny tsena de ndana miasa,NGAH i 13 MAi hanome hanina ny zanakao eo raha noana izy?Na hividy fanafody raha marary eo io??aza be resaka eo fotsiny fa ny mampanan-karena ny tany manan-karena de miasa izy fa tsy laozana hitango lalitra sy mianrdy mana avy any andanitra eo fotsiny!¨ssshhh
7. gasynamana
(
29/01/2009 13:38)
majakely: ny mampanakarena ny tany manan-karena dia tsy ny miasa ihany, fa ny fahaizany mifampitsinjo (na misy aza ny tia tena, mbola velona ao amin-dry zareo ny fitiavan-tanindrazana).
Fa ny antsika, ny tanindrazana aza tadiavin'ny sasany hamidy koa, angaha tsy loza!!! Ravalomanana no mpivarotra tanindrazana...
8. xxx
(
29/01/2009 13:43)
Ny tenako dia niasa sy miasa ary mbola hiasa foana. Tsy fanendrikendrehana io teniko io fa filazana fa mahay milalao politika ny olombelona. Ary maro ny vahoaka no voafitaka @ izao fotona izao eran'izao tontolo izao.
Na Atoa Ravalomanan na Atoa Rajoelina dia samy TOMPON'ANDRAIKITRA t@ iny zavatra nitranga iny.
Isika vahoaka no masomandidy. Isika no tokony hitsara fa aza andrasana ho tantara ny zava-nitranga. Zo-tsika vahoaka ny mampitsahatra azy ireo eo @ sehatra fitondrana sy eo @ sehatra politika.

9. ARINOFY
(
29/01/2009 13:52)
Za isaky ny mijery ity serasera ity de tsy maintsy mahita an'i xxx milaza hevitra foana,en plus mamorona hevitra vaovao foana.De tadidiko ilay tenin'ilay ramatoa tao anaty bus androany oe ireo mpilahatra ao @ 13 mai ireo de chomeur no ankamaroany.De lasa ny eritreritro ry xxx oe enao anga tsy miasa no lany eto @ serasera eto foana ny fotoananao?Tsy aleo ve mitady asa toy izay lany fotoana be eto.Mba tsy de occupéna eto ny fotoana.
10. akamatiana
(
29/01/2009 13:55)
ARINOFY > mety tompona cyber izy ka , na any andafy any fa tsy eto an-toerana, teo aloha teo izy io nova pseudo fona fa ngamba voasakana tsy afaka manokatra vavao tsony de io misitrika ambadiky ny xxx io
11. ARINOFY
(
29/01/2009 14:00)
Izay tokoa anga.Tena ohatran'ny olona lany asa no fahitako azy.Lasa tsy tsara lay dialogue satria toa occupény be lay serasera.Aleo mba hevitra vaovao indray ry xxx fa mankaleo be ny anao ka.En plus,aiza no hisy olona hiteny oe filoha adala.Tena tsy mihaja lay serasera fa maniratsira olona loatra enao.
12. Noue
(
29/01/2009 14:08)
Diniho ny zava-misy ,fa ny tantara no hitsara.
Efa volana maromaro no niketrehan'i Andry TGV ny tetika. Ny tanjona dia ny handrodanana ny fitondrana amin'ny "fitakiana an-dalam-be". Ny vola efa nahazo betsaka, ny fitaovana izay ilaina misy. Ka izao no paik'ady:
1. Vidina ny Radio sy TV RAVINALA ka soloina VIVA hahafahana manamboatra tsikelikely ny sain'ny vahoaka hankahala ny fitondrana sady hanaovana ny propagandy hahazoana ny fitondrana ny tanànan'Antananarivo ( Ben'ny tanàna).
2. Tamin'izany no efa nisy nilaza fa volan-DRatsiraka sy Pierrot Rajaonarivelo no nampiasainy fa tsy nino ny olona.
3. Tsy ho resy vetivety ny fahantrana ka io no asaina ventesin'ny mpanao politika izay miteny
4. Kitihina ny fanavaozana ny fianarana ary averimberina fa fanagasiana tamin'ny 72 io. Hatao fitaovana amin'izany ny Katolika izay ao ambadik'ilay firenena tsy tononina.
5. Karamaina ny mpianatra eny sasantsasany eny amin'ny Cité Ankatso mba hanamboatra "cocktail Molotov" hatsipy handoroana tranom-panjakana
6. Karamaina ny jiolahy handroba fananan'olona mba ilazana fa tsy misy fandriam-pahalemana eto.
7. Karamaina ny olona maro mba hitarika fihetsiketsehana any amin'ny faritra sy hitarika grevy.
8. Vidina vola ny mpanao gazety maro mba hivoy ny hevitra fankahalana fanjakana sy hivoy fa sakantsakan'ny fanjakana i Andry TGV amin'ny fanatanterahany ny asa maha ben'ny tànana azy hany ka tsy vitany asa. Tokony hivoy koa ireo mpanao gazety ireo fa tsy milamina ny tànana.
9. Atao ny tetika rehetra mba tsy hisian'ny " Fivoriambe-faratampon'ny Firenena Afrikana"eto Madagasikara satria hoe misavorovoro eto..
10. Tsy hisy hoazy araka izany ny fivoriamben'ny tany miteny Frantsay amin'ny 2010
11. Tsy avela ho tody hatrany amin'ny fifidianana ity fitondrana ity fa tsy maintsy arodana alohan'izay. Satria mantsy amin'izay fotoana izay efa misy vokany betsaka eo amin'ny fiainam-bahoaka ny MAP ka ho sarotra ny handresy azy amin'ny fifidianana.
12. Tsy maintsy mirodana ary tsy maintsy tafiditra ao anaty velam-pandrika ny fitondram-panjakana ka ny ambon-DRavalo no hamelezana azy.
13. Asaina miteniteny foana ao amin'ny VIVA RATSIRAKA ary dia tsy maintsy hanidy an'ioTV io ny fitondram-panjakana.
14. Aely ny tsaho fa ho samborina I Andry TGV.. Io fisamborana azy io no tena tadiaviny mafy hatreto.
15. Hetsehina amin'izay ny vahoaka mba hitaky fa tsy misy ny " DEMOKRASIA" eto Madagasikara...
16. Ampiasaina ny radio VIVA, Ny radio ANTSIVA, ny TV Plus, ny La Gazette de la Grande ile , ny LA verité sns mba hitarika ny olona hanaraka an'I TGV sy hanaratsy fanjakana.
17. Ny resaka atao dia hanamboarana ny sain'ny olona mba hankamamy indray eo amin'ny sehatra politika ireo goaika antitra very seza efa fantatra.
Fa ity no tena loza : Ny« LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
a) Rehefa tsy mampiasa "FORCE" ny fanjakana dia terena hanao izany mba hisy faty olona indray eto Antananarivo.
b) Noho izany dia taritina ny olona hirohotra hanao ankeriny hamoa ny TV VIVA. Efa misy mpitarika nahazo vola hanao an'io. Tsy maintsy hampitandrina ka hanao tifi-danitra sy hampiasa fitaovana mampilatsa-dranomaso ny mpitandro ny filaminana.
c) Ary eo no hisy karamaina hitifitra ny vahoaka ary dia hovelona ny saritaka. Iodia tsy mazava na ao amin'ny tafika no voakarama na ao anaty vahoaka hanao an'io fitifirana io.
d) Raha tsy mety ny eny amin'ny VIVA dia taritina ho eny amin'ny Ministeran'ny Vola indray ny vahoaka, sady efa eo akaiky eo rahateo Ambahitsorohitra, mba hitaky ny fialan'ny Minisitry ny Vola hono araka ny resaka efa nataon'i Roland Ratsiraka sady naverin'I Andry TGV teo Ambohijatovo. Tsy maintsy hampitandrina ka hanao tifi-danitra sy hampiasa fitaovana mampilatsa-dranomaso ny mpitandro ny filaminana. Ary eo no hisy karamaina hitifitra ny vahoaka ary dia ho velona ny saritaka syny savorovoro.
e) Hampiaka-peo toy ny fanaony avy eo ireo mpanao politika toa an-dry Daniel RAMAROMISA sy ny forongony mba hitaky ny tetezamita hiverenan'ireo mpanao politika saribakolin'ilay firenen-dehibe eo amin'ny fitondrana.
Vokany :
(1) Mbola hanjakazaka eto amin'ny firenena io firenen-dehibe io satria hiverina ireo saribakoliny.
(2) Mbola vao mainka hahantra ny vahoaka satria hitsitongana ny vola gasy noho ny fikorontanana hatao eto amin'ny firenena.
(3) Mbola tombotsoan'ilay firenen-dehibe ihany io.
(4) Tsy hisy ny fandrosoana eto satria hiady saritaka indray ireo mpanao politika izay hiady seza samy hilaza fa izy no namono ny voay. Tsy ny rehetra anefa no hahazo seza, fa izay efa votendrin'ilay Firenen-dehibe ihany.
Ny fitiavako tanindrazana no nanosika ahy hilaza izao tsiambaratelo izao aminao mba hilazanao ny havanao mba tsy sanatria no ho lasa sorona ho fatifaty foana na haratra foana hampiakatra an-dry zalahy eo amin'ny sezany. Raha anisan'ireo nahazo vola moa maninona, fa raha entim-po amin'ny resabe no tena mampalahelo. Tsy misy mahay manao fahagagana eto ka afaka hanafoana ny fahantrana ao anatin'ny taona vitsivitsy.
Azonao porofoana amin'ny zava-misy ireo voalazako ireo.
Ny fanompoam-pivavahana saika natao teo Ambohijatovo. Ny fanokanana ny kianjan'Andohalo izay natao kimaimaika, hany ka vao avy ny orana dia nirodana.
Ary ny nampalahelo aza nandratra olona mihitsy io firodanana io satria nianjeran'ny tafo tao ireo olona sendra nialoka. Tsy efa fambara ataon'Andriamanitra ve io. Iza no namatsy vola nanamboarana io kianja io ? moa tsy ilay firenen-dehibe ve ? Nahatadidy rahateo ny isika fa tsy io mihitsy ny planina nasehon'i Andry Rajoelina fony izy nanao propagandy tamin'ny fifidianana ho ben'ny tanàn'Antananarivo. Mihevitra izy mantsy fa tsy nisy nahatadidy ireny. Ny sarintsarim-pitokanana ny kianjan'ny Demokrasia teny Ambohjatovo.
Ireny rehetra ireny dia mizotra any amin'ilay "lojikan'ny fifandonana hanaovana sorona indray ny vahoaka".
Raha tia tanindrazana ianao dia aelezo ity amin'ny mailaka na amin'ny fomba hafa.
Tena ekena fa mampandroso ny DEMOKRASIA ary ny fototra lehibe amin'ireny dia ny fifidianana. Tsy misy afaka hilaza fa DEMOKRASIA ny fitarihana ny olona haka fahefana eny andalam-be!
Tsy misy afa tsy ny fifandimbiasam-pahefana amin'ny alalan'ny fifidianana ihany no filaminana sy fampandrosoana ny firenena.
Izay ny zava misy ka tokony handinin-tena ny mpitondra sy Andry TGV !
Samia mandinika vao manao zavatra ho tombotsoa ambonin'ny firenena ! Mbola fotoana izao hieritreretana.
Ny Kristianina aoka hivavaka fa tandindomin-doza ny firenana.Tsy maintsy ho sambatra isika raha manana an'Andriamanitra ho tokin-tsika.
Tiako loatra ilay hevitrao ka mba hozaraiko ho an'ny hafa .
Dia mba samia mandini-tena amizay fa mba nandia fianarana daholo ihany anie ny ankamaroantsika e! Lany fotsiny ny vola sy harena nianarana raha tsy afaka hanao étude sy analyse akory io lohabe tsika io.
Koa dia samia amizay mizaka ny vokany e! efa tanteraka zao ny " DEMOKRASIA "

13. rahery08
(
29/01/2009 14:25)
zao no azo lazaina,
Malahelo ny akamaroan'ny olona!
Ary matoa zao no tanteraka dia navelan'Atra ho tanteraka,
Mila mandini-tena ny Malagasy tsi1-1, indrindra fa ny filoha sy ny Ben'tanana,
Fa hoy ny Soratra Masina: « Ny fiavonavonana mialoha ny fahasimbana, Ary ny fanahy mirehareha mialoha ny fahalavoana. » (Ohabolana 16:18)
Tokony hivavaka Isika Malagasy manontolo, mibebaka, ary miverina @ Atra tokoa,
Mino aho fa mamindra fo Izy!
Aoka izay ny adi-hevitra, Ndao hivavaka handoalika mihintsy raha azo atao,
Hitalaho @ Atra,
HO TANTERAKA NY FANEKENA NATAON MPANJAKA FAHINY HOE:
MADAGASIKARA HO AN I KRISTY, KRISTY HO AN MADAGASIKARA

14. bezoky
(
29/01/2009 16:22)
Atao ahoana moa ny hifehy ny ra mandriaka fa ireny hita t@ tv ireny ny mpanaradia an\'ny Andry fa mirongo fitaovam-piadiana, hita mihitsy fa herisetra no plan ataon\' Andry sy ny frongony, mazava hoazy raha tsy namaly ny mpitandro filaminana mba tsy hisian\'ny ra mandriaka.
15. tashaa
(
29/01/2009 17:38)
efa tafakatra 100 mahery izao no gasy maty noho ny ambompo diso toerany bizness man anankiroa
Na ny fandoroana ny Magro aza, raha asany Ra8 tokoa dia efa Bizn be satria hahazo indemnité vola be indray Ra8 , avy @ Assurances, dia ilay société d'assurances indray no ho faillite!!
Vola io kouh!!
Nefa raha ny hevitro dia samy tompon'antoka izy roalahy na ho mamo hamerina io spam "Lojikany fifandonana " io eto in_Milliards aza i Noue

16. naughtyboy
(
29/01/2009 20:11)
ka izao refa misy miady nge dia misy ny manampikasana hanao ratsy sy handratra olona tsotra izao ary ao ilay miaro tena ,tsy fahadisoana kosa aloha ny fiarovantena e ,le efa zatra nalmely olona marobe iny sy nandratra ny 1 foana no diso @ izay nefa tsy maintsy entina eny @ fitsaràna ho hita eo :D
17. madamakely
(
30/01/2009 11:59)
ARINOFY:
Za isaky ny mijery ity serasera ity de tsy maintsy mahita an'i xxx milaza hevitra foana,en plus mamorona hevitra vaovao foana.De tadidiko ilay tenin'ilay ramatoa tao anaty bus androany oe ireo mpilahatra ao @ 13 mai ireo de chomeur no ankamaroany.De lasa ny eritreritro ry xxx oe enao anga tsy miasa no lany eto @ serasera eto foana ny fotoananao?Tsy aleo ve mitady asa toy izay lany fotoana be eto.Mba tsy de occupéna eto ny fotoana.
sehatra avo lenta famoahan-kevitra ity ramatoa ka na tsy miasa aza i xxx tsy mbola nangataka 1 kapoaka tany aminao fa naleony nandany 1000 ariary nisurf taty. ary aza atao tongobolo moa ny olona e!