Tany tena tan-dalàna ve i MADAGASIKARA?......
1. xxx
(
29/01/2009 16:52)
Moa ve tany tan-dalàna i MADAGASIKARA ? raha @ teny vahiny dia hoe Est ce que MADAGASCAR est un état de droit?
Ny valiny dia tsotra: tany tan-dalàna raha ho any mahantra ,fa tsia kosa ho an 'ny manan-katao!
Raha tratra nangalatra akoho ny mahantra iray dia avy dia any ANTANIMORA !fa raha mpanankarena kosa no manodina 1 milliara toa afa-maina!
Ity resaka lalàna ity koa dia isan ny olana goavana eto @ tanàna !ary ny fampiharana azy
Be loatra ny baranahiny eto ka aza misy gaga raha izao no fiafaràna e, dia miodinkodina eo tsy mety lasa lavitra
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0356