Manompa katolika ny TIM. Iza no mitoraka hoditra akondro?
1. kidoropamba (
04/09/2008 19:29)
Gaga be no sady marary fo aho raha nahita fa olona avy ato aminay TIM ihany no manasoketa ny fivavahana katolika izay misy an-janako.
Ompa katolika foana ny abosesiky ry zareo TIM any FiraNsa ao amin'ny fAOrAOminy ao ka efa tena makadilo sofina sy mandraraka ranomaso.
Fanohanana ny filoha hajaina Ravalomanana ve io fisainana io sa fitorahana hoditr'akondro sahala amindry ra-jems sy ry tsimaty sy penguin?
Izany dokotera RobinY izany sy izany Ambavahaditokana izany moa dia tena oma variraraka tsy ankiato mihitsy no atao amindry zareo katolika.
Fa naninona loatra re no nahazo andry zareo e?
Heveriko fa teti-dratsy andry zokibe ramarisely io na koa hoditr'akondro hatipin'ireo ekipandrajems sy ny matsilony.