Aiza kidoropamba? Rajemison: Parti avec la bénédiction

1. tsimati ( 15/07/2008 05:56)
Dia sahala izao ve no voaraoka ry kidoropamba ? Tena tsy hainay vahoaka tsy nahita andafy marina ny dikan'izany voaraoka izany.

M/car Tribune:
L’ancien président du Sénat Rajemison Rakotomaharo a quitté samedi le pays avec la bénédiction présidentielle. Il est parti pour rejoindre son poste à Genève en tant qu’ambassadeur, tant auprès de la confédération hélvétique que de l’ONU. Rajemison Rakotomaharo s’est offert ainsi le temps de faire ses adieux aux chefs d’Institution. Ce samedi, il s’est rendu à Ambohitsorohitra pour recevoir la bénédiction du président Marc Ravalomanana. C’était une grande retrouvaille entre deux grandes personnalités après une longue période de froid. Rajemison Rakotomaharo a promis à l’homme qu’il « respecte » et qu’il n’« a jamais trahi » qu’il "mettra au service du développement du pays ses expériences en matière de diplomatie".

lundi 14 juillet 2008, par Eugène R.
novalian'i tsimati ny 17/07/2008 03:36
2. karavasy ( 15/07/2008 06:12)
Mba rohay any Frantsa aho dia mba mahita gasy milay ary e =)) =)) =))
3. kidoropamba ( 15/07/2008 08:32)
hin!hin!hin!Efa katry lahy @ politika ange iny rajemison nareo iny ry tsimati e. Efa mahazatra io: hafa ny lazain'ny vava, hafa ny ao am-po sy ao antsaina. Izany ilay fikafika politika.
Ka naleon'i filoha hajaina ny nanala azy eto madagasikara fa mitady hanongampanjakAna miaraka amindry lelidec eo.
Ny sasany mantsy mihevitra fa avy any @ mpanohitra be tenda, sy razefa labiera ny fanafihana kanefa ny mpitsikolany sy ireo CIS dia mahita mivandravandra fa avy aty amindry Rajemison, radavidson sy ry rajoelina Andry ny baomba nokleary.
Ka tapakevitra ny filoha hajaina, tompo mahery, fa ahilika tsikelikely ireo mpananimbohitra ireto fa mitady handefa "chernobily" ao Iavoloha.

Politika io ra tsimati fa tandremo an!

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
4. ravatorano ( 15/07/2008 09:22)
nomena tsodrano v zany fa nailika :?:
ny olona ailikao v dia mbola tsofinao rano ihany
toa mitovy ihany ilay tiko lazaiana :-D :-D :-D
5. kalointsika ( 15/07/2008 09:47)
mino aho fa manana "source d'information infaillible" mits zan kidoropamba @ ren vao2 omeny antsika reny na ko niara-natory t@ Rajemison sy ny vadiny ka mahalala ny secret-ny????????
6. kidoropamba ( 15/07/2008 12:13)
ravatorano:

nomena tsodrano v zany fa nailika :?:
ny olona ailikao v dia mbola tsofinao rano ihany
toa mitovy ihany ilay tiko lazaiana :-D :-D :-D

Izay ilay antsoinay hoe "politika" ary lazain'ireo kamo be tenda mpanohitra hoe: "roublard".
Raha nilaza izahay hoe "fahamasinina sy fahamarinana", f'angaha nisy nihevitra fa varoboba tanindrAzana sy tely moka ny fananampirenena hoan'ny orinasanay no hiseho? hin!hin!hin!Mila alefa any Abilena nareo fa toa tena tsy maharaka ny baikompitolomana @ fanaovana bizna.

Ravalomanana Ihany!
Ravalomanana Hatrany!
Tafita Isika Malagasy
Gode blesse Ravalomanana^:^
7. kalointsika ( 15/07/2008 13:05)
Fa enao io zan tena tafitan'ny mpanohitra mits ve sa te hamorona antokom-pôlitika mpanohitra vaovao ry kidoropamba?
yes, in Ravalomanana we trust!!!!! God really bless Mr. President!!!
8. kidoropamba ( 15/07/2008 13:13)
kalointsika:

Fa enao io zan tena tafitan'ny mpanohitra mits ve sa te hamorona antokom-pôlitika mpanohitra vaovao ry kidoropamba?
yes, in Ravalomanana we trust!!!!! God really bless Mr. President!!!

Ravalomanana Ihany!
Ravalomanana Hatrany!
God save Ravalomanana ^:^
9. ratakktikk ( 15/07/2008 14:08)
Aza matahotra i Kidoropamba fa ho avy tsy ho ela ny fanendrena anao ho masoivohon'i madagasikara any Afganistana.

hita tokoa fa tena kinga sy havanana ianao ary manana fisainana mifanaraka amin'ny politika misy any.

dia mirary soa anao!
10. kidoropamba ( 15/07/2008 14:20)
Laviko aloha dieny izao ilay fanendrena satria misy ady any. Maro ny maty. Na dia efa zokinjokiny aho dia mamy ny miaina ka aleoko mijanona ankaikikaikin'ny filoha hajaina ihany.
Aleoko atsy maorisy. Fa sahiko kosa ny milaza fa tsy mandA toerana sy seza hafa aho ary mitady fa tsy mahavelona ny retirety. Izay no mampihitsoka anay ato @ TIM: Mitady seza sahala amindry reverend satrobory sy pierre raharijaona ao @ Arema matotra.

Tafita Isika Malagasy
Dera sy laza ho anao filoha hajaina Ravalomanana ^:^
11. tsimati ( 15/07/2008 14:41)
I ra-kidoro no tafita fa ny Malagasy mahalala fa ao anaty ady sy tolona ary mitady hevitra ny ho tafita. Raha ny mahatra eny andalana no ataonao mpanana na tafita dia ahazo tokoa ianao na eny ambony fiara mihaja aza ra-kidoropamba.ny olona lasa andafy lazainao voaroka ny sasatra lazainao tafita.
12. ratakktikk ( 15/07/2008 14:44)
Izany ve no mba fitiavan-tanindrazan'i kidoropamba? Olona miamboho adidy, manao tsobodranon-dramiangaly ka rehefa lalina dia miverin-dalana!!!!

Hanao ahoana izany rehefa mahazo andraikitra goavana eto amin'ny firenena?

Mampalahelo.....
13. tsimati ( 15/07/2008 14:57)
Efa nahazo andraikitra mihintsy fa notsofin'ny olona dia io mampiditra sy mamoaka io no tiany atao.
14. kidoropamba ( 15/07/2008 15:13)
Hoanareo tanora ny miditra kafouhiazy fa tsy izahay efa soarasoara. Ny seza sy ny voninahitra no omeo anay fa tsy ny ady sy ny bagAra.
Tsy adalAn'i Rajemison no nanaiky nandeha any soisa toy izay hiatrika kOmbA @ filoha hajaina Ravalomanana.
tsy hadalan'i Moxe no nanaiky nanelina bibilava mandrapahatonga azy ho senatera.
Tsy hadalan'ireo depiote no mangina ary manaraka ambokony ny baikompitolomana.

Ny anay dia tsotra. Raha hifandaroka dia anareo izany. Mba voninahitra kosa no omenareo ny ray amandreny be antitra e. Hanareo be ozatra ny ady any afiganistany. Mba sahia miaro ny tanindrAzana.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
15. tsimati ( 15/07/2008 15:18)
Ra-kidoro no efa rahozatra mitady lalana handetehana eto izao. :-D :-D :-D
16. ratakktikk ( 15/07/2008 19:36)
tsy hita intsony ny atao an'ity kidoropamba ity. hajaina sy omen'ny olona andraikitra izy milaza tsy tia.
Tsy mety kosa aloha raha ianao no atao masoivoho any eropa na any amerika satria raha izao endrikao izao dia vao eny an-tseranam-piaramanidina dia averin'ny olona mody ianao.

Ho hita miandalana eo ihany....
Dia mankahery...
17. penguin ( 16/07/2008 00:06)
Tsy mahazosaim-bahoaka ra-kidoro ary ra-kidoro mpilelaka TIM no anisany mahamay voalohany raha tonga ny olombaovao.
18. kidoropamba ( 16/07/2008 09:40)
seza ao maorisy ihany no tiako. Ary tokony hafainganina satria mihamandroso ny taona.

Efa 6 taona izao izaho manao tirakitasion fa tsy tafavaoka e. Ingahy reverend eto alohako ity angamba no mitondra tandidona hafahafa.
Mirary aho fa raha lasa ity lelidec ity dia mety hazava ny hoaviko.

Dera sy laza ry tompo mahery Ravalomanana ^:^
19. tsimati ( 16/07/2008 14:32)
reverand e, filaha hajaina o, radikidor iiiiii, radoroooooo :-D :-D :-D
20. ratakktikk ( 16/07/2008 19:37)
hoy i kidoropamba:
seza ao maorisy ihany no tiako. Ary tokony hafainganina satria mihamandroso ny taona.

tarafo amin'izao ny mba fisainany. Olona tia tena, rehefa ny tombotsoany dia tokony hafainganina. Tsy te hisedra ny mafy fa zatra mitady tany malemy hanorenam-pangady.

Dia mbola ho diso fanantenana fanin-droa indray raha izany koa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1068