Aiza kidoropamba? Rajemison: Parti avec la bénédiction

21. kidoropamba ( 16/07/2008 20:33)
Aza mitifitra anay TIM enao ry ratakitika fa tsy lasa lavitra.
jerevo tsara ny vaovao androany fa efa mandrebireby vahoaka ny mpiasan'i senatera Rabetsitonta. hin!hin!hinFony izy tsy senatera tsy henoheno fa raha lasa senatera dia tonga dia nahazo "leSon" avy t@ filoha hajaina: mandroba tany! hin!hin!hin! izany ka bandy maranitsaina.

Tsy misy olona te hisedra ny mafy eo ry ratakitika a, io ange no mampiondrika anay foana raha vao miteny ny filoha hajaina e.
Atobaho ny karama isambolana, ataovy ny fivoriana ao @ senA sy Akorondrano(magro), ndao hiara hisakafo any Iavoloha, ndao hitsangantsangana ambony air force one sy ny sisa fa tsy misy hisedra ny mafy izany eo.

Tafita Isika Malagasy
god save the boss Ravalomanana ^:^
22. tsimati ( 17/07/2008 03:36)
Fa i ra-kidoro angaha tsy mba mitsangatsangana sa malahelo mafy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0475