Tsy resaka fanjanahana ny fampiasana teny Malagasy.
1. tsimati
(
14/07/2008 23:53)
Efa miova ny fomba fijery ary ny fampiasana ny fitenimpirenena na aiza na aiza tsy dia ilay hoe tenin'ny mpanjanaka ajanona. Ny fiteny fantatry ny be sy ny maro no ampiasaina ohatra rehefa manao propagandy mba ahazoana ny sain'ny be sy ny maro hifidy ny tena. Fa naninona no tsy nato teny frantsay na teny anglisy ary ohatra?
Mba ahahaingana ny fampianarana ary hiparitahany eran'ny faritra rehetra dia tokony hiasa ny tenindrazana. Ny zavatra hita amin'ny tany hafa kosa dia tsy avadika tenindrazana daholo io rehetra io fa tsy mety. Izay fiteny misy ihany no ampiasaina amin'ny teny Malagasy. Ohatra ho an'ny Indonesian na Malaysian cooperation ataony koperasi dia maninona, abstract lazainy Abstrak dia maninona ?
Misy samihafa aloha ny teny Malagasy amin'ny faritra ohatra vodi-hazo any atsimo mampiasa forin'ny tomobil. Noho izany tsy asiana resaka betsaka io fa sahala izay daholo no mahazo ny firenena tia hampiasa ny fitenindrazany. Tsy ny iray tanteraka noho izany ampiasaina ny ofisialy. Na aiza na aiza sahala izay. Ny foko mihoatra ny 100 na 200 amin'ny tany sasany.

novalian'i tsimati ny 16/07/2008 14:34
2. penguin
(
15/07/2008 00:01)
Aza matahotra re fa na atao amin'ny tenindrazana aza ny fampianarana mbola afaka mampiasa teny frantsay ihany eo ampandriana ny makorel e. :-P :-P :-P
3. tsimati
(
15/07/2008 00:07)
Singany iray ao amin'ny fiainana iny ra-penguin ary tena betsaka mihintsy ny makorel no nitaraina tamin'ny andro nandroahana vazah tamin'ny sosialista boky mena. Manomboka mitaraina indray izao ny sasany.
Ny marina kosa anefa dia tsy fandroahana vazaha ny fanagasiana fa fampandehanana haingana ny fanaparitahana ny fahalalana. Didim-pitsara amin'ny tenim-bazaha tsy fantantry ny vahoaka madinika. Fiantsoana vazah hampiasa vola aza no malaza eran'izao tontolo izao. tsy mifanipaka mihintsy ireo.

4. karavasy
(
15/07/2008 02:21)
Tandremo tsy fanjanahana Frantsay intsony koa ny teny frantsay fa fanjanahana na fanindrian'ireo Gasy manompo Frantsay. Ny Frantsay mety tsy taitra amin'ny gasy mpisolelaka fa ny gasy mpisolelaka no tia ho derain'ny Frantsay ary tia anindry ny Vahoaka terantany Malagasy.
5. tsimati
(
15/07/2008 03:19)
Tandremo koa ary sao zay no voan'ny karavasinao. Misy aza milaza fa Madagasikara Frantsa ka ny adalany no nialany ary izay no nahareraka azy. Dia mbola tandremo koa fa efa lasa frantsay ireny fa tsy gasy tsony akory. Ny amin'ny samy Malagasy no resahiko satria na ela aza ny nampiasana teny frantsay tsy voafehy io ary samy miteny Malagasy daholo eran'ny rehetra. Tsy misy Malagasy very izany raha mbola ao Madagasikara fa azo foana na misy mahasamihafa azy aza ny fomba sy fahafainganan'ny fitenenana araky ny faritra. Misy midawawa misy miteny faingana ary ny mitelina nefa iray ihany.
6. kidoropamba
(
15/07/2008 09:07)
Ataoko fa tsy nianatara t@ teny gasy ry zareo tany Abilene, ka mampifalifaly ireo mpianatra sy mampirehareha ireo mpitondra fanjakAna. Iray izay!
Ataoko fa tsy teny gasy raha milaza ny filoha mitety ireny faritra ireny miarahaba ny vahoaka hoe: "hello!" "salut!"
Tsara ary matsiro be ny teny gasy sy ny tenindrAzana. Ka raha te hanao an'io ho teny entina mampianatra sy hianArana, dia ataovy ampandinihana tsara fa tsy atao kitoatoa.
Ny filoha hajaina Ravalomanana ihany no mba sahy nanao tenindrAzana mandritry ny vakansa, tsy nisy fiofanan'ny mpampianatra ary politika nianjera sahala @ rivodoza sy varatra @ lohan'ny ankizy malagasy. Mzana be ity filoha hajaina ity.
5 taona ny fepotoana ao @ SFF ka 55% n'ireo ankizy no miraraka andalana.
Nampiakaraina 7 taona ilay izy ka ny dimy taona voalohany dia @ teny gasy rano fotsiny , fa raha hanao fanadinana CEPE ry zalahy dia teny firantsay rano fotsiny. Izany ka tena dadany raha politkan'ny fanabeazam-pirenena. Ary eto tsy ho 55% ihany fa mety 85% no horaraka andalana satria tsy nisy fiofanan'ireo mpampianatra hampianatra @ teny gasy, ary indrndra koa ity "politika tanalahy" atao @ ankizy ity (gasy aloha 5 taona ary mivadika frantsay) dia tena manosika ny bandy kely hivaro-body @ vAzA.
Misaotra anao filoha hajaina maranitra saina ikoizan'ny be sy ny maro satria sahy nametraka an'izany politika mampiroborobo bizna izany.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

7. kalointsika
(
15/07/2008 09:43)
hitako sy tsapako eto ny firehana pôlitikanao ry kidoropamba, fantaro fa zan "abilène" zan ts eto Madagasikara. ry zareo na efa any @ fampianarana ambony aza, mbola ny tenin-drazany no ampiasainy. ka maninn rah mb ny tenin-drazana no ampiasain'ny Malagasy. io koa tsy azo tonga dia atao daroka be oe ny kilasy reetr dia ts maints atao teny malagasy avokoa fa ts maints atombok any @ fototra SFF. mb fantatrao ny mety ho fiantraikany raha tonga dia mivadika malagasy hatramin'ny farany io? ataonao ahoana ny tong de hidaroka ny ankiz nampiasa teny frantsay hatramin'izay @ teny frantsay tampoka eo??? saing ny angatahiko fotsiny raha izaho de ny mb aha-entitra kokoa ny fampianarana ny teny vahiny. ny vazà anie ka ny tenin-drazany no entiny mampianatra e, saingy voafehiny ihany koa ny teny hafa. D BADO VE IZY?
le oe "mivaro-body amin'ny vazaha", valiako ianao hoe "Surveillez votre langage très cher". azonao tsara kosa ngamb io teniko farany io satria ianao tsy bado. Zay fa lava b!
Ampiako kely ilay hoe "andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa koa feheziko". A bon entendeur, salut!

8. kidoropamba
(
15/07/2008 12:35)
Marina ny lazainao ry kalointsika fa tena tenindrAzany mihitsy no ampiasainy any Abilene.
Fa sahiko kosa milaza aminao fa tsy ankatoky ny vakansa no nanaovany io tenindrAzany io, ary tsy petatoko ny nametrahany an'io politikan'ny fanabeazam-pirenena io. Sa diso aho?
Ny fampiasAna ny teny firantsay @ fianarana dia azo natao satria nisy ary misy maro be ny lojistika ahafahana mianatra an'i taranja @ ireo sekoly ireo. INDRINDRA, nohofanina t@ teny firantsay ireo "mpampianatra" mba "HAMPIANATRA" amin'ny teny firantsay, NOHO ny fisian'ny boky, taranja, politika...MpampianArana @ teny firantsay.
Ka raha hanao @ tenindrAzanao ianao, arahaba soa arahaba tsara, dia mba heritrereto kosa ny fahavononanao fa tsy faly entim-po eo fotsiny: HofAno aloha ny mpampianatra @ teny malagasy; ataovy ny boky, taranja, @ teny malagasy ka azon'ireo mpianatra hovidiana; Hapetraho mazava ny politikan'ny fampianarana ary hazavao tsara ny tiana ahatongAvana fa aza atao politika tanalahy izy io. Apetraho ny "teny" tiana atao mba tsy hisian'ny kitoatoa.....Ampiasao ny loha fa tsy ny fO ihany.
Ny filoha hajaina Ravalomanana dia efa mazava be ny azy ary hanohanako azy: Tsy mandrahraha an'izany resaka ambony latabatra izany fa bizna foana no ady eo. Un point c'est tout.
Tadidio farany fa amin'izao ora hiresahina izao dia ny malagasy dia tsy firantsay, tsy angilisy, fa malagasy, ary samy hafa ny lalana nizorany, ny hery hananany, ny toajavatra misy aminy, ny fahalemeny, NA DIA MITOVY IHANY ny tanjona tiana ho tratrarina. Ka raha politikan'ny "copier-coller" no tadiavina hatao dia matokia (hoy ilay raikalahy izay) fa tsy misy zavatra ratsy indrindra mihoatry ny "manonofy antoandro". Ka raha goavana be izany no tanjona tianao tratrarina dia mba mahaiza maka fotoana handinihana tsara ny zavatra tiana atao; fa raha tsy izany dia "varotra fitombenana" aloha no tena garantia.
Farany: "surveillez votre language" hoy ranamana: Fa maninona ny ahy ihany no "surveille-ko" sa te hanilika andRakidoro rehefa avy naboridany?
Efa nilaza aho hoe: Tsy hanolobato mafAna ny filoha hajaina ary indrindra indridra vonona hanapotsipotsika ny voamason'ilay "kAka be-maso".

9. kalointsika
(
15/07/2008 13:13)
zao ftsn e, manaik b mits aho ary tena hitoviako hevitr aminao mits le hoe atao tsara ny pôlitika. fa aza tong de lazaina kosa oe rats le miditr @ teny malagasy. c la fin qui justifie les moyens oz le fiteny zay. ka ho hitantsika eo ny tohiny. fa za ko mb tezitr rah mis vokadratsiny @ fiainako io. noho izany angamb saik nifanarak ihany isika raha tsy nilaza ianao hoe:
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana
(Hazavao ahy kely hoe ny dikan'io azafady!!!)

10. kidoropamba
(
15/07/2008 13:27)
Tsy mbola niteny na dia indray mandeha aho hoe: ratsy ilay fidirana @ teny malagasy. Raha izay dia tsy nanohana ny filoha hajaina Ravalomanana aho.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
11. kalointsika
(
15/07/2008 13:56)
on a dit un jour: Hoay legOna! Inona indray ityv lazain'i rataktikk ity: Tsy ny filoha indray no nanana an'io "initiativa" io? tsssss! aza manalabaraka olona rangahy ty a. Hita be fa mpanohitra kamo be tenda.
Iza indray ary izao "jamba" mankahala olona iray izay kanefa ny sasany dia bAla afo no alefany ary vatomafAna no atolony? hin!hin!hin!
Tena voakirakira tsara izany ilay fanaovana an'ity maligasizasion ity? Okay Ary e! alefaso fa ny anay efa mazava hoy ny filoha hajaina Ravalomanana: "Ny fanadontoana vahoaka ihany no ahafahana manao bizna ".
TsarA tompoko O!
Dia tsipihiko indray le hoe: alefaso fa ny anay efa mazava hoy ny filoha hajaina Ravalomanana: "Ny fanadontoana vahoaka ihany no ahafahana manao bizna ".
Red color Enti-mody: Manohina sa manohitra? (Fanontaniana: hazavao ny tenin'ny mpanoratra)

12. kidoropamba
(
15/07/2008 14:04)
hin!hin!hin!hin!ô ry kalointsika a.
Iza indray ity tadiavinao hanao enti-mody ity? Nareo izany ange ka tena tsy mba manaraka baikompitolomna mihitsy e: Minoa fotsiny ihany! Aza be fanontaniana sahala amin'io fa mandreraka saina.
Ny ol zao efa variana amin'ity resaka "dadarabe" sy lelidec ity nareo indray dia hanome enti-mody @ hoe katsaka sa voajobory?
Ravalomanana Ihany!
Ravalomanana hatrany!
God save Ravalomanana^:^

13. tsimati
(
15/07/2008 14:54)
I kidoropamba izany no tena manampy ireo tia hatao mpanolontsaina mahiratra sy mahalala ny rehetra. Tsy nomen'olona toerana izany na very seza tany ka mamokovoko eto.
Afaka milaza ve Kidoropamba fa mahay teny frantsay ara-dalana ny mpampianatra any amin'ny EPP eran'ny Nosy ka tampoka aminy ny fanagasiana. izahay mahalala ny kilasy ambany dia mahafantatra fa saika tsy mahay teny frantsay izany ny mpampianatra EPP ka zarany aza angamba misy fanagasiana. Mpampianatra eny amin'ny Universitia aza misy tsy mahay miteny frantsay koa ny EPP no asiana sira ve ?
Olona tia atao mpanolontsaina ry kidoro nefa ampidirina hatramin'ny resaka dadarabe. Loza

14. ratakktikk
(
15/07/2008 14:58)
Green color Valin'ny entimody:
Na manohitra izy na manohana dia efa homena ny andraikitra sahaza azy tsy ho ela. Hampanaovina "Allah Akbar" any afganistana amin'ny maha masoivoho malagasy azy any.
Aza adino ihany koa ny mandinika ny fisainana fototra sy fironan-kevitra nentiny voalohany; tsy izay fanahiniana asehony aty aoriana akory dia izay no izy fa izay nifotorany tany ampiandohana...
Kidoropamba>>> Ka raha tsy sahy miteny hoe ratsy ilay izy dia arosoy ny hevitra hampety azy fa aza kiviana izay te-hanao (hanome hasina ny tenindrazany).

15. tsimati
(
15/07/2008 15:04)
Tsy mila kristian hafahafa mametaka lamba ambony loha ny Silamo fa tapaka hatramin'ny lohany any. :-D :-D :-D
16. ratakktikk
(
15/07/2008 19:40)
Avelao izy mba andeha fa aza tohanana.
Mety aminy any sady hahafahany manitatra ny foto-keviny sy ny diplaomasiany.

17. penguin
(
16/07/2008 00:09)
I kidoropamba izany no tena mpitomany mofo tao amin'ny TIM dia ny fanagasiana avy no asiana sira. Omeo ny daka afara izy ry TIM fa izahay vahoaka koa tsy mila izany.
18. tsimati
(
16/07/2008 00:47)
Tsisy manohana azy ratakktikk fa ny miandry azy no lazaiko. Asa tsy fantatrao fa ho an'ny Silamo dia tsy manana zo hiantso ALLAH ny tsy Silamo ary fanimbazimbana azy aminy ny mitafy na manao sahala azy nefa hafa finoana ary amin'ny tsy ampoizinao no ahatongavany aminao.
Mivadika moa ny resaka fa ny resaka teny malagasy fanagasiana tsy milaza velively amiko fa hikatona i Madagasikara ka tsy hifandray amin'ny ivelany. Misokatra i Madagasikara ary tsy azo sakanana ny fanatontoloana noho izany ny fampianarana amin'ny teny Malagasy dia mendrika ahaizan'ny mpianatra eran'ny Nosy faingana mamaky teny sy manoratra. hianarana amin'ny teny malagasy hiainany ny manoratra sy mamaky teny fa tsy amin'ny teny Frantsay. Fampitomboana ny isan'ny tsy mahay mamaky teny sy manoratra haingana izany. Ireo izay afaka hanohy fianarana avoavo kosa tsy maintsy mianatra teny maro ary tsy ny teny Frantsay mihintsy angamba no be mpampiasa erantany ka handolihana sy hitomaniana.

19. kalointsika
(
16/07/2008 08:42)
ts mety manao manao devoir ndray kidoropamba kely marina, sa tsy hay ve? sa matahotra an'i Maîtresse. Maîtresse anie ts Ben Laden e!
20. kidoropamba
(
16/07/2008 09:23)
penguin:
I kidoropamba izany no tena mpitomany mofo tao amin'ny TIM dia ny fanagasiana avy no asiana sira. Omeo ny daka afara izy ry TIM fa izahay vahoaka koa tsy mila izany.
Tandremo an! ianareo mpanolo-bato mafAna an'i filoha hajaina dia efa nomena seza any ivelany any: HatsangAno any soisa ny governemanta-nareo ry rajems a.
Ny TIM izao dia mitady olon-kendry fa tsy ireo mpandonto vahoaka sahala amin'ireo mpamorona azy. Tsy kitoatoa raha toa ka ekipa AREMA modErE no mameno ny ekipa vaovao. Tsy kisendrasendra raha toa ka nalefa any @ senA ry Moxe sy rabestitonta ary ry Yvan.
Ka raha misy mianakendry handAka ny lohandohampisorona, dia mivonOna fa mafy dia mafy ny Ripaosta avy @ dadarabe.
Tsy azon'ny penguin atao ny mitonontena ho vahoaka satria tsy misy depiotE ianao, ary tsy misy senatera.
Siramamy no mendrika ny fanagasiana fa tsy sira. Sahala @ tanindrAzana io: mamy, ka hanaovana bizna fa tsy "masina" mahamay lela.
Tandremo ny mananihany fa tsy hoe ka any andafy nareo ka tsy tratrin'ny tifydaVitra avy @ dadarabe. Tsy misy firaontiera ny basin'ingahy dadarabe. Tadidio izay! Aza kitikitihina ny biby ao andAvaka.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
Dear sy laza hoanao ry filoha hajaina Ravalomanana ^:^