kidoropamba: voatendry ho ambasadaoro.....

1. ratakktikk ( 15/07/2008 19:53)
Nande ny siosion-dresaka fa hotendrena ho masoivohon'i madagasikara any afganistana i kidoropamba atsy ho atsy.

Vao henony mialoha anefa izany dia nitsipaka mafy ny andraikitra izay homena azy ranamana satria tsy mety ny ho any fa niady varotra toeram-boninahitra ao amin'ny fitondrana...

Mampalahelo ny toy izany, aza mba tahafin'ny taranaka mandimby ihany.

Tsy haiko hoe ahoana ny fijerinareo ny fihetsik'ity ranamana ity manoloana izao mety fanendrena azy izao.
novalian'i tsimati ny 17/07/2008 03:08
2. penguin ( 15/07/2008 23:48)
Mila ny toerana ho filoha mihintsy kidoropamba satria efa hitany avokoa ny ao anaty TIM ary ny Filoha ankehitriny no asiany sira isaky ny mihetsika. Tsy raharahan'ny vahoaka anefa izany fa mizaha izay ho filoha manaraka ny vahoaka ka tsy sahalan'i kidoro mpiara-milelaka ao no zahavin'ny olona angamba.
3. tsimati ( 16/07/2008 00:37)
Hehehehehe ...he Mitomany mofomamy ve kidoropamba fa tsy tia ramanonaka ?
4. ravatorano ( 16/07/2008 05:14)
sao dia makasaoka kosa no ntiany fa tsy menakely .....
zalahy reto kosa ah !
:-D :-D :-D
5. tsimati ( 16/07/2008 05:19)
Tandremo fa simban'i lemenakely amin'izany ianao ravatorano an :-D :-D :-D
6. kidoropamba ( 16/07/2008 08:19)
Izaho aloha tena nandA ilay seza tany afiganistany satria misy tifitra maro loatra any kanefa tsy dia misy bizna loatra.

Hitovizako @ filoha hajaina io: Raha milAza ny dadarabe fa "tsy mety" dia aleo manaraka an'izany fa tsy kilalao akory ny fiainana. Io no mahatonga an'i lemonde milaza hoe: "moderne mais superstitieux voire arriéré". Tena marina io. MazAna kosa ireto Garamaso ireto raha ahalAla ny ao antsain'ny olona An.
Fa izaho kosa aloha tena miandry an'ilay seza ao Maorisy e: sady ankaiky no misy ranomasina. Fa tsy izaho irery no ao anaty lista fa ingahy reverand satrobory dia eo alohako ka rehefa voatendry ingahy reverend kibagista dia tonga angamba ny anjarako.

Izay maharitra vadin'Andriana e.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
7. tsimati ( 16/07/2008 08:24)
Fa nanino anao i Satrobory no dominao mafy any amin'ny sainy foana? Toa tsy miditra eto akory ry zalahy fa manao ny fiainany andavanandro? Sa i satro-bory no mety ahatarika ny vahoaka vizana ka kotikotiana fatratra. :-D :-D :-D
8. kidoropamba ( 16/07/2008 09:01)
Manana resipE be amin'ingahy reverend aho ka io no mahatonga ahy maka ohatra an'azy foana.

Raha misy mpanao politika kalAza ao madagasikara ao dia ity reverend satrobory ity. eFA Depiote hatra t@ androndradEdE Ratsiraka ity rangahy ity ka lasa mpitarika antoko politika matanjaka amin'izao.

Efa avy nanangana governemanta ity reverend ity t@ 1994 raha nanohitra an'i zafy labiera izy ka notendreny ny praiministra (izy io) fa ny mambra sasany kosa dia nolazainy fa hotendreny @ manaraka. ka niandry izahay hatramin'izao. Izany amiko dia bandy mikranina mihitsy. Mitovitovy izy sy ny filoha hajaina Ravalomanana: samy mpitarika fivavahana.
Mendrika azy ny ambasadaoro

Dera sy laza hoan'i filoha hajaina Ravalomanana ^:^
9. kalointsika ( 16/07/2008 10:17)
Vive la France kidoro a! oz ny mpampianatr oe tohizo fa tsara!
10. nikah ( 16/07/2008 11:00)
Merci Kidoro :-D :-D :-D
11. tsimati ( 16/07/2008 14:15)
tarafay ao nareo zany fa tairo ny dihy ary mba ho jerenay. ela velona anie kidoro mba hanalan'ny hafa azy.
12. kidoropamba ( 16/07/2008 14:22)
Aza be fialonana fa tsy mba tian'i raprezy an.

Manaja anao ry filoha hajaina mamimbahoaka, ary dokotera honorisy kaoza anankiroa, lehibe eran-tany, filohan'ny filoha rehetra, Ravalomanana.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny road-ntsika
God save Ravalomanana ^:^
13. tsimati ( 16/07/2008 14:25)
Tena voa mafy mihintsy dadatoa ve ? :-D :-D :-D
14. ratakktikk ( 16/07/2008 14:26)
Izao ataon'i kidoropamba izao ilay atao hoe ambom-po diso toerana.
Rehefa omena toerana dia miseho tsy mila sy miavona eo imolotra. nefa rehefa lasan'ny hafa ilay izy, izay vao miteny irery sy mimenomenona ohatra ny sinoa very entana. ka mirediredy eto sisa ny hiafarana.

Aza mba tratran'izao ihany...!!!!
15. tsimati ( 16/07/2008 14:27)
sao tadiavinao halaina kosa aza ny toerana maha-asadaoro and-rkidoro mihorohoro :-D :-D :-D
16. ratakktikk ( 16/07/2008 14:31)
Izao ataon'i kidoropamba izao ilay atao hoe ambom-po diso toerana.
Rehefa omena toerana dia miseho tsy mila sy miavona eo imolotra. nefa rehefa lasan'ny hafa ilay izy, izay vao miteny irery sy mimenomenona ohatra ny sinoa very entana. ka mirediredy eto sisa ny hiafarana.

Aza mba tratran'izao ihany...!!!!
17. ratakktikk ( 16/07/2008 14:31)
Izao ataon'i kidoropamba izao ilay atao hoe ambom-po diso toerana.
Rehefa omena toerana dia miseho tsy mila sy miavona eo imolotra. nefa rehefa lasan'ny hafa ilay izy, izay vao miteny irery sy mimenomenona ohatra ny sinoa very entana. ka mirediredy eto sisa ny hiafarana.

Aza mba tratran'izao ihany...!!!!
18. ratakktikk ( 16/07/2008 14:31)
Izao ataon'i kidoropamba izao ilay atao hoe ambom-po diso toerana.
Rehefa omena toerana dia miseho tsy mila sy miavona eo imolotra. nefa rehefa lasan'ny hafa ilay izy, izay vao miteny irery sy mimenomenona ohatra ny sinoa very entana. ka mirediredy eto sisa ny hiafarana.

Aza mba tratran'izao ihany...!!!!
19. kidoropamba ( 16/07/2008 14:34)
hin!hin!hin!hin!
tena efa spesialitE an'i ratakitika ity Mandroba ity le aza. Efa fantany sahady fa "mimenomeno" ireo sinoa ireo rehefa very entana. hin!hin!hin!
Tsy azo ampidirina antrano ity ratakitika ity fa horobainy daholo ny vilia, ny sotrobE sy ny labozia. aie!aie!aie!
Tena taizan'ny filoha hajaina e: Rapida @ bizna.

Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
20. tsimati ( 16/07/2008 14:37)
radoro kidoro tsy mety matoro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4775