kidoropamba: voatendry ho ambasadaoro.....
21. ratakktikk
(
16/07/2008 18:30)
Mampalahelo ity kidoropamba ity. enga anie mba tsy hihitatra izao fahavoazana mahazo azy izao fa ratsy dia ratsy tokoa.
Ny olona voadonan'ny fiainana sy diso fanantenana no manao tahaka izao ataony izao.
karazan'ireny mba nanovokovoka mafy tamin'ny fianarana ireny nefa diso fanantenana satria nanonofy antoandro...
mampalahelo!!!!
mitandrema ihany ianareo solofo sy dimby mba tsy hanao tahaka izao ataony izao any aoriana any fa mahamenatra sy manala baraka.

22. kidoropamba
(
16/07/2008 20:48)
Ireo solofo sy dimby aloha tsy hanao sahala amiko izao mihitsy satria "pirobilEma" hafa ny andreo: Resaka fanaovana taratasy any Sina, FilipIna, kanadA, zamerika...mba ahafahany mipetraka eto dago ny pirObilEmany satria lasa varoboba ny tanindrAzany.
Ho hitanao fa @ 3ème mandat an'i filoha hajaina dia mila pasipAORo filipiana sy kanadiana mandeha any Ambatovy. Mila pasipAoro aositiraliAna mandeha any faradofay.....
Resaka Taratasy ny pirObilEman'ireo solofo sy dimby fa tsy ny fandrosoana takian'i kidoropamba miaraka @ filoha hajaina.
Dera sy laza hoanao ry filoha hajaina Ravalomanana ^:^

23. tsimati
(
17/07/2008 03:08)
Jereo fa mampiditra resaka mamono tena indray ra-kidoro? Asaivo mody ny Malagasy miasa andafy raha vitanao ary raha tsy vitanao dia misokatra ho an'izao tontolo izao koa i Madagasikara. Anjaran'ny tanora no tsy manaiky ho resin'ny mpihavy ary tokony mpibaiko ny mpihavy izy fa tsy ho mpiasan'ny mpiavy raha miezaka tsara. Miseho eran'izao tontolo izao izany. Tsy mino mihintsy aho fa mpibaiko vazah ny gasy ao Frantsa saingy mpiasa izy ary afaka soloan'olona raha mitapitapy noho izany manaraka ny onjany fa tsy mandroba ny tanin'olona akory.
Ho ela velona anie ny kidoropamba resaka mandroso miverina.
Ho ela velona anie ny kidoropamba resaka mandroso miverina.