Politika

ntss ( 07/08/2009 13:53)
Eo mo zandry kely mba omeo amnistie a!!! S'il te plaiiiiiiiit ntsoo to mampalahelo ty izy. Ataovy mamay ry zandry fa io no namono antsika a!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:29
remahity ( 07/08/2009 12:11)
que ces lascars(TGV, RAVALO, RADIDY, ZAFY) veulent faire leur interessant à l\'exterieur,aux yeux du monde entier, c\'est leur problème, mais nous les Malgaches, ils ne nous feront plus marcher. Ino... tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:33
benkintana ( 07/08/2009 11:25)
AS DE CEOUR=RAVALOMANANA , Saro-tiavina toa ny ranon-i Betsiboka,mody tia tanindrazana nefa ny paosiny tsy mety feno AS DE TREFLE=RAJOELINA Niaritra trefla tao fa tsy maintsy niroso refa ritr... tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:43
bazylou ( 07/08/2009 10:44)
itambaran'izy efatra ... :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:44
TEGEVE ( 07/08/2009 09:50)
Anaka isany, Efa misy fandrosoana ihany ny raharaha ato ,saingy tsy dia tombontsoa ho antsika loatra,lasa Ravalomanana daholo izy mianakavy Tsara le sakafo Afrikana ,manoatran'ny ilay tany @ tour Ei... tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:47
dragon2madagascar ( 07/08/2009 05:38)
Salama jiaby, Saika hizara fomba-fijery kely @'ny vahoakan'ny serasera.org. TGV etsy andaniny, Legaliste etsy ankilany, mouvances ho an'i Rakoto sy Rabe etsy @ sisiny...rehefa dify Maputo, dia m... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/08/2009 08:55
zoam ( 07/08/2009 03:50)
hoan'ny olona manana fianakaviana maty ,niharan'ny tsindry azo lena,very asa victime noho ireny coup d'etat ireny ve dia hanaiky mora ny hijanonan'i tgv sy ny forongony teo,efa manaiky ra8 ny hiarahan... tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:54
fijo ( 06/08/2009 21:29)
raha izao no voasonia ,fa i ravalo mijanona filoha fa ny hat tarihin'i andry no manana ny fahefana,ary zafy sy didy no mitarika ny (CRS) izy teo,dia sahiko ny milaza fa ,amin'izay vao sahy hiseo amin'... tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 08:47
Samoana ( 06/08/2009 15:18)
Teo an-dalantsara alohan'ny fivoriambe no nanatona an'i Andry i Zafy: _ Nanino moa enao laholo 'ty no nitondra sakafo manokana? - Tsy sanatria sarotin-kanina aho akory dokotera fa matahotra sao voan... tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 08:53
remahity ( 06/08/2009 12:01)
efa nifandinika t@ Andry tany Madagasikara: http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=8907:miseho-ny-marimaritrairaisana-nikaondoha-rajoelinasy-zafyalbert&catid=68:inona-no-... tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 22:08
ntss ( 06/08/2009 11:34)
Asa na adinontsika sahady ilay tam taona 2002, nalefa tany Dakar ny Candidat roalahy mba hifampidinika sy hiombona. Nisy tokoa ny zavatra vita sonia izay nifanarahan'ny roa tonta saingy... Nentina... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 20:44
saranga ( 06/08/2009 09:25)
Namaky ny hafatra nalefan'ny rabaradaka teto hatramin'ny janoary no mankaty dia gaga hoe fa inona no ataon'ity rabaadaka fa toa fantany avokoa izay hiseho ? Ohatra, nanoratra teto izy hoe tsy maintsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 20:46
fanantenana2003 ( 06/08/2009 08:18)
oay, raha taminy 1991 ireny izany no nisy ny fisamborana tanora ohatrany tamin'ity taona 2009 ity de miteny irery aho hoe efa tany tsiafahy ary efa voa-torturer à mort tahaka ny mahazo ireo tanora vo... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 20:48
ari.malala ( 06/08/2009 07:51)
Mba mampime anà iany le toetran'ireo anciens flou sa filou ireo ka!... Samy mitory fihavanana e, fampihavanana e! indrindra moa fa i Zafy Albert, nefa toa tsy nifandray tanana akory ireto izy nony ta... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 20:51
xxx ( 06/08/2009 07:38)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x5v27a_mahaleo-mozambika_music... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 22:12
ravatorano ( 06/08/2009 06:59)
Vao nanomboka ny dinika tany Maputo dia efa niakatra Ravalomanana fa izy ihany aloha izao no filohan'i repoblikan'i madagasikara hatramin'izao ary namaly i Andry rajoelina hoe efa tsisy an izany ints... tohiny
xxx ( 06/08/2009 05:14)
ho an'izay mahalala nanao aoana ny tribunal manandafy,misaotra tao :^) ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:06
ouiandry ( 06/08/2009 04:22)
mitady an'i dadany mafy nedala satria tsahitany ny dadany fa tao Fleury-Mérogis nedala no nipotsaka refa bevoka tany antanin'oul tany ny reniny kanefa tsisy pap's d vosambotra, d io blème na paterni... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/08/2009 08:02
xxx ( 06/08/2009 01:40)
Toa ry Ravelonandro (Mamy Gotso) sy Rakicky indray no lasa mpanolo-tsaina manokana, fa tsy mba nisy an'le bandy teto amin'ny serasera mihintsy (andruwi, Patrick002, Kidoro..., Fijo............) Aha... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/08/2009 08:59
Hinagasy ( 06/08/2009 01:14)
Hono'aho! tena amin'ny saina tsy miangatra dia mbola mankato izao zavatra ataony izao foana ve ianareo? Raha tsy fitiavana an-DRavalomanana no mahatonga izany dia hoe aleo ve ny firenena hidaboka ho... tohiny
novalian'i papala ny 07/08/2009 08:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3673