Politika
sylvain
(
08/08/2009 23:58)
zany ka mitsinjo firenena:
Marc Ravalomanana a déclaré officiellement qu’un retour au pays n’est pas envisagé pour l’instant "pour l’intéret supérieur de la nation". - 09/08/09...
tohiny
novalian'i andry44 ny 11/08/2009 07:04
xxx
(
08/08/2009 23:35)
http://www.tv5.org/cms/chaine-francophone/info/p-1911-Madagascar_accord_de_transition_trouve_Ravalomanana_ne_participera_pas_personnellement.htm?&rub=6&xml=newsmlmmd.812935126177b2f1966f48c87c546a58.1...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 09/08/2009 17:16
TEGEVE
(
08/08/2009 23:03)
Anaka isany,
Nahita fika kely aloha mba tsy hiverina i R8 mandritra ty 15 mois ity é,izany hoe mandritra ny tetezamita,manararaota daholo aloha fa misy farany ty ,
Deba efa hors d'état de nuire ts...
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 09:04
hery
(
08/08/2009 22:31)
Inona ary raha fantatrareo ny nataon'i Cdt Charles any Maputo? :-)
Io no tena ahitana hoe lasa saribakolin'ny CAPSAT tanteraka i Andry Rajoelina. Tsy natoky ny CAPSAT sao dia manao sonia na manaikina...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 09/08/2009 21:11
andry44
(
08/08/2009 17:09)
Nilaza ny radio tsy miankina iray eto Tanà fa hiraka hivavaka,hono izy 4 mirahalahy mianaka rapitso maraiana alahady vao samy mahazo mandeha @zay alehany :arrow: zany ve tsy mapimé :-D
Raha nana...
tohiny
novalian'i andry44 ny 11/08/2009 07:05
bazylou
(
08/08/2009 16:32)
sy mitazona ny heviny fa tsy anti dahy mpangalatra hotrandry tim sy gtt;,, merci letsy tgv; vive tgv, tsy ho tafaverina mandrakizay le8 nareo e, beurrrk, resy ho aho dia mipetraha , rehefa lany baomb...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 08:36
vitamatavy
(
08/08/2009 15:19)
mody i ravalo ary mahazo milatsaka ,ny securitény sisa no andrasana @ sadec
...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/08/2009 19:18
xxx
(
08/08/2009 12:01)
heno t@ radio fahazavana
Mody i Dada, mahazo mirotsaka soa aman-tsara ho filoha @ fifidianana manaraka, izay aloha no anombohako azy, manaraka dia ireto avy no tapaka nandritra ny ady hevitra mafan...
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 09:21
hery
(
08/08/2009 08:24)
Hafatra nalefa tao amin'ny lisitra serasera http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/34067
Nolazaina foana (nolazain'ireo mpanohana ny HAT sy ny tetezamita sy ny
TGV) fa milamina ny tany....
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 08:59
ntss
(
08/08/2009 08:19)
Tsy hanome Amnistie an'i Ravalomanana na oviana na oviana i Andry Rajoelina.
Raha manao forcing hiditra anefa i Ravalomanana de miandry azy ny tafika sy ireo rehetra efa tsy mila azy.
Raha tsy taf...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/08/2009 20:31
ravatorano
(
08/08/2009 07:42)
Malaza zany zao fa hiala amin'ny dinika ny HAT raha toa ka mbola miziriziry ihany ny rehetra momba ny fiverenan'i Ravalomanana ty MLadagasikara na dia "tsy ho filoha intsony aza izy".
Raha miala amin...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/08/2009 20:39
ronaldo09
(
08/08/2009 07:10)
Raha ny kisarisarin’ ny ady hevitra mety hisy any an-toerana, dia toa manome vahana ny hevitr’ ireo Filoha teo aloha ny Vondrona iraisam-pirenena. Indrindra ilay Filoha naloam-bahoaka farany tet...
tohiny
novalian'i milamm ny 08/08/2009 11:05
vitamatavy
(
08/08/2009 05:20)
Mody i Dada, mahazo mirotsaka soa aman-tsara ho filoha @ fifidianana manaraka, izay aloha no anombohako azy, manaraka dia ireto avy no tapaka nandritra ny ady hevitra mafana naharitra ora 10 mahery mi...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 08/08/2009 16:40
fijo
(
07/08/2009 22:07)
nisy fandaharana tamin'ny tv androany "paroles du monde"dia nisy vazaha mpanao gazety tany mada niresaka tao.izy dia nanaraka ny "tgv "mandrapahatingan'i andry eo.dia nilokaloka mihintsy andry hozy fa...
tohiny
novalian'i Noue ny 08/08/2009 07:24
ndotofetsy
(
07/08/2009 20:52)
mba omeo sarin i sarla fa toa tsy mande gazety lery nefa lery no role eto @ tanana
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 08:31
zoam
(
07/08/2009 20:23)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
mila fahaizana ny fanaovana politika ,tsy voatapak'i tgv samy irery ny amnistie an 'i ra8,fanina ingahy rainy
midika izany fa bordel be le hat satria ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 08/08/2009 12:23
rakaroka
(
07/08/2009 19:55)
Dia asa izay ho "afaka"
1-ny olana mianjady an´à Dago @ izao fotoana ve?
2-´reo tokony omena amnistie Ve?
3- ny gvt teteza-mita ve?
4- ny fanampian´ny any ivelany ve?
Asa.....tsy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:14
xxx
(
07/08/2009 17:06)
Ianao no miteny an'izay!!!!
ataovy mahalala ny anaranao i Mozambika manomboka androany
merci zoky charles
ny eto dago zokibe lilyson assure grave
vive charles et lylison
...
tohiny
novalian'i pink ny 07/08/2009 23:31
locl
(
07/08/2009 15:10)
Rehefa nandinika ilay regard Rav8 aho, dia hitako fa tena feno fanantenana izy ary tena sahy mijoro fa azy ny fitondrana, ary tsy nandainga izy raha nilaza fa naongana. Ny journal aty europe koa "Le T...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 10/08/2009 03:18
solemio
(
07/08/2009 14:14)
aza be polifika ramarasily ô! fa maninona no voafafa ry lery ny hevitry ny bandy a!...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:22
