Politika

ntss ( 10/08/2009 08:56)
Il n'y a pas de justice en politique. Le vol, Le détournement des biens publiques, L'emprisonnement sans motif valable, Le monopole économique; La corruption ... Il suffit juste de confesse... tohiny
novalian'i papala ny 10/08/2009 10:23
hery ( 10/08/2009 08:34)
Aleo hapetraka eto ilay fifanarahana voasonia dia samy mamaky [img]http://farm4.static.flickr.com/3122/3806645011_2c6e73439a_o.jpg[/img] [img]http://farm3.static.flickr.com/2553/3807461852_8f945... tohiny
novalian'i xxx ny 13/08/2009 18:28
ari.malala ( 10/08/2009 08:14)
Tsy haiko aloha ny atao hoe fanajana sy fitiavan-tanindrazana hoan'ny olona sasany, fa izaho dia tafintohina t@ ireo olona nitsena an'i andry rajoel teny Ivato maly... Ny antony? efa hoe redonina ny h... tohiny
ravatorano ( 10/08/2009 07:00)
raha ny charte de maputo no dinihina dia voalaza ao fa tsy mahazo milatsaka ho fidiana ny mpikambana rehetra ao amin'ny goverinemanta tetezamita izay hatsangana eo ! Izany hoe raha ny tena marina dia ... tohiny
essera ( 10/08/2009 06:45)
Saliiiiiiiiiiiiii daolo a... Arahabaina daholo isika rehetra fa vita ihany ilay Maputo, ary aza tezitezitra intsony ny sasany fa efa izy 4 mtsama mits ny tao fa tsy ny solontenany ka tokony hanaraka n... tohiny
ouiandry ( 10/08/2009 06:33)
Tel est le propos du leader de la HAT à son arrivée à l'aeroport international d'Ivato hier! C'est une victoire du peuple Malagasy opprimés pendant sept ans de régime TIKOBOYS a martelé le Pr... tohiny
novalian'i reeves ny 10/08/2009 13:29
penguin ( 10/08/2009 05:48)
Tsy miala ny sainay vahoaka fa mbola miandry ny fahafahanao mody Andriamatoa Filoha Marc Ravalomanana. Isaoranay vahoaka ny kabarinao tao Maputo ary mbola miandry ny fahatongavanao amin'ny fotoana mah... tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 11:01
pimaso ( 10/08/2009 05:44)
Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana, Ny voalohan-teny dia fisaorana an’Andriamanitra noho ny fitahiany, ka nahatongavantsika amin’izao tanjona fampihavanam-pirenena izao. Nandalo fotoan-tsarotra... tohiny
novalian'i pimaso ny 13/08/2009 05:20
ouiandry ( 10/08/2009 05:36)
Nanomboka omaly 09/08/2009 d niditra @ dingana vaovao ny rafitra tetezamita noho izany miova ihany koa ny famindra sy ny fifandresan-dahatra, miova ny fandehanjavatra satria tafiditra tsara ao anatin'... tohiny
soanja ( 09/08/2009 23:24)
Miarahaba ny vahoaka Malagasy rehetra izany tamin'iny dinika sy fifanarahana vita tany Maputo iny. Enga anie hitondra fanantenana ho an'ny rehetra ny vokatra avy tany, hitondra filaminana sy fitonian... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 10/08/2009 03:10
tovolahy007 ( 09/08/2009 23:12)
Nahomby tanteraka ny tetiky Radidy. Nahavita ny iraka nampanaovina azy soamantsara i Rajoelina. Faly daolo ry zalahy izay very fihinanana satria lasa i Deba dia tsy iza izany fa ry : Patrick2002, a... tohiny
novalian'i zoam ny 09/08/2009 23:34
ndotofetsy ( 09/08/2009 23:12)
hita eto amizay ny olomatanjaka ao aorianan i tgv ary tsy afaka milatsaka koa izy ... tohiny
novalian'i razakad ny 10/08/2009 06:05
vitamatavy ( 09/08/2009 22:01)
quel piege pour roindefo,alain ramarson,hasina andriamanjato,organes ,minisitry ny fitsarana le vehivavy iny,pierre tsiranana,voninahitsy,rolland ratsiraka,pierrot ,tantely andrianarivo)te hanao minis... tohiny
novalian'i ketaka67 ny 10/08/2009 09:47
zoam ( 09/08/2009 20:12)
tsy zakan'i tgv intsony pression mahazo azy any maputo,hiemotra maty raibe handroso maty renibe,tsy hanao na inona na inona c'est deja mort ahoana hoy roindefo t@ tgv nanao sonia,dia ahoana hoy ny ca... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 23:05
ouiandry ( 09/08/2009 17:41)
rah ny fomba firesakin'ny GTT sy TIM eto @ serasera zany d afindra any afrika ny lapampanjakana satria amindry zareo d Ravalomanana no filoha mitondra an'i Madagasikara, i Ravalomanana anefa d nilaza ... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/08/2009 10:57
hery ( 09/08/2009 14:05)
Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana, Ny voalohan-teny dia fisaorana an’Andriamanitra noho ny fitahiany, ka nahatongavantsika amin’izao tanjona fampihavanam-pirenena izao. Nandalo fotoan-tsarotra... tohiny
saho ( 09/08/2009 10:57)
tena fitsarana afrikana marina ve izy ity e olona teo aloha efa maloto fitondra, corruption sy mpamono olona no mbola hitondra hahazo fahefana any mada tena raha za ny malagasy mahay sy mahatakatr... tohiny
novalian'i xxx ny 09/08/2009 21:59
xxx ( 09/08/2009 09:39)
ny resaka media liberté d'expression MBS Radio Mada sy sns ny enquette international momba ny 26 janvier 2009 et 7 fevrier sa ny resaka conflit d'interet an'i ra8 ihany aloha pour l'instant... tohiny
novalian'i zoam ny 09/08/2009 19:18
bazylou ( 09/08/2009 07:25)
le8 , tsy mahazo miverina intsony, i deba , afaka nadiodio, afaka miverina mody i tgv, sy nyhat fat, rava ny gvt ary hisolo governemanta de cohabitation, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 09/08/2009 14:31
Noue ( 09/08/2009 07:02)
Raha jerevana zany ny accord vita sonia tany Maputo dia zao : [size=70][color=red][b]Aux termes de l'accord, les membres du gouvernement de transition ne pourront pas se présenter aux élections q... tohiny
novalian'i pink ny 09/08/2009 17:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2323