Politika
ouiandry
(
15/08/2009 15:15)
fa hon'oa lity ry fijo elah angaha lity tsy d avanana lotra @ fanoratana fa to refa mba mamaly hevitra eto elah sy Mirananirina d fara fabetsany fehezanteny roa kanefa toa andraisanlisany anjara dahol...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 20:54
rajy
(
15/08/2009 10:50)
Aza mbola valiana fa izay ankizy indrindra ao aloha asaina mamaly izay vao ny lehibe.
- nande teny @ lalana iray ity ranamana ity ka nahita mpivarotra amalona, dia hoy izy nitantara taminay: olona t...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 15/08/2009 18:18
terrywui
(
15/08/2009 09:26)
mba hividy bodega koa hono ny tim ee ! efa misy kozy ko ane ao amn BASE BANI ao oe andao alaina ny S n'ireto "ara-dalana" reto de ampesonina any reo ee !! zavatra kely hery reo ve ahavita hitaky ny vo...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 21:16
Noue
(
15/08/2009 08:10)
Mba hasio komentera kely oe ilay inreview ee ! ity zao aloha misy iray.
[size=70][color=blue][b]Soirée politique intéressante sur l’audiovisuel malgache hier soir. Mais l’évènement le plus ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:20
ouiandry
(
14/08/2009 17:54)
Rehefa nolazain'i Ratsiraka i Ravalomanana fa tsy hoeken'ny Malagasy mandrakizay izany hoe hisy vahiny hotonga eto Madagasikara ka hirongo basy d miezaka mafy ry zareo aminzao hividy ny miaramila!
Ny...
tohiny
novalian'i Rajakoo ny 17/08/2009 11:05
terrywui
(
14/08/2009 16:10)
Tokony mba toy izao fanofanan'ny TGV ny miaramila toy izao no nampanaovana formation n'ny miaramila tamin Ravalomanana fa tsy niavonavonana sy nanaovana taimbava foana isakizay mba mangataka ry lerony...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:55
xxx
(
14/08/2009 15:46)
Teo mantsy izany dia izay nahaloa 50 million FMG na mihoatra no lasa minisitra, 15 million FMG ho an'izay te ho chef de region.
Dia ahoana indray ny fidirana amin'ny governemanta manaraka?
Monj...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:06
swann
(
14/08/2009 15:35)
izy io dia sary misy andravalomanana mitomany be rehefa vita le fivoriana fihaonana nataondry zalahy iny ,sady mitaraina be izy mangataka fanohanana amin'ny rehetraretra no mbola manao tamby vola sy h...
tohiny
novalian'i dadabe ny 18/08/2009 15:42
terrywui
(
14/08/2009 15:12)
salut less ouiandry !!!ten ao tsar zany ra fianakam's ko aa!! mivilana mits ra pikatti ao ambany ao nanaovanlah azy lééé,,, tena kozy milay l kozinlah ra ouiandry a ,,,,tokony ts idiran'iLehery le ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:04
penguin
(
14/08/2009 14:41)
Tena ady no hiafaran'ny tgvendrana ary efa asesiky ny vitan-dratsiny any amponja na ilay lehiben'ny AV7 niseho manenjika Ravalomanana fatratra iny aza....
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:02
ketaka67
(
14/08/2009 11:01)
mitady hifotra @ ra-Andry ny mpanohana azy!!!!fa hoe nanao sonia ilay sata!...
tohiny
novalian'i ketaka67 ny 17/08/2009 13:00
xxx
(
14/08/2009 10:45)
Raha zao ataon'ny miaramila zao aloha dia tena mahamenatra an'ny Gasikara mihitsy e, ary marina mihitsy ilay voalazan'i general Edmond ireny communiqués avoakan-dry zalahy sefo sefo ireny no vao maik...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 18:19
Djhamhal
(
14/08/2009 10:22)
Somary variana ihany aho naheno hoe: i M.Edgard R. no maire n'ny Tana; ny mahavariana ahy dia toa tadidiko indray mandeha zay nisy fanadihadina tsotsotra nataon'ny mpanao gazetin'ny R.T.A. taminy ary ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 15/08/2009 02:46
saranga
(
14/08/2009 08:19)
FANAMBARANA
Ny fianakaviam-ben'ny POLISIM-PIRENENA dia manao izao fanambarana manaraka izao :
- tsipahinay Polisim-pirenena marin-drano ny fanambarana nataon'ny Minisitry ny Filaminana anatiny ny Co...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 15/08/2009 01:51
pikatti
(
14/08/2009 05:52)
Efa firy volana no niarovany an'i Andry tgv,nefa alina ny sasany no nanonofy ratsy ha ha ha
[quote]Tsy resahako ny fivarotana nataon'ny hafa satria maivana ka mora noravana fa ity indray mitoraka i...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:10
penguin
(
14/08/2009 05:32)
Mitaraina ny mpiasan'ny Zone Franche ary mitady ny filaminana politika satria tsy ny mpanao politika hoy ny solon-tenandreo no voa raha tapaka ny AGOA fa ny mpiasa madinika. Inona no ataon'ny miaramil...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:25
ouiandry
(
14/08/2009 04:36)
Mazava be izao fa d ny VAHINY no mitondra an'i Madagasikara, hita miharihary izany raha ireto antony ireto no jerena:
_Ny GIC no hanapaka sy hisafidy izay olona hitondra an'ilay tetezamita!
_Ny GI...
tohiny
novalian'i pikatti ny 21/08/2009 10:38
klitika
(
14/08/2009 02:05)
valiny
[url]http://www.africaintelligence.com/C/modules/login/DetailArt/LoginDetailArt.asp?rub=login&lang=ANG&service=BRE&context=CAN&doc_i_id=65123693[/url]
lanin'ny kisoa kay...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/08/2009 21:19
rakaroka
(
13/08/2009 20:39)
Reko fa nitsipaka ny "fifanarahana tatsy Maputo!"
Ny tsy azoko:roll: :-w :-w :-$ fa angaha tsy efa ny delegasiona mba "cerveau capable hi-affronter ny piblika internasionaly no nisolo tena tany?....
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:30
bazylou
(
13/08/2009 17:44)
midehoa k aalaivo ny fitondrna araha mahay milaza azy ho tia tanidrazazna sy mahery noho i tgv, misehoa , mijoroa di alaivo ny fotondrana raha mahay noho izy e,
:-D :-D
valiny;;; tsy misy al...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/08/2009 21:27
