inona indray ry Monja no fepetra hidirana amin'ny tetezamita

1. xxx ( 14/08/2009 15:46)
Teo mantsy izany dia izay nahaloa 50 million FMG na mihoatra no lasa minisitra, 15 million FMG ho an'izay te ho chef de region.

Dia ahoana indray ny fidirana amin'ny governemanta manaraka?

Monja azo alefa mialoha ve fandraisana anjara?

Ahahahhahaha
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:06
2. terrywui ( 14/08/2009 15:49)
mpandefa XXX
mpamaly dinika XXX

elah rahateo sady matotoa no tsisy nofo sady mpamosavy NOHO IZANY tsy misy hamaly anlah eo rah tsy nofo amandrà elah !! ndana mivika ery ty ,, mampiady angely ha ha ha ha ha !!!
3. xxx ( 14/08/2009 16:20)
i monja ve? ireny ry akama no tena fanetribehany firenena a!! :-D :-D
4. Mirananirina ( 14/08/2009 16:51)
Teo mantsy izany dia izay nahaloa 50 million FMG na mihoatra no lasa minisitra, 15 million FMG ho an'izay te ho chef de region
hay ve mando vola koa ireo minisitra fa tsy notendrena e 8O 8O
5. ndotofetsy ( 14/08/2009 17:48)
iray minitra i monja no tsy eo anilanao rava ny fitondranaaaa
hiran i romule moa io =)) =)) =)) =)) =))
6. rakaroka ( 14/08/2009 18:21)
GRAVVVY ihany ity "affaire-na "poste" ity e!
Possible mihitsy aza hoe ny poste clé dia natao lavanty ! Fa tandremo fa voarécuperen'ny ministra tsara anie ny volany ary ahazoany tombony aza , eo @ fivarotana ny seza ho an'izay hiasa ao anatin'ny ministerany indray
(à son tour!" :-D :-D :-D ).
Ka 'zé voky ihany hono no maharaka ny namany koah! :wink:
7. fijo ( 14/08/2009 20:06)
lainga kosa ny filazana fa nandoa vola vao lasa minisitra ireo.misy minisitra namanay ao,fa tsy hafaka handoa izany 50 000 000fmg izany izy rah aizany no notakiana taminy.
fomba tgv ny manely tsao toa izoa ka hatsaharo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1841