mitady miady an-trano ny HAT!!!!

1. ketaka67 ( 14/08/2009 11:01)
mitady hifotra @ ra-Andry ny mpanohana azy!!!!fa hoe nanao sonia ilay sata!
novalian'i ketaka67 ny 17/08/2009 13:00
2. xxx ( 14/08/2009 12:16)
Aleo hiady any, amin'izay mianjera ho azy fa vendrana iray trano! mihady seza dia mahavita manongana fanjakana ,aleo hanao eo fa izahay mpitazana é!
3. varisy ( 14/08/2009 13:42)
aleo hiady an trano any eh tsy moramora koa anie nanakorontanany HAT ny IST diego eh toram-pianarana mande tsara tsy maninona andrizareo nefa de korontanina fotsiny am tsy fitiavan olana, lazaina fa 18 ans de service le DG tao égale zéro fa ry zareo HAT MISTY ZAO ZERO MANATODY mbola ho aiza ny ahazo an ireo foza orana reo ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
4. terrywui ( 14/08/2009 15:43)
mitady hifindran'ny aretin'i penguin mikorotana zavatra soratana ko ty ketaka ty fa voamariko foana ,, tsy loabody mits n koziny rehetra
5. fijo ( 14/08/2009 20:14)
kobo indray ny hat le
6. xxx ( 15/08/2009 21:13)
De mahafaly antsika eto rehefa misy zavatra tsy mandeha amin'izay tokony ho izy. Ny efatra tonta efa nanao sonia , isika eto @ serasera mbola mifanasa vangy.
7. pikatti ( 16/08/2009 10:13)
isika eto @ serasera mbola mifanasa vangy.
be tain'nify less ry zalahy de mba miborosy kely fotsiny é,mba manao asa soa less fa aza de malahelo be a :-P
8. ketaka67 ( 17/08/2009 13:00)
terrywui:

mitady hifindran'ny aretin'i penguin mikorotana zavatra soratana ko ty ketaka ty fa voamariko foana ,, tsy loabody mits n koziny rehetra



gag anao oa ra-olombelona!!!!!!!!! :) :) :) :) :) :) :) :) :) angah tsy afaka miteny ze ba hevitro a!!!!!! tsy lobodinona????????? aza jiolaboto fiteny fa toerana fifanakalozana mahafinaritra ty ka asiana teny ratsy !!!!!!!!!!! mba snoby firesaka nama fa bassesse d'esprit be a!!! soa fa tsy toa anao ny olona eto!!!!!! aleo borkena any fa saiky tsy hamaly ihany aho!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1285