Maire Tana
1. Djhamhal
(
14/08/2009 10:22)
Somary variana ihany aho naheno hoe: i M.Edgard R. no maire n'ny Tana; ny mahavariana ahy dia toa tadidiko indray mandeha zay nisy fanadihadina tsotsotra nataon'ny mpanao gazetin'ny R.T.A. taminy ary nilazany fa tsy mpanao pôlitika izy ary somary henjakenja-piteny miitsy izy t@ nanontanian'ny mpanao gazety azy momba izay pôlitika izay ary nampiany hoe: tsy voatery hanao pôlitika ny opérateur économique fa ny fitadiavana tsena ivelan'ny Madagascar zao no mahamaika! sa tsy maintsy misy lainga fôna ve ny pôlitika???
répondu par patrick2002 le 15/08/2009 02:46
2. xxx
(
14/08/2009 11:30)
Tsy maintsy izay ny politika ,raha hitady ny marina eo enao dia tsy hahita akory,indrisy!ny vahoaka foana no tohatra fiakarana hatrany 2,ohatra izay daolo eran-tany fa ny eto amintsika ny pire indrindra amin'ny fangalarana eo @fitondrana ,ny amin'izao aloha tsy misy tia tanindrazana izany ireo eo @pouvoir ,izao moa dia miafara amin'io coup d'état io ,mahamenatra sady mampalahelo é!,ny zon'ny tsisrairay ange izao no voahosopotaka é,olona lany henatra daholo ireo amin'ny fitondrana ireo,ny hameno paosy no halehany eo,izay mba nanao zavatra kely dia ravalo.
Nefa raha tiany koa mety nahavita bebe kokoa noho ireny izy ny ahy aloha aleoko mihinakely miaraka am-dra8 toy izay fitondran'i baroa an'i tgvendrana é,ny tena tsara dia olona tsy mbola fahita hatramin'izay no mitondraan'imadagasikara ,olona matahotra an'Andriamanitra sy tena tia ny handrosoan'i madagasikara tsy ny harena ambanin'ny tany akory no tsy misy fa hatramin'izao dia ny vahiny no mitavana ,ny gasy mitanty ny miette avy @drizareo,ary eken'ny mpitondra teto mcar izany ,stria iny miette iny no zaraindreo eo @pouvoir dia zay ambony no homeny an'ny vahoaka!!!

3. narveen
(
14/08/2009 11:53)
Raha amiko manokana mikasika ny Maire Tana dia mety ary tsara no nisafidianana an'i Edgard.R satria olona mpandrharaha efa manana ttraikefa amin'ny fintantanana ary koa heveriko fa mahalala ny fomba entina hitondrana ny Renivohitra. Fa mikasika an'i Ratsivalaka die efa iaraha mahita ireny ny nataony: ny tanana maloto, ny vola miditra ao @ commune tsy misy, ny vola mivoaka mandeha amin'ny tsy tokony ho izy... Tena mahamenatra ny toy ireny. Tsara kokoa raha i Edgard fa azoko antoka fa hainy ny hampandroso ny tananà. Ny politika? ny olona toy ireny tsy be politika ( be kabary) fa tonga dia asa. Hirariana soa fotsiny mba tsy voafandriky ny mpanao politika sy Andry Rajoelina.
4. ouiandry
(
14/08/2009 12:52)
narveen a, raha mpanara-baovao ianao d i Edgard no nanosika an'i Andry fa tsy i Andry mihintsy no hanova an'i Edgard!
5. michouh
(
14/08/2009 13:27)
Amiko rehefa tsy ny ekipan-dRavalo no mitondra dia tsy mampaninona ahy, ireo mantsy efa zatra nanao ampihimamba ny harenam-pirenena ka tsy maha-te hieritreritra.
6. Djhamhal
(
14/08/2009 14:03)
izy aloha amiko dia tsy we ratsy akory na we tsara satria mbola tsy itako hatr@ zay mihitsy izy ny teo @ sehatra pôlitika !@ 1 ngeh ny olona dia toa ny anjely dôly é ( mpanao pôlitika io) fa refa mahazo volo-tany dia tô miha gaigy ! :roll:
7. sapele
(
14/08/2009 15:54)
ary sao mba te ho filoha dray koa ary izy e,,,?io mantsy rehefa lasa maire de mba lasa filoha reefa avy eo,,,?ary raha izay no tanteraka de tena raharaha ny dada ra8 satri iaraha-mahita ny tsy fitovian-kevitr'ireo hatramin'izay ,loll :roll: :roll:
9. fijo
(
14/08/2009 20:17)
tamin'izany izy ts ynanao politika,fa io kosa aloha mety hisyihany ny fiovann'y saina e,tsy hanomezana tsiny azy izany,ary rah amahavita koa izy ts yitako izay hitsikerana azy aloha e
10. patrick2002
(
15/08/2009 02:46)
Djhamhal : Hatraminy nitondrany Ravalo dia niova endrika ny tontolony fanaovana politika tao madagasikara ,manao politika raha te hiaro sy hampitombo ny fanananao ianao ,
T@ androny Ratsiraka ny mpanao politika dia Officier superieur ,na haut fonctionnaire ,amin`izao mihazakazaka ny milliardaire gay rehetra antony .
Nizaka ny tsy erany aina ny mpandraharaha malagasy t@ androny Ravalo indrisy :cry: :cry: :cry: .
Nefa dia tombotsoa miompampana no hazo ao @ fitondrana .
Afaka manodina ny lalana ho an`i tombotsoa ny entreprise nao ianao ,a.ry ho ratsy @ firenena izany