Politika
rabaradaka
(
11/08/2009 11:16)
Ny tany Maputo dia azo lazaina fa tsara ny dia. fa ity resaka ity no nahalasa eritreritra ahy ry dadatoa : niresaka i Zafy Albert sy Ratsiraka Didier ary Ravalomanana Marc hoe ny tena loza dia ity RAT...
tohiny
novalian'i dadabe ny 16/08/2009 08:08
ravatorano
(
11/08/2009 11:05)
azo http://njnb.wordpress.com/2009/08/10/madagascar-les-accords-de-maputo-a-telecharger/
ilay accord n°2 no mikasika an'ingahy Ravalomanana
ao koa no isy ny chartre de la transition izany hoe n...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:30
xxx
(
11/08/2009 10:32)
hoe mahazo mirotsaka ho fidiana ny filohan'ny tetezamita vaovao e?
rehefa novakiana mantsy ilay accord dia zao no voasoratra mazava:
V.- Participation aux élections organisées par la Transiti...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:28
xxx
(
11/08/2009 10:11)
Otran misy lesona azo raisina ihany ny fanomezana amnisite ny nahavita heloka be vava teto am firenena na iza izany na iza.
- Ny mpangalatra sy ny mpamono olona mifona de mahazo fahafahana
- Ny mp...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:39
zoam
(
11/08/2009 10:01)
jereo ny concession nataon'i r8 nanomezany sezany ara dalana hoan'ny mpanao coup d'etat nefa mbola misy tsy faly ihany ny capsat sy Hat integriste ny hiverenany eto dago na dia nahemotra aza,hita miba...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:42
essera
(
11/08/2009 08:15)
[quote=Article 15]Un fonds national de solidarité (FNS) sera mis en place afin d'indemniser les ayant-droit et les victimes pour les préjudices subis lors des évènements politiques de 2002, 2006, ...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:23
xxx
(
11/08/2009 07:23)
tsy maharaka fa ampio kely mbola tgv zany no pitondra mandrapatonga ny fifidianana,misaotra :* ...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:32
essera
(
11/08/2009 06:10)
Mba fanontaniana kely mba manitikitika ny saiko ity hoe ahoana tokoa ny réaction-n'ny GTT am zao situation izao (Fifanarahan'izy efatra mitsam).
Io mantsy d aleo tsorina fa nifangaro b ny antokon'ou...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:41
penguin
(
11/08/2009 05:25)
Hatramin'izao resaka efa tafakatra avo ary arahan'izao tontolo izao izao dia mbola resaka baomba kilalao ihany no aseo ho hitan'ny vahoaka ao amin'ny TVM. Mba mahalala menatra ry tgvendrana mamporisik...
tohiny
novalian'i penguin ny 14/08/2009 05:43
Noue
(
10/08/2009 18:35)
Fa dia nahoana kosa aza no censuréna ry TVM ny déclaration hafalian'ny sasany aaa !
Vao omaly anie no vita ny dinika tany Maputo dia hisy an'zao censuréna zao sahady ve ee ??
http://www.you...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:53
lemenakely
(
10/08/2009 16:57)
Tsy tokony ajanona @ izay ve ity fifandrangitana sy fifankahalàna ity e? Tsy handroso velively mihintsy isika raha toa izao foana , tsy ho mora ny hanrina izay rehetra simba izay fa tokony hibanjina ...
tohiny
novalian'i desirelyaime ny 13/08/2009 18:23
salopard
(
10/08/2009 16:46)
10 août 1991: carnage à Iavoloha, par les elements de Ratsiraka
07/frevrier 2009: remake et carnage à Ambohitsorohitra,Ravalo a appris des leçons chez Ratsiraka
2002: les deux salopar...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:56
xxx
(
10/08/2009 15:25)
Mba mampihomehy ny fivadihan'ity rangahy ity lela. sa ve izay ilay polifika??? :-D :-D :-D Teo aloha misisika mafy ny ho avy aty M/car sy hoe vonona ny hizara fahefana ...nefa dia tonga izao ny foto...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 11/08/2009 09:52
Noue
(
10/08/2009 12:40)
[b]Liberez Manandafy[/b]
http://www.youtube.com/watch?v=fR0nU90hEIw&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana.free.fr%2F&feature=player_embedded
[b]Firaisankin'ny mouvance [/b]
http://www.youtube...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 21:07
kidoropamba
(
10/08/2009 12:01)
Ry zareo mpomba an-dra8 mbola tsy nahatelina ilay tsy fiverenan'ny dada @ "ordre constitutionnel" (hi hi hi hi hi hi), ry zareo TGV mbola mitsakotsako ny taolan'ny fizarazarana ny seza sy ny fahefana,...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 10/08/2009 16:15
zakilinina
(
10/08/2009 11:15)
Ahitsio raha diso ny analiziko :
1)- Nanaiky izy efadahy fa i Andry ihany no filoha ambony indrindra ao Mkara. Reconnu ho légal izany ny fanonganam-panjakana, ary tsy déchu Ra8 fa nametra-pialana;
...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 21:06
bozyboleta
(
10/08/2009 11:02)
Saron'ny dinika tany Maputo ny série baomba tato ho ato.
Niakatra ve ny soratra sa miato kely aloha fa tsy mahita scenario intsony ny mpanoratra?
Nihena aloha izao ny fisehoan'ilay kolonely "prosef...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 10/08/2009 16:23
xxx
(
10/08/2009 10:54)
Aleo alefa lavitra ny saina de avadika ny situation.
Am zay mantsy samy micomprendre ny situation'ny adversaire avy ny tsirairay....
tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 15:53
vitamatavy
(
10/08/2009 09:54)
tena mila fanazavana kely satria raha hita dia toa efa ao anatin'ny mouvance an'i tgv ny mouvance an'i zafy sy mouvance an'i Ratsiraka,nefa ireo mouvance ireo mbola manana appart gateaux hafa @ maha...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 10/08/2009 16:25
ari.malala
(
10/08/2009 09:43)
[quote= gazety taratra nivoaka ny 10/08/09]VAOVAO MISONGADINA
FIFANARAHANA TANY MAPUTO
FIFANARAHANA TANY MAPUTO
. Filohan’ny tetezamita Rajoelina, mahazo mody Ravalomanana, tetezamita ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 10/08/2009 16:29
