Ho atsangana am maty daholo ze lavo tam tolona 91-2009
1. xxx
(
11/08/2009 10:11)
Otran misy lesona azo raisina ihany ny fanomezana amnisite ny nahavita heloka be vava teto am firenena na iza izany na iza.
- Ny mpangalatra sy ny mpamono olona mifona de mahazo fahafahana
- Ny mpandroba fahefana sy fananan'olona mamerina manao indemnisation de samy miala
- Ny naratra omena fanampiana isam-bolana de samy mangina.
Ary ireo maty tam tolona rehetra? na avy amin'iza na avy amin'iza?
Aoka 'sika malagasy haka lesona fa ny aina lahy tokana, tsy vahaolana intsony ny fanaovana sorona ny aina amin'ny fidinana an-dalambe toy ny raharaha 10 Août, 07 Février, 28 Mars, 13 Mai, Magro ... tsy asian'ny mpanao politika sira akory izay sorona vitanao fa rehefa samy izy lohandohan'ny mpisorona no miresaka.

novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:39
2. Mirananirina
(
11/08/2009 10:21)
Ka samy diso anie na ny andaniny na ny ankilany e,,fa ny tena diso kokoa dia ireo nahatonga ny ady.,nanao ny coup d'état ity.Raha tsy nisy ny coup d'état ngaha nisy ny maty.
3. hery
(
11/08/2009 10:47)
Aoka 'sika malagasy haka lesona fa ny aina lahy tokana
Marina io. NA dia tsofina rano hoe "Tsofiko rano ianareo ho eny Ambohitsirohitra" dia aza mandeha... raha tsy hoe miara-maty eny\
4. tess
(
11/08/2009 11:02)
NY VAHOAKA anie vendrana ny sasany e! sady tsy mety tonga saina mitsy hoe fitiaovana fotsiny izy ireny fa dia faly mihogahoga fotsiny manatevindaharana manaraka zay mpanongana foana :-D
5. ravatorano
(
11/08/2009 11:08)
io entikafanapo be io matetika no mahafaty ny olona.
Sanatrian'izany izao dia azo lazaina ve ary fa "maty bôjo" ireny olona namoy ny ainy tamin'ny tolona izay nataony rehetra ireny sa izay ilay antsoina hoe dommages collateraux !
ny atsangana aloha mbola miandry ny farany vao hisy izany !

6. essera
(
11/08/2009 11:59)
Mirananirina:
Ka samy diso anie na ny andaniny na ny ankilany e,,fa ny tena diso kokoa dia ireo nahatonga ny ady.,nanao ny coup d'état ity.Raha tsy nisy ny coup d'état ngaha nisy ny maty.
Hita eto ihany aloha ny ankolafin-kery tiatian'i Mirananirina fa na te hanaiky aza d somary ts te handa koa. Kony e ????
Fa ity ry Mirananirina misy lesona lojika kely ataontsika.
1/ Filoha manao ny tsy mety
2/ Tsy fifalian'ny vahoaka entina
3/ Fihetseham-bahoaka
4/ Fialana na fialan'izay mpitondra farany (izay tiantsika)
Izany hoe misy antony ao fa tsy hoe diso ranona na marina ranona fa mandeha lojika ilay izy.
hery:
Marina io. NA dia tsofina rano hoe "Tsofiko rano ianareo ho eny Ambohitsirohitra" dia aza mandeha... raha tsy hoe miara-maty eny
Ndao hiara-hiodina eny raHery d manala an le bandy pelaka be eo ireo. Omena ny felaka be fa mandoto tanana.
tess:
NY VAHOAKA anie vendrana ny sasany e! sady tsy mety tonga saina mitsy hoe fitiaovana fotsiny izy ireny fa dia faly mihogahoga fotsiny manatevindaharana manaraka zay mpanongana foana
Tsy manaiky zato isan-jato ny hevitry i tess ah, ny antony dia tsotra. Misy zavatra tsy zakany ao matoa izy nandeha. Essence fotsiny ilay kabary sy ny fanentanana mba hiaraka amina conviction ilay fihetsehana.
ravatorano:
Sanatrian'izany izao dia azo lazaina ve ary fa "maty bôjo" ireny olona namoy ny ainy tamin'ny tolona izay nataony rehetra ireny sa izay ilay antsoina hoe dommages collateraux !
Ny tena saika napmé be anah tamin'iny les ravatorano d le misisika ny sasany hampitovo isana maty. Teny Ambohijatovo io. Ka asa raha azon'i Tess ilay hoe vendrana na tsy vendrana fa teny izao ny pro-ravalo sy légaliste tena nanao provocation d ezahina izay hampisy victime mba hitovitovy ny isan'ny maty.
Efa ela b ah moa no nikôzy an'io hoe ny isan'ny maty matetika ve no hi-justifier-na ny tolona ????
7. ntss
(
11/08/2009 12:23)
tess:
NY VAHOAKA anie vendrana ny sasany e! sady tsy mety tonga saina mitsy hoe fitiaovana fotsiny izy ireny fa dia faly mihogahoga fotsiny manatevindaharana manaraka zay mpanongana foana :-D
I Tess ngamba paozin'ny olona vao maika manidy trano raha misy miantso vonjeo am alina, tsy ao aminao mantsy zany hoe "Soif de Justice zany" ko to opainao am reniny mitsy ireto olona lavo tamin'ny tolona na taiza na taiza.
Ny foto-pisainana toy izany mitsy no mahatonga ny sasany mihevitra fa ny lalàn'olombelona dia ambony noho ny aina izay an'Andriamanitra irery ihany.
8. solemio
(
11/08/2009 12:39)
Atsangana amin'ny maty ahoana moa? Fa iza anfa moa no tena tompon'andraikitra tamin'ireny rehetra ireny? Raiso fotsiny oa le teny Ambohitsoritra,dia efa fantatry ingahy Roindefo tsara fa zone rouge ny eny Ambohitsorohitra ,fantany mazava tsara fa faty olona no hita raha misangy scène,nefa dia mbola sahy ihany izy nitondra ny vahoaka teny(avereno jerena ny sary mirakitra teo amin'ny 13 mai,raha ny teny ingahy Rajoelina "omeko anareo ny eny Ambohitsirohitra,io ry praiminisitra," dia nanontany ny vahoaka ingahy Roindefo "alaintsika androanay ve?izao dia izao?" nefa fantany tsara fa vava-basy no mindry any,sa tsy maintsy mila sorona ny tanindrazana?
Dia faute ve ingahy Ratsiraka raha niteny fa zone rouge ny teny Iavoloha ? Ny tena izy dia tokony mahafantatra tsara ny lalana azo hizorana sy tsy hafaty ny vahoaka aloa ny panao politika fa tsy maika ny hahazo seza dia ny vahoaka no atao sorona.Fa na firenena aiza na firenena aiza dia tsy maintsy misy ny zone rouge,fa rehefa nahazo seza ny panao politika angaha mba nanome seza iray ho n'ny havan'ireo namoy aina ry zareo? Mieritrete ry mana-panahy

9. essera
(
11/08/2009 12:41)
Ty mbola misy lesona lojika anankiray mba hampazava ilay resaka :
Tamin'ny mi-janvier 2009 :
Tao aorian'ny mi-mars indray dia :
Resaka nandeha teto am serasera daholo ireo fa tsy noforonina a.
D azon'i Tess sy Mirananirina am zay ilay lojika. Tsy afaka hiteny ianao hoe diso na marina i ranona fa rehefa tonga eo amin'ilay anjara fandraisany anjara na feno ny kapoakany d tsy maintsy mamoaka ny vetsovetsom-pony ny olona.
Tamin'ny mi-janvier 2009 :
zanaky Dada sy ny mpanohana azy:
Mba vendrana koa ireo olona milahatra eo am 13 mai ireo. Lanian'i Andry TGV andro eo d mihogahoga miorakoraka eo fotsiny. Efa jereo mihena ohatran'ny fen'antitra ny isany hitako avy ety ambonin'ny arcade.
Tao aorian'ny mi-mars indray dia :
TGViste sy ny mpanohana azy:
Mba vendrana koa ireo olona mivory eo am Magro ireo. Lanian'i Ravalo andro eo d mihogahoga miorakoraka eo fotsiny. Efa jereo fa i Dada manao vacances na mi-s'exiler any Afrique du Sud nefa zalah mbola manantena ny fiverenany.
Resaka nandeha teto am serasera daholo ireo fa tsy noforonina a.
D azon'i Tess sy Mirananirina am zay ilay lojika. Tsy afaka hiteny ianao hoe diso na marina i ranona fa rehefa tonga eo amin'ilay anjara fandraisany anjara na feno ny kapoakany d tsy maintsy mamoaka ny vetsovetsom-pony ny olona.
10. fijo
(
11/08/2009 22:39)
amiko dia olona maty hoazy daholo ireny mety taritarihanahoatsy sy eroa ireny.