mbola misy baomba e,tsy tena tsy faly mihitsy ve ny Hat e

1. zoam ( 11/08/2009 10:01)
jereo ny concession nataon'i r8 nanomezany sezany ara dalana hoan'ny mpanao coup d'etat nefa mbola misy tsy faly ihany ny capsat sy Hat integriste ny hiverenany eto dago na dia nahemotra aza,hita mibaribary ny ny mpanao ratsy fa tsy kely lalana mihitsy ,ary ho maro ny memebre an'io HAT sy ny gouvernement roindevo ny hisabotage an'io accord maputo io
novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:42
2. Mirananirina ( 11/08/2009 10:27)
mbola misy tsy faly ihany ny capsat sy Hat integriste ny hiverenany eto dago na dia nahemotra aza,hita mibaribary ny ny mpanao ratsy fa tsy kely lalana mihitsy ,ary ho maro ny memebre an'io HAT sy ny gouvernement roindevo ny hisabotage an'io accord maputo io

Ka mieritreritra izy ireo sao very fihinanana eo.Mamy anie izany hoe mahazo toerana izany e,indrindra fantatra fa vetivety fotsiny fa tsy ho mandrakizay.
3. essera ( 11/08/2009 11:20)
D hatram zao v d hifanendrikendrika eto foana isika mandava-taona. Inona no hakana L am zan r reto fa izay hampandroso ny Maputo 2 izao no tokony hirariana.

4. rabaradaka ( 11/08/2009 11:21)
Dadatoa efa fantatra ange fa ny TGV ihany no ao ambadiky ny bomba e ! Na ny GIC aza efa mahalala izany tany Maputo. F'angaha tsy fiomehezana ny andry zareo tany rehefa io bomba io no resahina ! :lol:
5. essera ( 11/08/2009 11:34)
Mba omeo hoe le porofo fa tahaka ny hanao affirmation gratuite ko enao rabaradaka. Zah tsy miaro an'iza n'iza fa mba omeo source marim-pototra aho hoe fa mety tara be angamba na ianao koa mety lasa aloha loatra.
6. zoam ( 11/08/2009 14:25)
aza dia vendrana lesy ry essera an,ialahy mailaka ery miteny fa ny legaliste manao an'io dia mitady porofo izahay, ny saingy kosa ny olona tsy vendrana ohatrany ny mpomba an'i tgv daholo ka mora amidy dia hino,efa el no nahenoina an'izay baomba izay ary efamaro no voasambotra saingy ny porofo omeny mpitondra tsy misy,
7. Noue ( 11/08/2009 19:01)
cirque fotsiny ireny eee ! raha hamorona koa ry FAT(Y) ireo aa
8. kazzialy ( 11/08/2009 20:10)
zoam:
tena laisany legaliste, miseho legaliste manko, kamboty ray reto mitsy no tena mitsetsina maloto ny maso sy sofina,...aza dia borné lotra ranga ty fa ny zava misy jerena, ny porofo anie efa iara mahita otran vay akandrina e....laisany no tena vendrana...
aza dia vendrana lesy ry essera an,ialahy mailaka ery miteny fa ny legaliste manao an'io dia mitady porofo izahay, ny saingy kosa ny olona tsy vendrana ohatrany ny mpomba an'i tgv daholo ka mora amidy dia hino,efa el no nahenoina an'izay baomba izay ary efamaro no voasambotra saingy ny porofo omeny mpitondra tsy misy,



9. fijo ( 11/08/2009 22:42)
i andry TGV izao ,dia mil afiarovan amafy mihintsy,satria ny akama tery ambohitra rehetra,dia matahotra ny hovery seza ka misy ny efa manizingizina fa tsy hiala sahady,,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0571