ilay accord n°2 no mikasika an'ingahy Ravalomanana
ao koa no isy ny chartre de la transition izany hoe ny momba ny tena ho fandehan'ity tetezamita vaovao ity izay misy andininy 46 be izao
io zany ilay ohatran'ny hoe lalampanorenan'ny tetezamita e
mazotoa daholoary mamaky sy mandinika tsara e !
:wink: